Motivation

1. miantra ( 25/09/2006 13:49)
Inona avy ry reto ny ataonareo hi-motiver-na ny ankizy hianatra na hanao zavatra iray (sport, activité...)
2. pissoa ( 25/09/2006 15:37)
zah mbola tsy manan-janaka fa ny hafatrafatry i neninay fotsiny hoe refa miteraka ony (:-D:-D:-D) dia aza irahina izy fa miaraha aminy dia lasa tiany sy mampazoto azy ilay zavatra - ka na tsy eo aza ianao dia mandeha ho azy aminy avy eo.

Izany hoe, aza tenenina izy ohatra hoe Ndana mianatra, fa mba ataovy hoe ndao tsika sy elah hanao an'ilay devoir calcul :oops::-D:-D:-D
3. Fiffi ( 25/09/2006 15:58)
miantra:
Inona avy ry reto ny ataonareo hi-motiver-na ny ankizy hianatra na hanao zavatra iray (sport, activité...)
raha ny sport aloha de azonao hatao tsara ny maka ny namany anakiray zay manao sport de resahana izy hoe maninona raha miaraka manao an'io ianareo ?

Raha ny fianarana indray de somary hatao lalao kely ilay izy ! nefa mila koa ianao hoe somary henjana @ ankizy raha tsy zany de ny hilalao fotsiny no hataony .
Maninona koa raha ohatra hatao hoe "raha anatin'ny 10er ianao de hividianako baolina ohatra " ? na hoe raha mitondra naoty tsara ianao de...hividianako gilasy ?


4. mandrindra ( 26/09/2006 08:18)
ampahafanataro azy hoe hitondra inona ho azy ny zavatra ataony na fianarana io na fanatanjahantena. raha fianarana izany dia hitondra fahalalana sy fahaizana, dia inona no mety ho vokatr'izay eo amin'ny fianany? manokatra varavaran'ny asa ohatra,... dia kendreo tsara izay tanjona tiana ahatongavana.
raha fanatanjahantena dia toy izay ihany koa, saingy mila avahana tsara hoe fanatanjhanatena fikolokolona vatana no atao sa manana tanjona ny anao pro
5. pissoa ( 26/09/2006 09:48)
Fa ankizy firy taona ilay izy ? Raha mbola kely kosa ve dia resaka asa no himotiven'i mandrindra azy fa mandrindrakoooooo :-D:-D:-D
6. mandrindra ( 26/09/2006 09:53)
raha mbola kely, latsaky ny fito taona izany amiko dia daroka sy trerona dia tokony ampy handehanany mianatra
7. miangalyandria ( 26/09/2006 10:28)
raha mbola kely, latsaky ny fito taona izany amiko dia daroka sy trerona dia tokony ampy handehanany mianatra

andray ry Mandrindra, soa aho fa tsy zanakao izany tamin'ny mbola kely !!! tsy ny daroka ny atahorako fa ilay valiny ho azonao hihihi :-P:-P
8. mandrindra ( 26/09/2006 10:37)
miangalyandria, mbola hisaotra izy any aoriana hoe misaotra nidaroka fa raha tsy izany aho tsy nianatra
9. miangalyandria ( 26/09/2006 10:45)
ka aho révoltée be koa na tamin'ny mbola kely aza :°):°)
10. booboo ( 26/09/2006 10:51)
Arakaraka ny taonan'ilay ankizy araka ny hevitro. Raha zaza sy ankizy dia ny remarquer-ko tena mora miditra be ao an-dohany ny raha ampianarina raha atao sous forme lalao. Ohatra hoe rehefa hianatra table de multiplication, dia hiraina sns.


11. pissoa ( 26/09/2006 10:54)
Kay le --- mandrindrakooooo masiaka tsssss :-D:-D:-D
12. mandrindra ( 26/09/2006 11:08)
miangalyandria sy pissoaaaaako, ilay ny masiaka ka. dieny mbola kely n y ankizy dia ampianarina ny atao hoe fanajana sy ny fisian'ny lalàna. amin 'izay efa misy fototra hijoroany, fa tsy izay mahafaly azy ihany no atao. raha efa ado izay vao bedesina dia tara loatra satria avy dia be famaliana sy miteniteny foana.
izaho aloha dia anisan'ilay milaza hoe tokony ho lakona tsindraindray ihany ny zaza e.
13. booboo ( 26/09/2006 11:19)
Zà klou tena tsy mpomba ny fikasihan-tanana mihitsy raha resaka fianarana e, tahaka zay koa @ famporisihana hanao activités.

Raha resaka hoe diditra na méchanceté sy ny ohatrohatra zay dia ié.
14. mandrindra ( 26/09/2006 11:22)
dia rehefa tsy mety hianatra izany dia avela eo fotsiny
15. booboo ( 26/09/2006 11:35)
Fa rehefa mikasi-tanana ve vao hoe tsy mamela azy fotsiny eo. Samy manana ny hitany fa tsaratsara kokoa aby fa nenà zay fady mikasi-tanana zay @ resaka fianarana. Na kely feo aza zà mahay mampiaka-peo sy mivadika masiaka fiteny sy fijery sy fihetsika ihany kah :°)
16. mandrindra ( 26/09/2006 13:08)
booboo, averiko marihina aloha fa tsy hoe milako isaky izay mihetsika kely an. fa amiko aloha tsy ampy ny mampiaka-peo fotsiny satria lasa routine ilay mivazavazava rehefa elaela dia miditra ao amin'ny sofina havia dia mivoaka ao amin'ny havanana. noho izany rehefa mafy loha dia ampidirina amin'izay ny variante rehetra : daroka sy sazy isankarazany.
17. Aino ( 26/09/2006 13:44)
ny ahy koa tsy tiako mihintsy le irahana :oops:fa manjary mamindra ny tongotro miverina efa nazoto be hanao azy teo na @ inn io na @inn!! rehefa tiako dia tsy mitrahatra manao azy aho.
18. booboo ( 26/09/2006 13:55)
mandrindra > azoko tsara ny tianao tenenina kah.
19. Samoana ( 26/09/2006 14:06)
mandrindra:

raha mbola kely, latsaky ny fito taona izany amiko dia daroka sy trerona dia tokony ampy handehanany mianatra



De aza gaga raha daroka sy trerona koa no hitaizany anao rehefa antitra:lol:
20. Samoana ( 26/09/2006 14:12)
[quote=miantra]
Inona avy ry reto ny ataonareo hi-motiver-na ny ankizy hianatra na hanao zavatra iray (sport, activité...)
[/quote
]

Rehefa hitany motivé @ zavatra atao ianao dia mandeha ho azy koa ny azy fa tsy mila tenenina firy akory izy.
Mahita anao mamaky boky izy dia mamaky koa ( mba ividiano boky sahaza ho azy izy fa tsy bokin'olon-debe a :D)
Raha misy fanatanjahan-tena tianao ampahafantarina azy dia asivo handramany aloha fa aza tonga dia terena izy. Arakaraky ny fitondra-tenan'ilay mpampianatra koa mantsy no mety hitiavany izany na tsia.
( Dia mba tantarao anay ny tohiny:wink:...)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1117