Resabe momba ny discours nataon'i Pape Benoit XVI

41. prime ( 04/10/2006 13:32)
ann> lafo vidy ny famelankeloka satria rĂ  no vidiny... efa dingana lehibe tsy mora atao ny mangataka famelankeloka... ka izay tsy te hamela dia azy izany fa izay mangataka d efa voavela rahateo...
Matoa izy niala tsiny dia efa zavadehibe izany raha eo imason\'Andriamanitra aloha...
42. rabaradaka ( 04/10/2006 14:06)
Marina ny anao ry soanja, omeko isa 10 amin'ny 10 enao. Fa izao kosa ange aza ampitoviana amin'ny fikafika sy laingalaingan'i Lahiniriko na i Voninahitsy na i Ratsirahonana i papa Benoa sezy. Ny iray ange ka olomasina e. Raha ry zalahy be fika ireo no nisy latsaka ny nambarany dia hoy isika hoe ka ry zalahy izany. Fa na izany aza olombelona toy ny olona rehetra izy (fa tsy nanana ... kosa an)
43. prime ( 04/10/2006 14:52)
rabaradaka> tsy nanana?... ny Papa v?...
44. soanja ( 09/10/2006 15:21)
ann:

soanja , raha nahatsapa an'io lery de tsy tokony hiteniteny fona,tokony ny asany no nataony fa tsy hiditra @ kilaoty tsy omby azy, tataka le kloty zao ,zay vo hialatsigne.
eo anao sahiragna.
ka na de lazainao az zany fa lery tsy manaraka an'io : fa le fanoharana in ihany no hainy [tiavo ny namanao hinanao ny .tsy fihina.... nao].
eny ekena fa olombelona tsy tonga lafatra ,nefa misy ihany koa ny zavtra mba azo saintsaina hoe : inona ambadik'izao zavatra hataoko izao?
oh: rehefa tsy mianatra de hanatena ny ho tafita azo saintsaina ny zavtra rehetra satria manana saina isika afaka mandinika ny hiseho indrindra fa ny resaka.ka raha tsy nahatsapa an'io i papa de tokony mba havadibadikany im-7 ny lelany hoy ny fiteny malagasy.ataoko fa hainao ny tian'io ohabolana io hanbara, ka hotran'io koa ny zavatra nolazain'i papa, tokony ho tsapany fa izy mpitondra ny katolika manerantany ,de tokony hieritreritra rehefa miteny .



Tsy manatsara an'iza an'iza anie aho na nanaratsy an'iza n'iza e. Milaza fotsiny hoe tsy tonga lafatra isika olombelona satria izay ny mahaolombelona antsika. Fitiavan'Andriamanitra no voalohany indrindra avy eo ny fitiava namana no resahiko tokony ho voizina ary na dia fahavalo aza dia mbola tiavina ihany koa.
Mino aloha aho fa nianatra lesona i Papa rehefa avy niteny an'io. :-*:-*:-* Mahereza hatrany.


45. prime ( 10/10/2006 13:34)
Teny tsy mba kabary hoy ny malagasy izay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.276