vehivavy
23. HESHA
(
21/09/2006 09:36)
:lol::lol::lol:
8O8O tsy arako mitsy hoe aiza no tiana ahatongavana alou hatreto satria efa voavaly zany hoe inn ni vhv
8O8O tsy arako mitsy hoe aiza no tiana ahatongavana alou hatreto satria efa voavaly zany hoe inn ni vhv
24. Achia
(
21/09/2006 10:09)
mba hahalalanjavatra ry hesha , za zao ny toerana misy ahy tsy haiko na miaraka @ le vhv janga na le vhv virja sao aho mantsy ao @ le janga ka mety ho reraka fotsiny mivavaka isan'andro nefa tsy ho avotra akory tena marina ne zany e !
25. JOCH
(
21/09/2006 13:02)
enareo vehivavy maneke ny vadinareo tahaka ny haneken'ny fiangonana an'i Kristy.
Ny vehivavy de olona natao hanaiky, izany hoe na manana ny heviny sy izay safidiny aza de tsy tokony hanampakevitra hanao izay tiany, ary ny fiangonana kou tahak'izany tsy tokony hanao izay fantany fa marina fa izay voalazan'ny baiboly iany.
Ny nanaovan'Andriamanitra ny vehivavy izany amiko de imagen'ny fiangonana.
Arak'izany tokony ho hita ao amin'ny vehivavy ny hatsarana rehetra sy ny fahamasinana rehetra. Amiko izany ny vehivavy izay mino an'Andriamanitra sy ny fiangonana de tsy tokony hanaonao foana na zavatra mahatsiravina. Ny vehivavy izany no tena fitaratry ny fiangonana e de mba ho mendrika sy mahafinaritra ary mahate ho tia sy maha-te hizaha daholo anie ny vehivavy ato am serasera zay manoratra ato. Sa aona ozy nareo! Tandremo anefa fa tsy ety ivelany velively no tiako resahina fa ny ao anatinao . De tokony ho ohatran'izay kou ny fiangonana.
Manaona mou ny vehivavy janga? Tsy ny ety ivelany no hisintonany ny kil ary izy tsy mety manao fitiavana fa firaisana no tadiaviny. Dikany hisy fiangonana tsy ho vadin'i kristy ary hisy ho vadiny. De anjarantsika no mandinika hoe mila dinihina ve ny fiangonana sa tsia

26. pissoa
(
21/09/2006 17:59)
lapino:
Zay vao azoko le resaka fa mbola tsy haiko ny valiny
De mbola tsy haiko foana le valiny :-D:-D:-D
27. lapino
(
22/09/2006 04:58)
Efa novalian'i Achia kosa kay ilay fanontaniana napetrany ihany e:
Za kanefa raha mamaky baiboly ka mahita soratra hoe "vehivavy", dia vehivavy no eritreretiko. Indrindra anie izay ka raha ao amin'ny Tononkiran'i Solomona ... :wink::D
Achia::wink:
ka ra averiko lazaina zany dia vehivavy = fiangonana raha ny filazan'ny baiboly no jerena
Za kanefa raha mamaky baiboly ka mahita soratra hoe "vehivavy", dia vehivavy no eritreretiko. Indrindra anie izay ka raha ao amin'ny Tononkiran'i Solomona ... :wink::D
28. pissoa
(
22/09/2006 07:13)
Ampahany fotsiny io koa ... sa fiangonana foana ve no dikan'ny vehivavy ao? :roll: (zah tsy mahay satria tsy mamaky baiboly :oops::oops::oops::-D )
Sady Tononkira maha-be inspiraka iny :@:-D:-D:-D
lapino:
Indrindra anie izay ka raha ao amin'ny Tononkiran'i Solomona ...
Sady Tononkira maha-be inspiraka iny :@:-D:-D:-D
31. Achia
(
23/09/2006 07:07)
Ty size vhv ty de mety ahasoa ny namana nefa mety handratra ihany koa ho an'izay tsy manampiarovana fa manasantsika mba hamaky izay voalaza ao @ Apokalipsy 17 io de mbo lazao oe inona no azonareo tao . Le izy mantsy mamplahelo ihany satria tonga de fitsarana no voasoratra voalohany ao . Aza manana eritreritra hoe tsy fitiavana no nanaovana ito size ito fa tena fitiavana ny namana tokoa misaotra e !
32. prime
(
26/09/2006 10:27)
Achia> tena am-pitiavana tokoa no antony fa ny olona mandray azy no mbola tsy vonona tsara indray2 ka eo no olana... misy teny aza hoe raha mbola tokony ronono aloha no hanina dia aleo izay fa tsy tonga d ventin-kanina...
Fa mety ny ataonao kah... tsy hisy hanao koa ilay izy dia mazotoa ary...
Fa mety ny ataonao kah... tsy hisy hanao koa ilay izy dia mazotoa ary...
33. Achia
(
27/09/2006 16:34)
eny ary prime a ! aleo zaly aloha biberô ihaly no hanina e ! de asiana vovokatsaka :-D:-D
35. Achia
(
29/09/2006 09:14)
efa ela ihany aho zay no teto @ ty site ty fa to biberao foana no sakafo hanin'ny ol e ! de ra vao misy ventiny kely tonga de marary kibo daholo e ! fa tsy prime a !
36. prime
(
29/09/2006 09:23)
Izay ihany no tsy mbola idirana tena lalina satria lasa mahatonga fahatafintohinana ho an'ny olona leizy rehefa tsy azo...
D aleo mifankahery e... aleo ronono be ihany aloha rehefa sarotra ny resaka... s'ahoana?
I dadabe tsaroako tsara, d nangina ny farany satria leo an'le ronono koa izy ka asa na mitady handoa na ahoana fa efa mitady ventin-kanina nefa eee... betsaka no tsy mahazaka...

37. Achia
(
29/09/2006 15:14)
hihihi ka ra ny tena marina ne zany tsy zakan'ny ol mitsy le baiboly e ! atao ahoana e , manaraka izy manantanteraka ze voalaza tsy manaraka izy mbola manantanteraka ihany koa ! :-D:-D
38. adidy
(
30/09/2006 12:23)
Joch: ny ahy ny manohina kely ahy dia mahafinaritra foana ny miteny an'ilay tapany voalohany hoe "Ary ianareo vehivavy maneke ny vadinareo..", dia samy mamelabelatra sy milaza ny heviny eo, sy ny fantasme-ny aza ny sasany. Dia hadino tanteraka ilay tapany faharoa hoe "ary ianareo lehilahy , tiava ny vadinareo, toa ny nitiavan'i Kristy ny fiangonany, ka nanomezany ny ainy ho azy". Izany hoe rehefa mahavita mitia ohatra izany ny lehilahy dia mendrika azy no ho eken'ny vehivavy....
40. prime
(
02/10/2006 09:58)
adidy> misaotra...
fa hono ho'aho toa tsy voatery hisy "reciprocité" io an... s'ahoana? tsy voatery ho tia ilay lhl fa tonga dia ilay vhv fotsiny no asaina manaiky... dia tsy voatery hanaiky koa ilay vhv fa tonga dia ilay lhl fotsiny no asaina mitia... fa ny "idéal" dia manaiky ny vhv no sady tia ilay lhl... fa tsy hoe manaiky aloha vao mitia na mitia aloha vao maniky...