vazah iany no milay e!

1. boubounezy ( 02/09/2006 09:59)
ary mba aona ny fijerinareo ny vhv gasy tsy ty gasy fa ny aza ony vazah iany. ary misy mintsy ny sasany zany dé ra mba kôtiny bandy gasy dé wé za tsy ty gasy vazah iany. ny zavatra itako nefa dé na tsy mateza @ lé vazah izy fa misolo2 vazah fona na izy ndray no miantoka ny vazah nefa ny asany tsy wé bé karama akory dé refa tsisy inn2 dé tsy tongavany lé vazah ao antrano. misy ndray ny sasany dé tena cloitrény lé vazah tsy mazo mivôka mintsy sady vovony. ny vhv tsy bandy gasy no itako voanio matetika.:twisted:
novalian'i dylan007 ny 28/10/2006 09:38
2. vale ( 02/09/2006 11:04)
soa ihany za fa tsy manana préférence,sady rah samy hifidy loha de gasy ihany ny tena milay ehhh:^)
3. fanintsoa ( 02/09/2006 11:59)
Gasy hiany tsara ,fa ra za aloha tsy tia vaza e!
4. miangalyandria ( 02/09/2006 12:18)
Tsy miaraka amin'ny vazaha aho fa mba mamaly an'ilay lohahevitra napetrak'i boubounezy fotsiny satria izao mantsy misy ny ankizy mipetraka any amin'ny toerana tsy misy malagasy mihitsy na dia hoe eo frantsa ihany aza na any soisa koa ohatra dia hanao inona izy izany, hiandry ny malagasy tsy ho hita ve sa hijanona ho "mananotena" sy ho "mpitovo" :?:. Tsy hoe manakiana be fahatany aho fa kosa manjary manome tahotra ho an'ny ankizy toy ireny no fijeriko ity dinika nosokafanao ity :-P:( tsy azo atao koa mantsy ny manao safo be mantsina e, misy ny malagasy manambady sy miaraka amin'ny vazaha mipetraka tsara fa tsy voatery hoe ho voavono sy ho mpamelona fotsiny akory izy ireny ! Ny malagasy koa anie misy ny mamono ny tiany e saingy tsy tratrany isika ka mahazo miteny. Fa na inona na inona ilay olona iarahana dia tsara foana ny mitazona ny mahaizy azy ny tena ary koa ny fitiavana ihany no mitondra an'io, ianao ve hiaraka amin'ny olona tsy tianao sy hoe tsy mety aminao fa rehefa tsy mety dia miala na tsy miaraka koa :-*:-* !!!
5. andrianarisoa ( 02/09/2006 12:19)
za ko alo gasy iany no reveko e! fa ny itiavako anle vaza de atao namana mifanerasera amiko. Sady refa mba miteraka de anarana gasy no atao fa ts anarana vaza!
6. McFy ( 02/09/2006 13:27)
Ny tsapako aloha dia hoe matsatso anaty sy ivelany ny vazaha satria tsy ampy carry. zay no mahatonga azy ho fotsy sady zatra mihinana henamby fotsy (conserve) nefa ny gasy aza toa bien conservé
:lol:
7. vale ( 02/09/2006 14:08)
fa ny mahagaga ahy kely dia ity lay olona miantoka vazah, hihihihi, ny ankamaroan,ny fantatro nefa dia izy no hiantohana,ihihihi
8. vivi ( 02/09/2006 16:54)
atao inona koa vazaha! ; za aloha ny namako nanambady vazaha aloha 1 ihany no hitako tena mba miadana fa sisa d zero! sady @zay tia tena b reny fa tsy mba mizara vola zany fa @film ireny mizara vola b reny , tsy we cox ka mitady vola fa ny azy toa samy mikepoka ny azy avy,ny lhl gasy aloha mbola tsara lavitra nohony vazaha e!sady ry zareo koa toa mora soara b koa!
9. Razouzou ( 02/09/2006 18:29)
Aleo reto vaza aleo mba miova kely aiza de gasy foana ve ?? aleo mba atao metissy le taranaka .:*
10. boubounezy ( 02/09/2006 21:11)
miangalyanry za ngé tsy manao safo bemantsina zany fa efa nolazaiko fa tsy ny gasy retra io ary tsy ny vazah retra, fa ny oull itako zé manao izan no lazaiko eto fa tsy ny oull retra akory aza alefa lavitra lé izy ny tsy manao izany tsy olana fa lé manao izany ny tena olana @ko, ka mampitonga anah manotany.:°)
11. boubounezy ( 02/09/2006 21:13)
mcfy ny taty kou vazah niala fa araky le hira wé nanambady vazah ngaramaso tsy asiko sira lhl matsatso=D;-)
12. boubounezy ( 02/09/2006 21:14)
ny namako cazah alou dé zao dôly ny fandéany zé tsy manaiky fa ny gasy milay fa manambany gasy tonga dé tsy namako avy etrany!!!
13. soanja ( 02/09/2006 21:20)
Ny ahy indray de tsy mifidy fa rehefa mety amiko dia izy izay. Tsy voafetran'ny lokom-bolon-koditra mihitsy fa voafetran'ny fo sy ny saina.
14. cutie ( 02/09/2006 21:22)
na gasy na vaza na japone ..............:lol::lol::lol::lol:
15. boubounezy ( 02/09/2006 21:27)
razouzou ny miova tsy olana fa le toetra ny tena tsy dé tiko; iteraka métisse vé? reharé fotsiny zany frime ny itedavana métisse ra tsy tinao ny vaza. za tsy té iteraka métisse ra ijaly ny tenako avy eo na ny zanako aza mety tiny. fa za efa naita vhv gasy nanambady vazah closara, fa io vhv io zany mba manana ny ma izy azy e! dé novadiny lé vazah, i le vhv sy ny havany no niantoka ny mariazy fé refa vô teraka @zay lé vhv gasy io; dé nokapoany tsy misy antra de na ndefitra teo iany fa ny havany miteny fa sitrany miteraka métisse. dé mbola nasina 1 iany kou dé nambotra villa lé sipa t@ volany manokana satry lé bandy tsy miasa, dé zao vô nanenn té isaraka lé vhv fa sady ampirafesiny eo imasony sy ny zanany entiny antrano lé vhv. dé lé vazah ndray tsy té isaraka fa ny fananana tsy maintsy mizara ra @ lalana nefa tsy nisy nisasaray na kely aza. dé mbola entiny ao antrano iany ny vhvny amasony vadiny. tena mampalaelo ny gasy refa diso mirehare lotra fa nahazo vazah.:(:(:(:(
16. rurik ( 03/09/2006 06:30)
raha ny ahy aloha dia ny olona rehetra malalaka amin' izay tiany .
sady raha ny fijeriko le rsaka eto matetika dia raha vao miaraka @ vazah ianao dia lazaina fa intere na ohatran'io lohateny io nefa raha izay moa no tinay, malaka izy ohatran'ny le hira we samy manao zay mahafalifaly ny fony .......
sady raha io resaka tsy fahafahana mivoaka sy famonoana io dia na gasy aza manao an'io .
angamba tsy ny vazah ihany fa ny fiaviana rehetra dia ahitana an'io.
misy izany gasy tsy miasa fa miandry ny vhv hamelona zany milalao zavatra fony no atao. hi hi hi
17. boubounezy ( 03/09/2006 09:59)
rurik tsy any le tiko ho fantatra fa ny wé INN NY MATONGA NY VHV SASANY MILAZA FA TSY TY BANDY GASY:?::?::?::?::?::?:
18. booboo ( 03/09/2006 10:39)
boubounezy > hum...mety hoe :
1-efa voadona mafy tany dia traumatisée(s) à mort :lol:
2-laozany mijery ny fiainan'ny hafa fotsiny ( too bad ouz fitenin'i Pissoa zay :-D:-D ) dia arakaraka zay hitany @ ndreo no hanaovany conclusion hoe " zà tsy tia bandy gasy " .
3-te hiavaka @ maro fotsiny. Raha bla bla ny an'ny hafa, ny azy bli bli.
4-euh...zay ihany no hitako fa mety misy antony booooooooooobaka beeeeeeeeeeee kah :wink:
19. Fanja1 ( 03/09/2006 14:51)
gasy , vaza, chinois, japonais, afrikanina, mongol, anglisy sns... raha zay aza no tiny... refa tsy enao tsy hitako ny prob fa zay mahamety ny fiainana no atao e:)
20. boubounezy ( 03/09/2006 17:26)
booboo 1°) za tsy mbola vôdona ny vazah mafy fa ra vô mitady hanao io toetra ratsy io @ gasy manambany sns... tonga dé élako pah any. ary itako mintsy fa avy @ reo vhv manaiky ho andevony vazah reo ny matonga ny vhv aty arina zé manambady vazah mijaly MAUVAIS IMAGE otrany sipa gasy mitady paps any la réunion ka manambady vazah na laroun dé ka lasa ny gasy vhv retra lasa otrany makorelle dôly ka tsisy asiny tsony @ zareo. za tsy fitôvany vazah akory fa FITIA MIVALY FITIA no tiko. ny vazah ndra t@miko dé refa tsy manaja anah dé ipitsio any fa samy vazah papsa na dé wé atao wé tsy vazah aza c pas 1 raison de traiter les femme malgaches comme ça! fa ny sipa gasy mety manambany ny tenanay dé manaiky fona nefa mba manana ny zouany kou ngé izy e! ary tsy zany no anambanina ny bandy gasy wé tsy menatra akory miteny @ namany na vhv na lhl wé tsy ty gasy. za miady ho any vhv gasy mba tsy ampijaliny vazah fa refa zay ny tiny andevoziny reo dé aleo chaqu'1 sa merde fa raisinareo ratsy fona lé izy nefa zavatra misy ary tena mampalaelo ny toetra otrizany @ko. za kou tsy mbola nitomany vazah ny vazah no mitomany @ko satry no ny fahitako ny zavatra itako t@ reo olona fantatro reo. ny anah refa tsy manaiky ny fitiavana égale tsisy ambany ambony dé tsy izy @ko. itako eto fa enao anisany lé amboariny vazah mora fona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5198