vazah iany no milay e!

41. vale ( 05/09/2006 12:51)
boubounezy> tsia! tsy voninahitra ny mijaly:wink:
42. antsotokana ( 06/09/2006 08:52)
io ange ry zareo samy manana ny safidiny ny fiarahana amin'ny vazah. Tsika mpikambana eto zao mety misy manambady vazah, tokony tsy hisy ny olana rehefa tsy mametraka olana aminao ny fiarahan'io olona io amin'ny vazah.
Na par interêt io na fitiavana tsotra fotsiny, maninona moa? araka ny tenin'ny miangalyandria ery ambony hoe : hiandry ny gasy tsy ho hita ve nefa ny tena efa irery any an-tanin'olona. Any Turquie zao dia misy faritra tsy ahitanao izany gasy izany ary raha mahita ny olona gasy izy dia talanjona sy rarakivy "milay lay gasy" zay no remarques-ny.
safidy malalaka io fa ny hoe hamelona vazah, aza mankany sao very any :wink:
43. dailynews ( 08/09/2006 16:40)
samy manana ny anjarany io e, aza manaratsy ny hafa fotsiny na mi geste loatra ny amin ny tena fa tsy hay tsy hay mihitsy hoe iza no hiafarana.
44. HESHA ( 12/09/2006 08:57)
misi namako lhl maro2 mipetraka ani andafin ni ranomasina ani de zao no tenenini, ni vhv gasi hono refa tafavoaka ani ivelani ani de miavonavona tsi meti kaontina, de kivy ry zalahy fa aleo refa manao vakansy mitady rencart, hihihihi
ka izao indray ary, sao dia mba par depit satria efa tsi nisi gasi nikaonty tsoni rizareo de modi oe vazah no tiani ?
mba mitenena ry zalahy isany fa ny samy vhv ihany no miady hevitra eto nefa nareo zao no mety mahita ni kilema am zani
45. miangalyandria ( 12/09/2006 09:07)
hihihi aho aloha dia tsy hisy malagasy hanantona ahy mihitsy eto na dia 3 000 000 mahery aza ny mponina eto :°) ka dia izao ny tongotro mipetraka tsara amin'ny tany, ny lohako io ambony soroko io tsara koa 8-), ny zava-misy no teneniko sy iainako fa tsy mitady idealy aho (ny lehilahy malagasy io :wink:) dia izao : izay tonga eo na japoney io na vazaha na algeriana na sinoa satria izay no olona misy manodidina ahy eto rehefa tiako dia tiako fa tsy hametrahako fanontaniana be !!!!

Ny hieritreritra hoe mijaly e patati e patata angaha ny olon-droa miaraka rehetra indrindra ny mpifankatia tsy manana olana mihitsy rehefa samy malagasy :?: ka ataoko toy ny tenin'i Dada io "Ny rano tsy tetezin-doha anaka !" Ny fitiavana eto no ataoko hoe rano, ny loharano, ny fiavian'ilay olona, ny mety ho loto : ny zavatra lazaina momba azy :wink::-P
46. nambina ( 12/09/2006 10:19)
Mpandefa : miangalyandria [ Valio ] 02-09-2006 14:18:01
Lohateny : Re : vazah iany no milay e!
Ny malagasy koa anie misy ny mamono ny tiany e saingy tsy tratrany isika ka mahazo miteny. Fa na inona na inona ilay olona iarahana dia tsara foana ny mitazona ny mahaizy azy ny tena ary koa ny fitiavana ihany no mitondra an'io, ianao ve hiaraka amin'ny olona tsy tianao sy hoe tsy mety aminao fa rehefa tsy mety dia miala na tsy miaraka koa !!!


miangalyandria>tena matotra b sy marina mihintsiny ny valiteninao....enga anie ireo tanorantsika mba hanana saina misokatra fa tsy prejudice b!
47. boubounezy ( 17/09/2006 18:06)
daily tsisy zesta zany eo, fa ra zesta mou ny andraisanao azy!!!..... aza compléxé ozy ny hirany njakatina samy milaza ny heviny eto fa za tsy nitsara anao
48. nambina ( 18/09/2006 18:34)
mila kalma fotsiny ry zalahy a, serasera ity fa tsy site hafa klé
49. kanto10 ( 27/10/2006 07:45)
na gasy na vazaha ve tsy mitovitovy ihany e misy foana ny ratsy fanahy de misy koa ny tsara fanahy noho izany aleo tsy manavakavaka be
50. kelly13 ( 27/10/2006 19:09)
ôtran'ny hoe tsy mifandray le titre n'ilay sujet sy ny votatiny d tsy mahita avaly za. :(
51. dylan007 ( 28/10/2006 09:38)
ny tena marina dia ny sain-tsika malagasy mihintsy no tena mbola zanahan'ny vazah eh.tsy hoe ny malagasy rehetra fa ny ankamaroany moa izany eh ,srtt ny vehivavy
raha ny aty an-toerana fotsiny no atao ohatra.samy lehilahy manana ny ampy izao an , samy manana materialy mitovy ihany fa
dia ataovy miara-mirevy ohatra dia samy midrague fa dia any @ vazah ihany no iantefan'ny safidin'le vhv.en+ toy ny olona tsinontsinona ilay gasy eo anatrehan'le vazah. ny amiko manokana angamba dia tsotra ihany . gasy aho ary chui fier de l'être ary tsy manaiky ho ambany eo anatrehan'ny vazaha na ara materialy na ara toe-tsaina na ara-pahaizana
GASY KA MANJAAAAAAAA:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1275