vehivavy
41. adidy
(
02/10/2006 12:00)
Tsy serena ny fitiavana na ny réciprocité, fa matetika atao tery vay manta fotsiny ilay tapany voalohany hoe"efa ny baiboly mihintsy no miteny hoe...", dia tohizana hatr@ farany ny tenin'ny baiboly rehefa tena mahavita:wink:
46. Achia
(
28/10/2006 06:53)
ka ho toizana zany ? nde hatao kelikely aloha ary , inty dia ny baiboly no nilaza azy fa tsy izaho a ! fa anjarantsika no mitady say mandinika azy
Ny vhv mitafy masoandro aloha dia ilay fiangonana itoeran'ny fanahin'ATRA fa ny masoandro dia entin'ny baiboly hilazana an'ATRA @ ohatra , ao @ salamo 84/11 : fa masoandro sy ampinga Jehova ATRA
Fa ny tena votoantindresaka moa tery ambony dia ilay vhv janga lehibe ka hoe nde hiaraha-mikaroka fa voalaza izy io fa fiangonana ka sao isika ao daholo ka ho very ka hiaran'nity teny ity Apkl 18/4 manao hoe : Miala @ ianareo ry oloko mba tsy hiombonanareo ota @ , ary mba tsy hisy ahazo anareo ny loza manjo azy , ka vakio tsara ary ilay Apkl 17/1,18 izany hoe any @ voalohany ka hatrany @ farany de haraha midinika eto e !

48. Achia
(
30/10/2006 17:32)
Eny ary mino aho fa efa nahavaky daholo izay fa ndeha ary ho jerena tsirairay izay fanambarana somary tsy mazava e ! . Ao @ APK 17:1,2 aloha no raisintsika ka hijerena izay lazainy ka misy ao ny manao hoe : fitsarana ilay vhv janga lehibe izay mipetraka eny ambonin'ny rano maro , ilay vhv moa efa fantatra ihany fa ilay rano maro ary manambara inona indray , efa misy valiny ihany ao fa alefa tsikelikely e !
50. Achia
(
31/10/2006 17:20)
Ndao ndray ary ao @ APK 17/2,7 . Nahita ilay vhv nitaingina bibidia mivolo jaky feno fitenenandratsy manana loha fito sy tandroka folo , Ravhv hoy izy dia mitafy lamba volomparasy sy jaky , miravaka volamena sy vatosoa ,mitana kapoaka volamena eny an-tanany feno zava-betaveta , misy anarana voasoratra eny @ handriny zavamiafina ... leon'ny ran'ny olona masina koa ravhv sy ny maritioran'i Jesosy , ka iza aza ty vhv ty ra jerana reo zavatra reo ony ry prime :?:
51. prime
(
02/11/2006 09:59)
achia> Zà mahafantatra fa aleo ny hafa mba hilaza ny heviny... izay mantsy no ilazàko hoe ventin-kanina b ity raha ity...:wink:
Izaho mba manasa an'i achia hamaky ilay boky mitondra ny lohateny hoe "le rescapé de l'enfer" nosoratan'i M'NTUBA BAKAJIKA izay tena expériences vécues ny @ fifandraisana mivantana @ satàna...
Izaho mba manasa an'i achia hamaky ilay boky mitondra ny lohateny hoe "le rescapé de l'enfer" nosoratan'i M'NTUBA BAKAJIKA izay tena expériences vécues ny @ fifandraisana mivantana @ satàna...
52. Achia
(
02/11/2006 18:05)
Efa hitako iny rise a! fa taiza no nahazoanao iny fa mahagaga ahy zeny a ! :-D:-D:-D
54. Achia
(
03/11/2006 17:56)
Eny e ! :-D:-D:-D boky ihany iny fa afaka mameno sy manazava izay voalazan'ny soratra masina ihany e ! nefa na izany aza ilay baiboly ihany koa tena manazava be mitsy e ! sa ahoana hoy plime ! :-D:-D
56. Achia
(
06/11/2006 08:58)
jereo fa isika sy nareo rery sisa no miresaka eto , tena vy mahamay marina nga ty ry prime ka :-D:-D:-D
58. Achia
(
09/11/2006 16:21)
ka na teôlôjiana aza zany tsy mahazaka ventiny !? :-D:-D misy teôlôjiana ne eto ry prime e !
59. prime
(
10/11/2006 11:03)
hay ve e... vao maika tsara... tsy hoe tsy mahazaka angamba fa tsy te hamaly fotsiny?:lol::-D:-D:-D