Teny tsy fantam-piaviana

41. sitlo ( 01/03/2007 09:06)
rekany = mpivarotra saribo
42. kelly13 ( 01/03/2007 09:53)
rano-kisoa=lasantsy (misy 1 kou fa tsy tadidiko silanja sa in izy teo)
43. Stretch ( 02/03/2007 23:35)
sanjila v , lasantsy v
vintamboka zany. .
44. sitlo ( 03/03/2007 05:58)
kva = alika
kva midona = clan mpanao rap gasy taloha

mikifa = mirevy
miondana = mpakamamy
mpiondana = stretch
45. Stretch ( 03/03/2007 15:57)
eny wa andao enao e !

sixt e !
46. sitlo ( 03/03/2007 17:13)
six = tsara

ndao enao = ?? :wink:
47. Stretch ( 03/03/2007 17:41)
fa iza nefa aloha ny milaza am sitlo fa za mpiondana.
www.sixt.com
48. sitlo ( 03/03/2007 18:11)
kay ve vam eh

fa ianao ihany no nilaza izany ko iza yndrai
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088