fisarahan 2

1. mamzelkely ( 14/09/2006 07:23)
hihihi tohiny le resaka fisarahana nataon'i cutie ihany izy ity:

nareo ve efa nanana sensation we leo olona iray de nataonao daholo zay fomba ahafataran'ny le olona we leo azy enao de façon indirecte de nony azon'ny le olona amizay fa leo azy nareo de nisaraka de ôtrany nalahelo njay aveo :lol::lol:
répondu par mandrindra le 21/09/2006 09:32
2. nolalaina ( 14/09/2006 07:45)
an-annnnnn!! :°)
3. Fiffi ( 14/09/2006 08:35)
hummmm! mamz: de lasa hoe ny nenina tsy aloha hananatra fa any aoriana handatsa ve ?

izany no maha-olombelona , manana fo mitempo ! leo an'olona iray ianao fa tsy ho hadinona mihintsy akory io olona io , indrindra raha tena nisy ny fitiavana .
4. ninih ( 14/09/2006 08:56)
tsy leo ngamba izany e! fa mba "etouffer" fotsiny angamba de izany no mampalahelo kosa kah!
5. sonwin ( 14/09/2006 09:06)
tsy malahelo fa faly be mihitsy satria voarain'ilay olona ihany ny hafatra.Matoa malahelo dia ts leo izany fa "ao raha".
6. mamzelkely ( 14/09/2006 09:08)
:-D:-D de inn le "ao raha" ry sw :-D:-D, ka zay ange no mahagaga anah ee, nisy namako ôtran'izany de izy njay no n itomany taty amiko we malahelo njay hono nisaraka ry zareo de ts azoko le izy :roll:
7. booboo ( 14/09/2006 09:15)
mety tsy tena fantany angamba zay tena tiany atao matoa zany : nisy nahasorena azy tany dia any @ ilay iraika izy no manala vokona, na tsy fantatro kah :°)
8. mamzelkely ( 14/09/2006 09:18)
:-D:-D donc izy zany ts tena leo fa mbola tia fa we etouffer ftsn arak io lazain ninih io :roll: za klou de ts hitako zay lazaina taminy ee satri ts azoko le réaction-ny:roll::-D:-D
9. ninih ( 14/09/2006 09:44)
izay aloha le sarotra @ fisaharana tsy de voadinika lotra e! aleo aloha mody misintaka kely fotsiny fa tsy misaraka kah!
10. Fiffi ( 14/09/2006 10:30)
tsy mety maty zany hoa ny fitiavana fa niala kely fotsiny angamba mba hiheritreretana!
11. mamzelkely ( 14/09/2006 11:24)
de ra mieritreritra ny hiverina ve zany de possible mbola hanaiky le vhv satri manko namako lhl io :roll: de inn n tokony ho teneniko azy :-D:-D
12. cutie ( 14/09/2006 13:06)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 14-09-2006 09:23:33
Lohateny : fisarahan 2
hihihi tohiny le resaka fisarahana nataon'i cutie ihany izy ity:

nareo ve efa nanana sensation we leo olona iray de nataonao daholo zay fomba ahafataran'ny le olona we leo azy enao de façon indirecte de nony azon'ny le olona amizay fa leo azy nareo de nisaraka de ôtrany nalahelo njay aveo

te hanao aminy eo ka :-D:-D:-D:-D:-D laingako zany :-D
Arakarak;le zavatra mankaleo io , raha tena tsy azo hanorana mitsy de tsy tokony alahelo , fa raha zavatra mandalo no atao mankaleo de lasa mety malahelo ihany ngamba.
13. cutie ( 14/09/2006 13:28)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 14-09-2006 13:24:53
Lohateny : Re : fisarahan 2
de ra mieritreritra ny hiverina ve zany de possible mbola hanaiky le vhv satri manko namako lhl io de inn n tokony ho teneniko azy

possible :lol::lol::lol:
14. Zina ( 15/09/2006 01:55)
mamzel ko angaha te-hisaraka??? vazy2 ny ahy...
to fisarahana doly ny size ato?8O
ka efa nomena koa ve ny hafatra ry mamzel?
15. mamzelkely ( 15/09/2006 07:50)
an an an ts momba ahy velively izy io :-D:-D
16. Fiffi ( 17/09/2006 14:10)
mamzelkely:
de ra mieritreritra ny hiverina ve zany de possible mbola hanaiky le vhv satri manko namako lhl io :roll: de inn n tokony ho teneniko azy :-D:-D
possible mihintsy akia io an!


17. sasa ( 18/09/2006 05:21)
mamzelkely raha za aloha no ataon'ny bandy anzany, na hitomany eo aza le kofa d tsy hiverina tsony aho,za tsy mba azo atao anzany mantsy :-D:-D:-D:-D:-D
Fa teneno le kofa namanjy hoe mitadiava hafa satria tsy mety ny mampijaly olona otranzany :-D:-D:-D:-D
18. mamzelkely ( 18/09/2006 06:27)
:-D:-D tena teneniko mits izy fa aleo hitady hafa fa tsss:-D
19. Fiffi ( 18/09/2006 07:28)
sasa: ndry no tsy hiverina aminy fa le sipa heu..mety hiverina! samy manana ny heviny manko ary ny olona voakasika @ io resaka io no tsy haintsika zay zavatra tena tiany hatao !sao manko miheritreritra izy hoe hanenany eo ka...
20. mandrindra ( 18/09/2006 09:51)
sasa:

mamzelkely raha za aloha no ataon'ny bandy anzany, na hitomany eo aza le kofa d tsy hiverina tsony aho,za tsy mba azo atao anzany mantsy :-D:-D:-D:-D:-D
Fa teneno le kofa namanjy hoe mitadiava hafa satria tsy mety ny mampijaly olona otranzany :-D:-D:-D:-D

ka io hevitr'i sasa io no mahatonga ahy manao hoe aleo tsisy misaraka izany fa manao pause fotsiny. ny halavan'ny pause dia tsy voafetra. avy eo amntsy mety misy fiverenana tampoka, izay mety aharitra ary mety ho fohy ihany koa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086