Andro zoma : inona zao no ho ataonareo rahariva ?

1. dolby ( 15/09/2006 10:17)
Inona zao no tena mba programa kasainareo atao rahariva
2. Fiffi ( 15/09/2006 10:51)
mi-forum eto kah! :):-D
3. mamzelkely ( 15/09/2006 11:18)
za zao rariv hi-bex de handihy :°):-D:-D
4. adidy ( 15/09/2006 11:35)
Za miasa hatr@ rahampitso:^):^)
5. mandrindra ( 15/09/2006 13:01)
vazo, mozika, miaraka amin'ny dite
6. mamzelkely ( 15/09/2006 13:19)
mandrindra dité angah :-P
7. mandrindra ( 15/09/2006 14:01)
mamzelkely, ie, dite natiora tsy misy siramamy
8. Lejim ( 15/09/2006 14:09)
Toa ny andro zoma rehetra, mitelephone amin'ny sipa!
Dia avy eo vao mitelephone ny fianakaviana! lol
9. Fiffi ( 15/09/2006 14:35)
ny anareo zany zoma joli ! iza zao no any dago handeha hihinana masikita ? :miam::miam: ny kitoza :miam::miam::miam: mitondra beks eo @ avenue de l'independance ohatran'ny hitako ery zany ! saingy....:(
10. ravakamalala ( 15/09/2006 15:01)
matory, d matory, d matory!!!!!!!
11. mandrindra ( 15/09/2006 15:12)
tafandry mandry izany e
12. dailynews ( 15/09/2006 15:34)
raha tsy teto aho androany dia tsy tonga saina hoe hay zoma sahady androany ? handeha hanoratra ho any mamanay sy papanay aho fa izany no ataoko isaky ny zoma fa raha tsy izany dia malahelo be ry zareo.
13. Fiffi ( 15/09/2006 16:24)
14. ferrari ( 15/09/2006 16:32)
Handeha apiaraka ny hariva ao moradranomasina ny Majunga dia hinana maskita.:lol::lol::lol::lol:
15. ravakamalala ( 15/09/2006 17:26)
raha mbola tany dago dia maika be ny hody avy mianatra, tsy mitraine-traine miaraka am ankizy fa tonga d maka taxi be 147, d miomana beeeeeeeeee, dia miandry sioka tokana d lasa mankany am espace dera, tam zany mbola nisy generation zay tao, tsy mandefa afa tsy hira annees 60-70-80, d mandihy madison, rock, dia refa leoleo dia lasa mankany am avenue dia refa maraindraina iny, mamonjy caveau, dia faranana am vary am anana eny antaninandro ny lanonana, na mijery masoandro miposaka avy ery ankatso ery!
16. Fiffi ( 15/09/2006 17:33)
Io misy emission ao @ radio vazo gasy eh! tena milay an! boite L'Ile Rouge discothèque any Toulouse hono an! hummmm ! aiza nareo ry Toulousiens an!:)
17. soanja ( 16/09/2006 07:28)
Zoma hariva izany ny anay de miara misakafo hariva any amin'ny Restaurant sady happy hours ny mpiara miasa. Avy eo samy mody. Zah moa zany mazava fa rehefa avy eo tonga de eto amin'ny serasera. Rha tsy hoe angaha mana programa hijery sinema ny ato an-trano/ rehefa vita serasera mandeha milomano amin'izay.
18. Fiffi ( 16/09/2006 12:37)
de rahariva indray hiaraka @ i ...hihinana masikita sy kitoza , nem , sambos :miam::miam::miam:
19. pissoa ( 16/09/2006 16:06)
Zah zany ho any amin'i Fiffi anjoany hariva :-*:-D:-D:-D
Tsy hadino ny bebeks sns ... dia hanao karaoke tsika :-D:-D:-D
20. Fiffi ( 17/09/2006 06:50)
pissoa: raikitra efa vonona daholo ny aty ! :):-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2303