"grammaire" malagasy

41. pissoa ( 28/09/2006 07:15)
Tsy maninona koa na mankafy tso-drafitra aza ka ... na tsirin-teny sara-droa koa :wink::-D:-D:-D
42. lapino ( 28/09/2006 08:05)
Tsy hadino koa ny tsofoka :wink::-D:-D
43. mandrindra ( 28/09/2006 08:15)
kay, kay toa betsaka izany zavatra tsy tsaroana izany an. asio tovana ihany aloha mba hitadidiavana azy e
44. booboo ( 28/09/2006 08:21)
ary inona moa ilay misy "iharana" ? lazaina sa matoanteny ? :oops:
45. pissoa ( 28/09/2006 08:42)
Booboo,
lapino:
Raha matoantenin'ny iharana ilay EM dia ilay lazaina no iharana !

:-D
46. booboo ( 28/09/2006 10:41)
:oops:
47. lapino ( 29/09/2006 02:25)
Fa inona daholo moa hoĆ  ilay karazana hevitra ara-drafitra? Ma tohizo hoe ny lisitra e:
- sehatra
- iharana
- mpanao
... ...
48. pissoa ( 29/09/2006 07:03)
Ireo ihany koa no haiko sisa ... mila miverina 3eme :oops:

Inona moa ilay izy rehefa tsy matoanteny ny EM ohatra fa mpamari-toetra ? :roll:
49. lapino ( 29/09/2006 17:33)
Tsy sehatra ve izany?
50. pissoa ( 29/09/2006 19:07)
Hay tena izay izany ... :-D
Ny hafa tsy mety tadidiko ka :(
51. mandrindra ( 02/10/2006 14:20)
tsy misy hoe "mpampanao" izay koa ve?
52. lapino ( 03/10/2006 03:40)
ie, toa misy an'izay koa :D
Toa misy koa ny "atao", fa asa raha misy ny "anaovana" :roll:
53. pissoa ( 03/10/2006 06:40)
Misy an'izany mpampanao ve ? :roll:
sa izany ilay misy m-amp-a-... na m-amp-i-... ny matoateny :roll:
54. mandrindra ( 03/10/2006 14:20)
lapino, ny atao misy ka, failay anaovana lasa iharana
55. pissoa ( 03/10/2006 14:33)
Misy hoe mpamari-toe-javatra koa kay ... raha tsy diso zah dia io ilay misy tsirin-teny sara-droa ny matoanteny. Dia mbola misy karazany koa ilay mpamari-toe-javatra io. Sa tsy izany moa :oops::oops::oops::-D
56. mandrindra ( 03/10/2006 15:05)
tena misaritaka tanteraka ny lohanakahy fa tsy mahatadidy intsony le
57. lapino ( 03/10/2006 15:28)
mandrindra, hay marina izany :)

pissoa, ie toa misy hoe mpamari-toe-javatry ny mpanao :-D:-D
Fa tsy tadidiko intsony hoe ohatra ny ahoana :roll:
58. pissoa ( 04/10/2006 07:48)
Mety misy mpamari-toejavatry ny iharana koa ve izany, sy ny atao :roll::-D:-D:-D
59. booboo ( 05/10/2006 10:05)
Lapino > inona zany hevitra ara-drafitra ?

-Ny hitako zao dia hoe misy an\'izany matoantenin\'ny : fitaovana, iharana, atao, mpanao, mpandray, mpifamaly, mpampanao, mpamari-toe-javatra ary matoantenin\'ny sehatra.
-Ny @ famoronana matoantenin\'ny mpanao indray misy tovona : tsotra, mampanao, mifanao, mampifanao, mifampanao.

:^):^):^)
60. ANARIM ( 05/10/2006 10:31)
booboo :roll:8-):^):-/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1902