Madrid contre Barça

21. vakiniadiana ( 23/10/2006 10:06)
aiza ny Barca e :-D
22. Aino ( 24/10/2006 10:52)
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/imagen.jpg

http://serasera.org/namana/media/sary/namana/fanja_008_002.jpg
23. Mandefitra ( 31/10/2006 08:37)
ahoana ty famerenana ty e?ra vô resy eo barca de bye bye ny champion's league.Aleo mba hi sentimaka kely e:resin i barca 2 sy 1 io, ahoana?
24. ronaldo09 ( 31/10/2006 10:19)
Inona?Dia i Barca ve?Vitan'i Chelsea 1-0 indray io ,i Drogba aloha dia ao amin'ny heriny tanteraka izao ,I Shevchenko koa moa tsy azo atao n'inonina ,tsy ho lazaiko intsony moa i Ballack izay biby fampitahorana mihitsy!
Tsy manka9iza ny Barca e!
25. fanaina ( 07/11/2006 21:28)
Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 31-10-2006 11:19:24
Lohateny : Re : Madrid contre Barça
Inona?Dia i Barca ve?Vitan'i Chelsea 1-0 indray io ,

ahoana ianao @izao fa tao 2-2 ilay zy fa tsy 1-0
26. ronaldo09 ( 09/11/2006 09:34)
2-2 le izy fa midika anie izany fa faible ny Barca satria tsy nahovoka tao amin'ny taniny e!
27. fanaina ( 10/11/2006 11:34)
isi izaho hivakiloho
28. ronaldo09 ( 10/11/2006 12:54)
Dia izay zany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4712