fisarahan 2

21. mamzelkely ( 18/09/2006 11:18)
mandrindra amiko ts ilaina zany pause zany fa aleo toundé misaraka tsotr'izao fa ts tiko mits lhl miteny andao hanao pause kely io ts reveko 8O:lol::lol:
22. mandrindra ( 18/09/2006 11:23)
tsy mety hoa raha tapahina tanteraka ny tady. aleo mba mijanona ho mpinamana aloha rehefa tsy miredareda ny afompitiavana
23. mamzelkely ( 18/09/2006 11:38)
eny ee le mpinamana ts manin fa le we manao poz ts oki zany amiko :-D
24. mandrindra ( 18/09/2006 15:08)
le menopoz no tsy lasa fa ny manao pôzy ilaina:-D:-D:-D
25. Fiffi ( 18/09/2006 17:54)
26. sasa ( 19/09/2006 04:59)
mandrindra za koa tsy manaiky an'le pozy koa, manjary manatara zavatra izany, fa aleo tonga d misaraka rehefa nanaovana toera tsy zaka le anakiray, le mpinaman indray afaka atao foana iny après mahita ny tohiny.
27. mamzelkely ( 19/09/2006 07:21)
mandrindra ts milay wa zany poz zany fa aleo amizao misaraka ftsn :-D

sasa hita akia fa aleo hita eo ny tohiny fa aleo misaraka alou :-D
28. mandrindra ( 19/09/2006 13:22)
sasa sy mamzelkely, raha vaoa atao hoe misaraka anie dia tapaka tanteraka ny fifandraisana e. izay no mahatonga ahy milaza hoe aleo pôzy fotsiny no atao, satrai ianareo roa aza miteny daholo hoe ho hita eo ihany ny tohiny. ny tady tapaka anie na fatorana aza mety mivaha e.
29. mamzelkely ( 19/09/2006 14:15)
non ka refa izay de misaraka fa mijanona namana , ra poz zany de mety miverina psipa fa ra misaraka de ts miverina trouny :°)
30. mandrindra ( 19/09/2006 14:18)
ka izay indrindra anie e, ambanin'io rahona io mandainga izay tsy manina. dia rehefa mba manina ny taloha dia asiana fiverenana kely :-D:-D:-D
31. mamzelkely ( 19/09/2006 14:51)
an an an hafa mits zany conception an mandrindra zany ka, ts haiko njay zany :-D:-D
32. mandrindra ( 19/09/2006 14:54)
avia ampianariko raha tsy mahay :-D:-D:-D
33. mamzelkely ( 19/09/2006 15:04)
kalou fa mbola ts afaka za zao fa mbola poz :-D:-D
34. mandrindra ( 19/09/2006 15:24)
kay ianao efa mpanao paozy izany an :-D:-D:-D
35. chipie1 ( 19/09/2006 15:39)
misy mi poz tampoka zany njay ato
36. mandrindra ( 19/09/2006 15:44)
chipie1, andao hipaozy miaraka aminay ary e
37. chipie1 ( 19/09/2006 18:04)
sao de misy fitsipika ny pozy nareo klou e!
38. zamazama ( 19/09/2006 19:37)
misy pozy aloha , toy ny manao mitemps e , mandinika ny hoentina miatrika indray , dia avy eo hita eo ny tohiny e
39. mamzelkely ( 20/09/2006 06:18)
mandrindra ie manao poz café kely klou fa enjana ny asa :-D:-D
40. chipie1 ( 20/09/2006 11:49)
tokony ho adiny firy eo lé poz :-D:-D maharitraritra ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1968