FANTOMES

1. filozofy ( 08/09/2006 11:25)
Nareo ve mino ny fisian'ny FANTOMES ?
novalian'i belaza ny 14/10/2006 08:37
2. Fiffi ( 08/09/2006 11:44)
filozofy ve aloha mino sa tsy mino ?
3. ntsouh ( 08/09/2006 11:46)
Ny fantôme tsy misy fa ny sain'ny olona no efa mandeha lavitra.Fanahy ratsy te-hanelingelina antsika fotsiny ireny,mahatonga ny olona hanompo sampy (mamadika, mangata-pitahiana @ razana...)
4. soanja ( 08/09/2006 13:00)
Misy ny angatra saingy misy ny mahita azy ray misy ny tsy mahita azy. Raha malemy ianao dia hainy tsara ny milalao anao fa raha matanjan-tsaina kosa dia mitsoaka izy. Satria ny herin'ny velona matanjaka lavitra foana no hon'ny herin'i maty matetika. Rha toa ka tsy mandaitra ny hery ampiasainao handroahana ilay angatra dia azonao atao ny miantso mpitondra fivavahana na manao firahamivavaka olona be dia be amin'ilay toerana. Miala moramora izy fa tsy hahalaitra an'izany. Ny akanga maro hono tsy vakin'amboa.
5. Fiffi ( 08/09/2006 13:01)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/kenny-southpark.gif[/IMG] ohatran'io ve ?
6. Fiffi ( 08/09/2006 13:49)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Fantastique/8_1_1v.gif[/IMG]
7. vale ( 08/09/2006 14:36)
fiffi: bouhhhhhhhhh,hihihi

zah efa nahita zavatra tam kely tao @ trano hantée iray izay teo ampitanay, @ alina hono ny gardien maheno ankizy milalao le manao tantara vato ireny, kanefa zay mpilalao tantara vato teo ambodin'ilay trano isaky ny antoandro, dia indray halina izay, niantso indray ilay gardien hoe asa ianareo raha mahita ny zvt hitako? dia nitazana avy eny an-davarangana izahay dia misy flamme na labozia iray mirehitra hita avy ao anatin'ilay trano,ny mahagaga dia ny labizy rehefa ao anatin'ny maizina, dia hita koa le vatany foty iny, fa ilay izy de flamme ohatry ny an'ny labozia ireny fstn no hitanay,dia lasa ihany ny sain'izay nahita an'ilay izy dia nisy niteny hoe raha toa indray briquet dia hita koa ilay vatany, sy ny olona mitazona azy ohatra farafaharatsy ny tanan'le ol, de raha afokasika indray tsy haharitra elabe nirehitra teo,bouuuuuhhhh
dia tsy fantatro aloha na zvt nataon'ol le hitanay izay fa h@ zay zah dia mino fa misy ny lolo sy ny angatra,bouuuuuhhhhhhhh:{hihihi:wink:
8. LEMOTA ( 09/09/2006 07:29)
Ny angatra misy, zà efa imbetsaka nahita t@ mbola kely, tany Morondava, Mahabo, Belo-sur-Tsiribihina iny; @ ankapobeny enao refa mahita azy ôtran'ny tsy tonga saina izany fa refa dify vô gaga (olona mipetraka amoron-dalana nefa ny lohaliny avo be noho ny lohany, olona glady be sy lava angamba efa ho 5m,...), efa betsaka e, io koa herin-tsaina ihany, nisy fotoana zà efa nilokaloka mitsy hoe ra vô mahita de arahiko, de nifanena taminy tokoa, raha efa nisy nahita tany Belo, misy tany malalaka be izay (efa misy école eo izao) eo an-tokontanin'ny FLM Avaradrova, nisy antsam-panah t@ alina de zà nivôka taloha no nifanena azy teo @le tany malalaka, lavabe sy miakanjo fotsy be, tena face à face, de mbola nahadinika ny ambony sy ambaniny zà fa tsisy n'in'in, tsisy loha tsisy tongotra, ôtran'ny badenina tampoka ny lohako avy eo, de niezaka nihiratra indray zà d'efa iny izy ôtran'ny nitsingevaheva fandeha nidify any ambadik'le vômadilo be; tao Mahabo indray, eo @ terrain fanaovam-bôlina io, le zatra mi-cross vô maraina de diso lera, de nandeha irery tany de gaga be zà fa mbola tsisy akama mitsy, de nahita ôtran'ny ballon teo @ sisiny terrain, de heveriko fa bôlina nisy nanadino de vô saika noraisiko de lasa nikodiadia be nitsoaka.. isan-karazany le efa hitako fa lava lôtra, mbola hotantaraiko ny sasany refa misy fotoana zà
Soanja>"Satria ny herin'ny velona matanjaka lavitra foana no hon'ny herin'i maty matetika": tsy hoe herin'ny maty angamba izy io ry Soanja satria ny maty tsy mahalala n'in'in intsony fa devoly tsotra izao tonga mampitahotra anao.
9. Fiffi ( 09/09/2006 07:47)
ka inona ary no maha-samihafa ny angatra , ny devoly sy ny fantome ?
10. vale ( 09/09/2006 12:41)
Lemota: (sao dia mba olona fantatro ary enao zany:wink:), be dia be ny "lolo vokatsy"misy iray ao Mahabo ao, fa ireny ve nefa tena lolo sa hoe olona noheverina hoe maty dia velona tampoka indray?:idea:

Fiffi: ny fahitàna ireny (lolo, angatra) dia ny devoly no manao an,reny hono! :?
11. Fiffi ( 09/09/2006 12:58)
maty de volona tampoka ? :roll: ahoana akia zany ?
12. filozofy ( 09/09/2006 13:04)
Fiffi:

ka inona ary no maha-samihafa ny angatra , ny devoly sy ny fantome ?


:-$ mahalina ilay fanontaniana'i Fiffi8O


13. filozofy ( 09/09/2006 13:06)
Fiffi:

filozofy ve aloha mino sa tsy mino ?


tsy mino aho:twisted: fa fotsiny hoe mba mahalasa saina ihany indraindray:idea:


14. Fiffi ( 09/09/2006 13:07)
zah aloha de tena tsy mino an!
15. vale ( 09/09/2006 13:47)
Fiffi:

maty de volona tampoka ? :roll: ahoana akia zany ?
zany hoe mijanona ftsn ny fony fa nefa tsy maty ilay olona,betsaka ny olona efa henoko voan'io! misy ny fianankaviana sasany tsy mba maimaika manisy formola ny olona rehefa maty fa indray2 karazana arrêt cardiaka ftsn.;-)


16. LEMOTA ( 09/09/2006 17:15)
Vale: fantatro ny olona tenaninao hoe Lolo vokatsy ao Mahabo, i KIBOBO? gardien Pharmacie Fadzel Yabass? fa mbola misy hafa koa any, oh: Zafiarivo conducteur engin tao @ Société SODEMO, nipetraka tany Ankilimahasoa-Ankilivalo etc... ny mino sy tsy mino aloha tsy haiko fa zahay nahita sy niaina tamin'izany.
17. vale ( 09/09/2006 21:21)
ié Kibobo, dia hitako koa le tao Ankilivalo(nandeha nilasy tany zay t@ izay no sendra nahita azy dia notenenin'ny olona hoe lolo vokatsy io!!
18. Fiffi ( 10/09/2006 06:05)
olona ve akia zany Kibodo lolo vokatsy zany ?
19. cutie ( 10/09/2006 21:26)
Mpandefa : filozofy [ Valio ] 08-09-2006 13:25:04
Lohateny : FANTOMES
Nareo ve mino ny fisian'ny FANTOMES ?

za mino satria za matahotra :-D
20. lapino ( 11/09/2006 00:58)
cutie, hatraty io :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7444