FANTOMES

21. pissoa ( 11/09/2006 08:42)
Zah aloha tsy mbola nahita sady tsy matahotra ... dia tsy mino.

Fa raha mahita zah de hitako eo njay ze teneniko amizay andro zay :roll::-D:-D:-D
22. lapino ( 11/09/2006 08:51)
Pissoa, mafy be an!! http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45027816d2ba5#m450522f67a9c1 :wink:
23. LEMOTA ( 11/09/2006 09:43)
Mbola tany Mahabo ihany, misy Tranompokonolona izay eo akaikin'ny bazar de misy Gômanta (hazo be ravina) eo akaikin'ny boucherie Shakir, de nandeha alina, maizimaizina io toerana io fa manivaka, de hifanena @oul maromaro de namitsaka t@le vodihazo, de nandalo anay le oul maromaro, nitondra angady, hazo...de tsisy fantatra izay zavatra teneniny fa mingonongonona be, marihina aloha fa saika mifankalala dahôl ny olona tany t@zany, fa nankeny akaikin'ny bazar ry zareo (partie mazava)nefa tsisy oul fantatray na iray aza, de nihady tany de nanangana hangar 2 na 3, samy tsisy niteny zahay sy le akamako fa de variana nandinika teo, efa ho 20mn après vô hoe andao handeha; de nojerenay ny apitso fa tsisy même trace-na angady teo, 6 mois plus tard de nisy namboatra hangar mitovy t@le hitanay ireny teo ka de tsy haiko intsony ny manazava le hitanay f'izay e.
24. pissoa ( 11/09/2006 13:21)
lapino, ie - mafy be mihitsy :@:-D:-D:-D
25. vale ( 11/09/2006 15:38)
Lemota: :? :?
26. xxx ( 12/09/2006 08:13)
filozofy:

Nareo ve mino ny fisian'ny FANTOMES ?


asan'ny maizina zany ! za tsy mino tsotra zao:-D:°)
27. dailynews ( 12/09/2006 19:31)
tadidinareo ve Jesoa teo ambonin'ny rano noheverin ny mpianany fa matoatoa ?
28. vale ( 13/09/2006 12:35)
Jesoa hafa koh!
fa tena misy ny matoatoa fa ny devoly no maka endrik'olona efa maty dia miseho(zany aloha no henoko fa tsy fantatro an!)..
29. dailynews ( 15/09/2006 15:01)
vale:

Jesoa hafa koh!
fa tena misy ny matoatoa fa ny devoly no maka endrik'olona efa maty dia miseho(zany aloha no henoko fa tsy fantatro an!)..

mino ny lazainao aho kah, resaka fanahy io.


30. belaza ( 14/10/2006 08:37)
tsy misy anzany lolovokatra sy fantome izany fa matetika rehefa ny tahotra no to nga aloha de mamorona zavatra hoazy ny maso sy ny sofina.de rehefa reraka koa ny saina de mamorona, ary matetika ratsy foana no hita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.642