Motivation

21. miantra ( 26/09/2006 15:36)
Misaotra amin'ny valiteninareo.
fa mba fanontaniana ny ahy iny mijery hoe mety ve ny ataoko amin'ny ankizy sa tsia.

Merci
22. mandrindra ( 27/09/2006 08:57)
samoana, tsy mila taizana aho rehefa antitra. rehefa tsy matanjaka intsony aho dia izaho ihany no manapika ny jiro
23. diamondra27 ( 03/10/2006 10:37)
miantra: vao mamaky boky mihitsy aho io izao an! dia raha azonao atao ny mividy na makany @ biblio de ity ny titre ny boky
"Savoir communiquer avec les adolescents"
d'EDITH TARTAR GODDET
RETZ

Hazavainy ao hoe: ahoana no tokony atao
misy cas be de be ao de manoro hevitra izy hoe: raha izao ny zavatra miseho dia tahakaizao no tokony ataon'ny RAD

ohatra @io size-nao io dia misy hoe:
page:86= l'adolescent passif ao

courage akia Jo a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2014