Andro zoma : inona zao no ho ataonareo rahariva ?
44. vale
(
23/09/2006 00:29)
:-D:-D:-Dmandrindra ataoko bdbbbb :twisted::twisted::twisted::twisted::-D:-Dde @ zay mety mba ho lasa any @ fety ihany:roll::wink:
45. mandrindra
(
26/09/2006 09:20)
hay tena mila fety be izany, andao e, amin 'ny asabotsy 30/09 izao misy mahaleo adiny 7 tsy ankihato. ka ahoanaa andeha amin'izay?
48. mandrindra
(
28/09/2006 09:20)
chipie1, aza atao hoe mety hitovy fa ataovy tena mitovy e :lol::lol:
52. Fiffi
(
29/09/2006 17:26)
de vale zany tsy afaka indray hono an! :( sahirana be izy.:-*:-*:-*:-*
54. chipie1
(
02/10/2006 16:40)
za tany fa tsy aiko na i mandrindra iny tazako iny na tsia , sahy nanatona za !:°)
55. Fiffi
(
02/10/2006 19:33)
zany ve ? de taiza ho aiza no nisy an'i chipie ? zah aloha tany de mba nahita namana sera2 hiany na de tsy nety nilaza ny ps-ny aza ny sasany !
56. chipie1
(
02/10/2006 19:44)
tsy sahy no tiko lazaina etsy ambony !
fiffi > vao niditra de à droite , dia taty aririna
fiffi > vao niditra de à droite , dia taty aririna
57. Fiffi
(
02/10/2006 19:49)
zah indray aloha tena tery aloha be tery satria nanomboka n°174 ny place nisy anay de nivezivezy kely teo akaikin'ny buffet THB :)
60. titis
(
02/10/2006 21:56)
zah refa zoma hariva de manina an'i dago te hivoaka foana,nanambady olona tsy tia mivoaboaka ty ka tapaka ny tongotra de ato an-trano foana e!