Teny tsy fantam-piaviana

21. Bakobako2 ( 21/10/2006 17:57)
Zidane il a gagné= ? ? ? ? ? ?
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tsy mbola tapaka ôtr zany njay ny tsinaiko, saiky tsy vôtohy,vao2 tam sabotsy teo njay io
22. Drie ( 23/10/2006 08:43)
gnin : sipa
nax : toaka
kandra : asa
nandra : vendrana
nints : sipa
kali : sipa
kaly : sakafo
makoukou : koaitra : kox : mpivarotra entana
23. Fiffi ( 24/10/2006 05:43)
mahay nareo an! :)
24. tovolahy007 ( 30/10/2006 03:06)
Pams=pamosavy
traingo=tratra
sirika,kobo=hita
Pi=toaka
tslaim=milamina
gnin=sipa
miapa=miala
toto tanana=toaka gasy
mams=paraky
milaiso=mangalatra
pra,osika=polisy
rasil=miaramila
mbala=akanjo
vovo=trano
MF sy John Deer=anana sy hena
boto mitrifana=henakisoa
kitro,kitsaka=kiraro
entana be=vo dy be
balarora=mampiesona
toraka bilao=voapetrapetraka

zay ndray aloha
25. bilakarenjy ( 22/11/2006 18:13)
ity indray ary :

DEBA =RATSIRAKA
VAZAHA = RAY AMAN-RENY
VAZAHA LAHY = DADA
VAZAHA VAVY = NENY
26. naughtyboy ( 27/11/2006 17:04)
raim sy dem :vetivety
27. ratonga ( 07/12/2006 02:09)
tsy tin nareo fa i rôzy am piklà léry réfa avy misôgany bé sandry fa mba omeo gonda kely am iny sôrah anao iny alou fa tena tapaka sy kikina izao

sôrah=sigara
gonda=faharoa
sôgany=sakafo
tsy tin=aza matahotra
bé sandry=mofodipaina
piklà=taxi
i rôzy=handédé
tapaka=tsy misy
kikina=tsy manana
28. melody ( 07/12/2006 12:08)
marina ny tenin'i fiffi, mahay daholo marina ianareo, izahay aloha dia tsy manana hambara fa dia mamaky fotsiny:wink:
29. Fiffi ( 07/12/2006 12:21)
zah koh ! :)
30. melody ( 07/12/2006 12:34)
dia mazotoa daholo ary izay mahay rehetra fa izahay sy i fiffi izany mijery fotiny an!:)
31. Papoose ( 12/12/2006 05:37)
TOEFL=antitra
mikefa=manao firaisana ara-nofo
mitsoda=mifanoroka
tay b=giravy b
jo=sipa

32. Papoose ( 12/12/2006 05:38)
PAROTSA=vola
33. naughtyboy ( 09/01/2007 15:45)
masay= mahasosotra
mitsatsaka= matahotra
34. mbaliana ( 10/01/2007 12:31)
joba=sipa... za teto vao nahalala hoe menatra be za... fatsy azoko le notenen'le olona...
kaiza ?? inn no tena dikany e... ohatry ny hoe salut amin'ny lhl ve? za modyn manarakarak'efa eny...
wain be= wen be hihihi tsy hay intsony ny fanoratra azy...:-D:-D:-D
35. naughtyboy ( 14/01/2007 21:24)
mbalina mety misy ifandraisany @ le oe silaka be ko ngamba le wen be o.
36. Papoose ( 15/01/2007 08:08)
rainite=kanosa:°)
37. booboo ( 15/01/2007 15:47)
mavo ranjo = mpivaro-tena
mi-birda = manao an-keriny/sinto mahery
lanin'ny kisoa = voapetraka fanontaniana zato amby arivo
mivazavaza = mihira
hi-apa = hidaka
gamatako ito vary ito a = laniako ito vary ito a
akoho kely = sipa (vhv)
akoho vavy = vady (vhv)
reniakoho = vady (vhv) efa niteraka

klou klou zay fa kamo zà :°)
38. mbaliana ( 15/01/2007 19:47)
naughtboy > yee silaka be
Mbola velona ihany klouklou kounkou inn daholo ny dikan'izany rehetra zany....:-D:-D
39. Papoose ( 24/01/2007 04:43)
gnoka=tambanivohitra
40. Stretch ( 27/02/2007 22:22)
fa tsy tambawax ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6813