"grammaire" malagasy
62. lapino
(
07/10/2006 10:53)
booboo, fa ireo tanisainao ireo no hevitra ara-drafitra ko :)
Izany hoe ny hevitra araka ny rafitry ny teny entina milaza. 8)
Ohatra hoe:
rafitra misy tovana -ana na -ina --> hevitra: ilay lazaina iharan'ilay EM
oh: Vonoina (EM) ny omby (L).
Izany hoe ny hevitra araka ny rafitry ny teny entina milaza. 8)
Ohatra hoe:
rafitra misy tovana -ana na -ina --> hevitra: ilay lazaina iharan'ilay EM
oh: Vonoina (EM) ny omby (L).
64. lapino
(
09/10/2006 16:57)
Asa raha misy fitsipika mazava momba ny fampiasana tsofoka :roll::roll::roll:. Fa toa ohatra ny fampiasana tovana ihany no fahitako azy. Ohatra hoe:
ilay boky novidiako ilay boky novinidiko
ilay boky novidiako ilay boky novinidiko
65. soanja
(
10/10/2006 00:42)
Tany Ankatso moa dia niova io rehefa mianatra Malagsy any fa tsy io Entimilaza sy lazaina io intsony fa ny Vara sns tsy tadidiko intsony.
67. lapino
(
14/10/2006 10:05)
soanja, tena mbola tsy reko mihitsy izany Vara izany. Raha mbola mahita docs ianao dia mba ento eto ihany fa mety mahaliana e. :)
belaza > fehezan-kevitra = ilay ataon'ny vazaha hoe "proposition".
Ilay resaka tsofoka, mety hoe atao amin'ny fototeny izy, ( aorian'ny renitsoratra voalohany foana??? )
oh: V-in-aky eo daholo na ratsy na tsara
Mety hoe amin'ny tsirinteny: ao anelanelan'ny vakiny miova sy ny vakiny tsy miova amin'ny tovona mivaky:
oh: maso sendra n-if-an-(y)opy

68. belaza
(
16/10/2006 12:26)
ny vara sy ny lafika izany ve tsy eny Ankatso vao mampiasa anizany?. ary inona moa ny pampianki-pehezan-kevitra?, ary nga mo tsy kian-teny ny"dia"sy"no"? tena tsy azoko mihitsy
70. lapino
(
18/10/2006 10:33)
Zay aloo tsy mahay an'izay nianarana tany Ankatso izany fa dia mba miandry izay mahay hanazava an'izany vara sy lafika izany e!
Ilay mpampiankim-pehezankevitra ve tsy ohatra ilay ataon'ny vazaha hoe: conjonction de subordination e? Ohatra hoe: satria, kanefa, ...
Fa tsy azoko hoe aiza i belaza no mahita resaka "dia" sy "no" tsy kian-teny, sa za no tsy nahavaky tsara angaha ?