Madrid contre Barça

1. Aino ( 25/09/2006 14:36)
ho anareo izay makafy foot, le 22 octobre Madrid Real- FC Barcelone
novalian'i ronaldo09 ny 10/11/2006 12:54
2. salmo ( 25/09/2006 16:51)
VISCA CATALUNYA i FORÇA BARÇA
3. Razouzou ( 25/09/2006 18:29)
allez valencia io ihany no mahazo ny liga8)8)
4. Aino ( 25/09/2006 18:43)
ka i madrid sy barça izao no resahina fa tsy miditra i valencia ko!!
5. zandikely ( 25/09/2006 20:22)
Baolina miady, nefa henjana ho an'i Barcelone ihany satria le 18 octobre izy mihaona amin'ny Chelsea ( Campion's League) match henjana koa io satria samy tehahazo ny place voalohany.
Ho ahy dia Real Madrid mandresy amin'izao.
6. kitjo ( 26/09/2006 04:59)
Valencia-barcelona 1-1 an

fa mbola aleo iany Barca e!

Real nge oh lasa ekipa-na mannequins sy commerciaux sisa, tsy haiko oe matahotra v zareo sao maloto ny akanjony..lol
7. mandrindra ( 26/09/2006 08:24)
barça, barça, barça, barça, barça. hafa ihany ny esprit de jeu FCB
8. Aino ( 26/09/2006 09:54)
FUTBOL CLUP DE BARCELONA!! barça ihany aloha nyanay na mandresy izy na tsy.
http://fanaina.skyblog.com/7.html
9. robot ( 26/09/2006 16:15)
zah aloh maka barca eh
efa ekipako hatra@ zay io
10. Razouzou ( 27/09/2006 17:21)
chance be ny any barça tam le match iny :lol::-D
11. Aino ( 28/09/2006 19:18)
Razouzou zara aza aloha mba nanana chance ko, rehefa tsy misy anie no tsy tsara eh!!:wink:
12. robot ( 29/09/2006 10:58)
fa zah hoa ry reto mba nanantena ny hahita nefa tena asa be ny anay tato ampiasana ,alina be zay vao natory de tsy nahita zah eh
fa mba firy sy firy kay izy tao i aino
de nandresy ve le antsika?
13. Aino ( 30/09/2006 14:45)
robot izhao anga mba mijery any hireny eh!! rehefa resy ry zareo de hatao hoe indry mampalahelo rehefa maresy de mihoraka!!
ny ahy dia ny milalao ihany no tiako.
14. ronaldo09 ( 03/10/2006 13:52)
Mazava ho azy fa i Real madrid no mandresy ,Barca zany ekipana Sanjila fotsiny .I Eto'o zao 5 mois tsy milalao ,i real dia ao anatin'ny heriny tanteraka izao indrindra moa ny fiverenan'i RONI na i IL FENOMENO eny ambony kianja amizao .
Ny ahy aloha dia Real Madrid-Barca:3-0 deux buts de Roni et un but de Vani
ALLEZ REAL MADRID
15. Aino ( 03/10/2006 18:45)
tsy koi io fa mande hoazy faona na mandresy izy na tsy eh!! dia samy miandry izany isika ko!! na tsy eo aza i Eto'O tsy maninona, aleo izy mba aka aina kely koa.
16. batita ( 06/10/2006 10:58)
Barça ihany ny anay e!Ronaldinho nga misy mahatana!
17. vakiniadiana ( 06/10/2006 12:17)
Za mpanohana mavitrika ny Barca taloha fa nony niditra tao i Ronaldinho dia tsy voako intsony fa tena tafahoatra loatra ny zesta an'i nedala.
Ny tsy reveko @ izao koa dia i Saviola tsy avelan-drizalahy hanao nefa bloquer-ny fotsiny tsy hifindra any @ ekipa hafa.
Ary farany : i Rijkaard dia mpilalao tena tsy tiako mihitsy t@ mbola nilalao, tsy misy fanajana ny mpifanandrina @ tena mihitsy, impiry impiry izy no tratra nandrora ny adverserany.

:wink:
18. Aino ( 07/10/2006 20:41)
dia miandry izay valiny eo fotsony eh!! hoe iza no haresy dia iza no ho resy.
19. naughtyboy ( 09/10/2006 21:26)
ny fahitako anty lalao ty de barca no andresy fa ra mifanena @ chelsea ry zareo @ 18 io de vita matavy fa iarahamahita eo
20. ronaldo09 ( 12/10/2006 07:34)
I Ronaldinho zany efa vita rahateo ny momba azy ,taorian'ireny Mondial ireny dia tsy ao intsony ny performance-'ilery ,eny fa na i Reijkaard aza manakiana fa tsy toy ny taloha i Ronaldinho.Ny tiako ho valiana manko dia ny resak'i batita ery ambony hoe tsy misy mahatana i Ronaldinho nefa niaraha nahita ny tsy fahombiazan'i Bresil nandritra ny mondial farany teo!Ary asa raha nijery ianareo t@ match Bresil# Equateur ny 09 oct lasa teo fa remplacant i Ronaldinho ary i DUDU (CSKA Moscou) no titulaire.
Momba an'i Real indray taorian'ny fanovana mpanazatra dia niverina amin'ny heriny ry zareo Marengue ary hatramizao dia faharesena indray mandeha ihany no azony fa vokatra tsara avokoa,faharoa mpilalao sangany sady vaovao no eny ambony kianja raha tsy hilaza af-tsy i Canavaro ,Diarra isika .Ny olana fotsiny dia i Robinho izay tsy mpilalao tompo-toerana fa atao mpilalao fiandry nefa manana ny maha izy azy izy raha ny mitaha amin'ireo lohalaharana ao amin'ny Real no zany hoe izy mahay noho i Ronaldo sy ry Raul ary i Van Nistelroy.
Tsotra fotsiny i Real no mibata fandresena sady ao a Santiago Barnabeu ange ny lalao no hatao e!Fa tsy any a Nou Camp akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558