Resabe momba ny discours nataon'i Pape Benoit XVI

21. prime ( 18/09/2006 13:25)
Hummmm...
22. rakaroka ( 18/09/2006 19:34)
Tsy atao imason-drizareo silamo anefa ny taim-bavan'ny kristiana Gasy manaratsy an-drizareo tato anaty serasera izay (chut!chut!:cry:). Dia manararaotra koa ny kristiana mitory ato maneho ny heviny satria samy isika ! Hoe hitory any amin-drizareo Silamo?...Koa na teo aloha aza ny amantarany hoe kristiana dia ampy hamonoany ilay olona, soa fa mba nihevitra ny voasoratra ihany ny namana!
Izay no mahatonga ny ilana ny fahafantarana ny hafa kokoa alohan'ny iresahana.
Fa ity hoe Papa solon-tenan'Atra ve dé tsaraina hoe tsy mety ny resaka ataony? Olona ihany?... Fa misy koa ny soratra ihany...Mino Izy an fa ilaina wa ny miatrika ny fiainana réelle!
23. rabaradaka ( 19/09/2006 06:20)
Merci zandikely tamin'ilay discours fa zao kosa aloha e, aoka tsy hanao izay mahatafintohina ny hafa ny kristiana, tsy ho voakosoky ny silamo mihitsy iny tenin'ny rapapa dadatoa benoit sezy iny. O rakarokaroka, ny antsika ato ange ka tsikera e, aza ampitoviana amin'ny rapapa benoa sezy kosa i xxx na i prime na i zandikely.
24. rakaroka ( 19/09/2006 12:13)
I Papa Benoit ity anie nilaza fa tsy ni-cibler an-drizareo akory e, ny resaka nandalo teto tena fanaratsiana an-drizareo an-kitsirano izao!...
25. prime ( 19/09/2006 15:34)
"Aza mitsara mba tsy hotsaraiana e..."
26. jentilisa ( 20/09/2006 06:40)
Mahavariana ilay fiitaran-dresaka...misy manodina mihitsy ilay hevitra raha jerena amin'ny voavakiko eto aloha. Resaka mampisaina ve dia toherina...
27. prime ( 20/09/2006 09:14)
jentl> tsy mazava...:lol:
28. ravakamalala ( 20/09/2006 15:17)
marina ny tenenin i jentilisa hoe "resaka mampisaina", na izaho koa aza tsy namaky an ilay discours hatram 1° fa raha ohatra ka tena dinihina ilay izy dia teny tokony entin ny tsirairay hieritreeritra : na ny kristiana na ny silamo.

"ho avadiko impito aloha ny lelako" hihihi
29. lapino ( 20/09/2006 15:34)
Misy iray amin'ireo teny nataony ireo farafahakeliny no tsy avy amin'Andriamanitra:
- ilay discours
- ilay fifonana noho ilay discours
:roll::-w
30. jentilisa ( 21/09/2006 07:51)
Tsia! hoy aho, ilay resaka mampisaina nolazaiko aloha voalohany indrindra dia ilay fanerena ny olona hanaraka finoana iray. Tsy mety iny, faharoa ilay fampiasana herisetra amin'ny alalan'ny finoana, tsy mety koa iny.

Ilay tenin'i lapino indray manao hoe misy tsy avy amin'Andriamanitra dia tsy tahaka ny lojikan'olombelona ny lojikan'ny finoana tian'ny Papa haseho.

Atao hoe ventin-kanina no nomen'ny Papa kanjo misy mbola tsy nahazaka ilay ventin-kanina, dia "nitomany" na ny marina kokoa "tezitra" ilay tsy mbola tsara nomena ventin-kanina. Raha reny no ampitomany ny zanany dia hoe ny reny matetika hoe ao ary omeko nono ny zanako e! dia izay ilay izy! saingy tsy tena zanany ilay omena nono nefa noho ny fitiavana dia...asa azon'i lapino ve?
31. lapino ( 22/09/2006 04:51)
mazava fa misaotra an'i jentilisa :)
32. rakaroka ( 23/09/2006 08:36)
An!an 'zaho anie tsy hoe mitsara an-dry Prime loatra e! i Prime izany na tsy hitako aza olona MAHAFINARITRA ahy mihitsy! marina e! Ary ny tena marina tokoa aloh dé somary tsy to inn izay rizareo
silamo ireto, ny zanako aza matahotra rehefa mifanena amin-drizareo misalobona lamba ilay maintimainty BBbbe ireny, izay matoatoa mainty mandehandeha no hitako! Ka toa misy fahamarinany ihany ny resaky ny Pape raha raisina amin'ny 11 sept ireny sy ny tranga maro tetsy sy teroa fa izany hoe mila diplomasie wà rehefa miresaka!
33. prime ( 26/09/2006 10:14)
:lol::lol::)
34. baregenaina ( 27/09/2006 06:51)
samy manana ny raison ny olona sy ny finoany rakaroka a matoa nisy ireny 11 sept ireny de ao raha, matoa bush mbola manao heripamoretana ny arabe izao de ao raha, fa le discussion oe manin ny pape no mamerina miteny ireny citation ireny? inona no vitan pape mihoatra an mahomet no sahy miteny ireny izy, sa ve izy efa Atra de afaka mitsara ny finoan Hafa? tsy aleon aloh mijery ny ondriny izay vao ny hafa, manjary maika hanala ny simisika @ mason ny hafa nefa ny vatakazo @ masony aza tsy hitany
35. prime ( 27/09/2006 09:24)
:wink:
36. ann ( 01/10/2006 10:53)
omena dimy les ela ry : baregenaina
tena misaina ela , ra zany de tokony ela no natao papa fa tsy in bandy tsy manana hevitra iny, hevitrolona ve no ampiasainao....., de zao fa raha marina ny zavatra nolazain'i papa de tsy tokony hialatsiny izy , matoa izy nialtsiny de nahatsapa fa nety nisy fahadisoana tao.
sady @ maha mpitarika azy de tsy tokony nataony ireny fihetsika mamoa fady reny [ mamoa fady satria fatan'ny rehetra zao fa i papa dia tia manaratsy ny finoan;ny hafa].
miomana ls ela ry: baregenaina fa hatao ny fanamasinana an lah @ lahady zao,eny tsimbazaza
hihihi:wink:
37. prime ( 02/10/2006 09:28)
ann:
de zao fa raha marina ny zavatra nolazain'i papa de tsy tokony hialatsiny izy , matoa izy nialtsiny de nahatsapa fa nety nisy fahadisoana tao.
mety tsy ho marina foana izany... fa indray2 koa na d hita aza fa tsy mitombina ny lazain'ny andaniny na diso mihitsy aza d atao ihany ny fialan-tsiny mba hamitranam-pihavanana fotsiny aloha, avy eo miresaka malalaka @ izay ny nahatonga ny izao sy izao...
38. soanja ( 02/10/2006 14:06)
Olombelona isika rehetra ka tsy misy tonga lafatra. Mihinam-bary aza misy latsaka. Sns tsy voatanisa. Aoka hivavaka, hanompo an'Andriamanitra sy hitia azy amin'ny fo manontolo, indrindra fa ilay teniny hoe tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. Izay no zavadehibe.
39. prime ( 03/10/2006 13:28)
Misaotra soanja a...
40. ann ( 04/10/2006 11:39)
soanja , raha nahatsapa an'io lery de tsy tokony hiteniteny fona,tokony ny asany no nataony fa tsy hiditra @ kilaoty tsy omby azy, tataka le kloty zao ,zay vo hialatsigne.
eo anao sahiragna.
ka na de lazainao az zany fa lery tsy manaraka an'io : fa le fanoharana in ihany no hainy [tiavo ny namanao hinanao ny .tsy fihina.... nao].
eny ekena fa olombelona tsy tonga lafatra ,nefa misy ihany koa ny zavtra mba azo saintsaina hoe : inona ambadik'izao zavatra hataoko izao?
oh: rehefa tsy mianatra de hanatena ny ho tafita azo saintsaina ny zavtra rehetra satria manana saina isika afaka mandinika ny hiseho indrindra fa ny resaka.ka raha tsy nahatsapa an'io i papa de tokony mba havadibadikany im-7 ny lelany hoy ny fiteny malagasy.ataoko fa hainao ny tian'io ohabolana io hanbara, ka hotran'io koa ny zavatra nolazain'i papa, tokony ho tsapany fa izy mpitondra ny katolika manerantany ,de tokony hieritreritra rehefa miteny .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1533