Temoins de Jehovah

21. Kamoufle ( 27/09/2006 12:16)
hery:

lapino> Mitombona ilay fanontaniana kah. Raha misy TJ eto na mahalala tsara ny TJ dia inona no iheverandry zareo an'i Jesoa.

Mitovy amin'ny hoe Raha misy Silamo eto dia inona no iheveran'ny Silamo an'i Jesoa.

Ny valin'io faharoa io dia hoe ho an'ny silamo dia Mpaminany i Jesoa
Tsy mitovy finoana amin'ny katolika na protestant ny silamo ry kamoufle kanefa manana ny iheverany an'i Jesoa. Toa izany koa ny athées sns... dia samy manana izay iheverany an'i Jesoa daholo.

Tsy voatery hanana CEPE (ohatra anahy) vao afaka mamaly an'izany fanontaniana izany :-)



Misy mpanaraka an'io finoana io ve eto azafady? Tsy izany mantsy fa tena manitikitika ny saiko be ny te hahafantatra ny ahoana i Jesoa amin-dry zareo. Anjely tokoa ve Izy sa zah no nandray vilana azafady. Misaotra mialoha.
Raha tsy ampy an'i hery ny masony roa , mitondra solomaso mba ho efatra
Manontany ilay olona hoe Ahoana i jesoa amindry zareo,tsy midika izany hoe IZA I JESOA .fa hoe inona no toerany amin'ny tj.
Ny fanontaniany faharoa hoe anjely ve jesoa, fa hatry ny haoviana moa i jesoa no anjely??
Ny sain'ny mpanontany koa hono mangitikitika fahalalana, ka inona no olana raha manome ny heviny ny tsirairay ,fa tena ilay HERY mihitsy no mivalana ka mivalana daholo ny resaka ,mitovy aretina amin'i ben laden ela fa ndana mitsabo tena,,ary ny silamo , ny athéé , inona no hidirany amin'izany , ka izany hoe athée izany ko mbola hisy olona hinoana ihany ve ..
Tsy ao ela ry HERY LOOOOOOOOOOOOOOOOO EUGENE8O
22. hery ( 27/09/2006 12:55)
Mafy loha zany raha olona :-D
23. tambitamby ( 27/09/2006 13:53)
Kamoufle> ary kala ary so de manana blema manokana misy foana ny solugany fa za misary adala fa tena mankaleo :?:
24. vetsoko ( 27/09/2006 14:00)
inona ary ity le
25. tambitamby ( 27/09/2006 14:51)
kamoufle> mbola malalaka ny tany eny Ambohimena raha dia mahatsiaro ikala fa tsy misy atao, tsy aleo ve mamboly manabe voho ny tany na koa mitery ronono :lol::lol:
26. Kamoufle ( 27/09/2006 15:50)
Ary toa be vava koa ty zany :-*:*:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. Fiffi ( 27/09/2006 15:50)
io zao fa mbola HS hiany ny an'i kam fa inona no idiran'i ben laden @ temoins de Jehovah ?
28. jentilisa ( 27/09/2006 16:31)
teknikam-panakorontanana io e!
29. soanja ( 27/09/2006 17:07)
Mahavariana ahy mihitsy ny fizotran'ity adihevitra ity.
Ny tena antony nanontaniako an'io mantsy dia manao etude aho hoe Iza tokoa moa Jesoa amin'ny finoana isan-karazany. De tena gaga aho hoe Anjely izy amin'ity finoana ity ary teo no nahavoa ahy hoe ahoana no naha Anjely azy sns, indrindra le hoe Anjely Mikaely ihany no Jesoa. Tena tsy arako.

Mety tsy maintsy ny mpanaraka ilay finoana ihany no afaka hamaly azy kah. Misaotra.
30. Fiffi ( 27/09/2006 19:54)
jentilisa:
teknikam-panakorontanana io e!
indrisy ! nahita an'ity aho ka sao de mahavaly ny fanontanian'i soanja ? http://www.info-sectes.org/tj/index.htm


31. soanja ( 28/09/2006 04:47)
Aloe zany vakiako miadana fa toa mbola tsy hitako ato tsara. Misaotra aky Fiffi a.
32. jentilisa ( 28/09/2006 07:06)
fa naninona no natao hoe indrisy?
33. pissoa ( 28/09/2006 07:18)
ilay hoe
jentilisa:
teknikam-panakorontanana io e!
angamba no nataony indrisy teo fa tsy ilay link ka :-D
34. isaka ( 28/09/2006 10:02)
ohatra anakiray izay mampiavaka an'i jesosy koa ity; teo ampiandohan'ny fanompoan'i jesosy, fony izy niakatra avy tao anaty rano nanaovana batisa azy, dia hoy ny feon'Andriamanitra avy tany an-danitra : Ity no Zanako malalako izay sitrako. jereo;(Matio3:16,17)Moa ve Andriamanitra nilaza fa ny tenany ihany no zanany, fa sitrany ny tenany, fa naniraka ny tenany izy?
35. isaka ( 28/09/2006 11:06)
jereo koa www.watchtower.org fa misy fanazavana fanampiny.
36. diamondra27 ( 28/09/2006 11:21)
mety misy tsy mpanaraka fa mahala hoe: iza Jesosy @ TJ?

Ny fahitako le dinika rehefa mandeha dia tsy mba afaka miteny ze tiany tenenina le olona.
Samia milaza ampanajàna daholo izay heviny na fahalalana izay hainy dia avelao handroso ny ady hevitra.

Lany fotoana @ fanenjehana foana eto nefa tsy afaka mandroso mihitsy.

37. poussy3 ( 28/09/2006 11:24)
nN Témoin de Jéhovah zany e manaiky fa Jesôsy, dia zanak\'Andriamanitra, tsy izy anefa no ivavahana fa Atra Ray ihany, araka ny fampianaran\'i Jêsôsy mintsy, te hampiavaka zany ry zareo hoe : manana toerana ambonimbony kokoa ny Ray, noho Izy zanaka, de zay fotsiny, fa raha mbola mila fanazavana hafa ,de vonona aho hamaly, zay !
38. isaka ( 28/09/2006 11:30)
marihako kely fa ny Baiboly no nakana ireo hevitra , fa tsy hevitrin'ny Temoins de Jehovah manokana.Ny Baiboly no afaka milaza ny marina amin-tsika
39. soanja ( 28/09/2006 12:41)
poussy3:

nN Témoin de Jéhovah zany e manaiky fa Jesôsy, dia zanak\'Andriamanitra, tsy izy anefa no ivavahana fa Atra Ray ihany, araka ny fampianaran\'i Jêsôsy mintsy, te hampiavaka zany ry zareo hoe : manana toerana ambonimbony kokoa ny Ray, noho Izy zanaka, de zay fotsiny, fa raha mbola mila fanazavana hafa ,de vonona aho hamaly, zay !


ka ANJELY ve i Jesoa aky sa ahoana amin'izzy fazah manko tena nihevitra fa izay ilay nolazaina tamiko dia mba mila fandalinana lalindalina aky hoe ahoana no maha anjely azy ary i ny Anjely Mikaela tokoa ve Jesoa ihany?


40. little ( 28/09/2006 13:29)
Gravy ko eto zany fa maimbo olombelona be nefa resaka anjely sy jesoa! alao any @ digue no ho lalako ka! mazotoa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.099