vehivavy
61. prime
(
13/11/2006 07:40)
matahotra ny toerany ahoana moa?:-D
62. Achia
(
13/11/2006 17:07)
sao voaraokan'ny fiangonana ko ! de tsisy fivelomana tsony ! :°)
63. prime
(
14/11/2006 10:28)
ka eto kosa angaha moa misy afaka handroaka izany? dinika ny eto dia samy milaza ny heviny...
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1688