vazah iany no milay e!

21. boubounezy ( 03/09/2006 17:33)
fanja1
na zay aza no tiny, @ maha malagasy na @ maha namako azy dé malahelo fotsiny za fa satry za tsy ty tena. ny atao wé namana mantsy @ sasany dé tsy mila protégéna zany fa na misy loza mahazo azy aza dé avelao ho any fa zay ny tiny, nefa mety mba mila soutien morale lé namana fa tsy sa miteny no ny fitiavany lé oull zé ita bé zao fa manao tsinotsinona azy; @ manamana amiko za tsy mijery arona atava fa za ty miaro namana satry ny fitiavako namana ny ahy dé ra misy loza mahazo azy dé za eo kaiky eo fona anampy azy na inn ko dona na inn ki antra. zany ny tena namana fa nareo zany karazany lé ty tena bé reny ka ny mahatsara anareo iany no itanareo fa ny fijalina mahazo ny namanareo tena tsy misy dikany @naore. quel égoisme:o:o:o quel cruoté!!! quel hypocrisie!!!!je ne suis pas de votre:°):°):°):°) côté.
22. Fanja1 ( 03/09/2006 17:49)

ary mba aona ny fijerinareo ny vhv gasy tsy ty gasy fa ny aza ony vazah iany. ary misy mintsy ny sasany zany dé ra mba kôtiny bandy gasy dé wé za tsy ty gasy vazah iany

boubounezy: protege-na @ inn kay izy @ io raha vaza no tiny, misy loza mahazo azy ve eo we raha tsy tia bandy gasy izy? inn maha egoisme @ izany, inn no maha hypocrysie @ izany?FITIAVANA tssy forcé-na samy manana ny tiny, olombelona mitovy aminao daholo reo na fotsy na mainty
23. cutie ( 03/09/2006 17:50)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 03-09-2006 11:59:01
Lohateny : Re : vazah iany no milay e!
rurik tsy any le tiko ho fantatra fa ny wé INN NY MATONGA NY VHV SASANY MILAZA FA TSY TY BANDY GASY

ka mety nampijalin'ny bandy gasy izy taloha koa
ohtran'zay oul haiko zay zao de ohtran'zay efa fay tsy te hierika bandy gasy tsony :lol:
24. booboo ( 03/09/2006 18:12)
boubounezy > Tsy azo, tsy araka sady tsy mazava :°). Satria zà mamaly ilay fanontanianao hoe inona no mety ho antony hitenenan'ny vehivavy sasany hoe tsy tia lhl malagasy. Dia tsy hitako loatra ny hifandraisan'ny navalinao ahy @ ireo valinteny nomeko anao :?:.
25. Herimiafina ( 03/09/2006 18:57)
Inona moa no olana na vazaha aza no tiany? ataoko fa tsy misy.

Ny probleme de depart tsara apetraka dia ity:
"Moa ve tena fitiavana marina no itiavana vazaha?"

Vita tompoko!!!!:^):oops::-w
26. cutie ( 03/09/2006 21:37)
Ny probleme de depart tsara apetraka dia ity:
"Moa ve tena fitiavana marina no itiavana vazaha

pble nga io :roll::roll::roll:
27. Herimiafina ( 03/09/2006 21:55)
-Tsy probleme io raha misy fifanarahana ara-barotra manambara na zavatra hafa hoe "resaka vola no hiarahana amin'ilay vazaha na zavatra hafa ankoatry ny fitiavana, ary fantatr'ireo olondroa tsara izay zavatra izay.

-Probleme kosa io raha ohatra ka fitiavana no lazaina hiarahana aminy nefa zavatra hafa.

Amin'ny loi sur l'immigration amerikana misy hoe: "raha tratran'ny fanjakana amerikana miaraka amin'ny teratany ianao kanefa noho ny antony hafa ankoatry ny fitiavana (sentiement amoureux) dia voasazy faran'izay henjana".

Dia any ny olana! :oops::-w

28. cutie ( 03/09/2006 21:57)
size efa nandeha :lol::lol::lol::lol:
29. Herimiafina ( 03/09/2006 22:09)
Dia asio lien kely amin'ilay rohy aza hoe hijerevana azy sao mifandray ireto size roa ireto!

Bon ben, sentiment amoureux ihany no mikaonty raha fiarahana izany e! :^):-w
30. cutie ( 03/09/2006 22:12)
Bon ben, sentiment amoureux ihany no mikaonty raha fiarahana izany e!

aleo hijanona @io e
31. rurik ( 04/09/2006 07:32)
boubounezy:

rurik tsy any le tiko ho fantatra fa ny wé INN NY MATONGA NY VHV SASANY MILAZA FA TSY TY BANDY GASY:?::?::?::?::?::?:



ka izay zany no tiany ko , efa nolaizaiko we samy amin'ny safidiny malalaka ny rehetra .
na samy malagasy aza dia misy io.

32. rurik ( 04/09/2006 07:35)
Fanja1:

gasy , vaza, chinois, japonais, afrikanina, mongol, anglisy sns... raha zay aza no tiny... refa tsy enao tsy hitako ny prob fa zay mahamety ny fiainana no atao e:)



za ko aky dia tsy hitako ze hametrahana fanotaniana amizany
ohatran'ny gasy tia gasy ihany

33. Fanja1 ( 04/09/2006 09:04)
rurik hita wa:-*:-*
boubounezy tsy hitako mihintsy marina ny blem e.. otran'ny gasy samy gasy ihany io .. maninona tsy hanontanianjy kou we maninona no misy manao we :" tsy mila manambady merina na cotier zany mihintsy?. "kstion: fa maninona no miteny zany?, ny fanontanianjy ery ambony de mitovy tssy valaka @ io nefa reo aza samy gasy. mbola averiko ihany ny fitiavana samy ny ao ampo no miteny
34. vale ( 04/09/2006 18:05)
,,,tsy tokony hijerevana volon-koditra ny fitiavana hoà, ny ao amp(l) ny tena mikaonty, sady lasa manao resaka racisme de tsy mety fa rehefa tiany ny hampijalian'ny vazah:roll: de mbola misy intérêt-ny ao ky boubounezy matoa izy mijanona a:wink:, sady tsy ny vazah irery moa no mampijaly izany kah! rehefa olmbel rehefa te hampijaly de mampjaly fa tsy an-kifidy hoe vazah na gasy na zaponé na afrikana, na mongôla etc,,,,:wink:
35. xxx ( 04/09/2006 19:34)

Tena tsy hitako zay olana @ zany hoe misy vhv gasy tsy tia bandy gasy fa haleony vazaha ! aiza ny olana ? Samy manana ny tiany sy ny reviny io an!
36. cutie ( 04/09/2006 22:59)
eny wa :lol::lol::lol::lol:
37. Fiffi ( 05/09/2006 05:42)
Tsy hitako mihintsy aloha zay olana @ zany an! ka raha vazaha aza no tiany ! hatao ahoana ? io ange ny fo sy ny fitiavana hiany no mitondra azy eh !

Inona no mahatonga ny vhv sasany milaza fa tsy tia bandy gasy ? ohatra hoe:

-Mba te-hiova izy

-Mba te-hananjanaka metisy kely izy

-Mba te-hifindra monina izy

-Mba te-........bdb ny critère mahatonga an'io eh! fa zao fotsiny ny fo hiany sy ny fitiavana hiany no mitondra an'io !
38. rurik ( 05/09/2006 07:56)
raha amiko dia tsy misy we mba te hananjanaka metisy na mba te .....
na mba te .....
fa rehefa tiany izay dia izay sany no safidiny.
izay no tiany
amitsika gasy we anjara dia mety ho izay koa angaha no anajarany.
39. rurik ( 05/09/2006 08:05)
ny itako olana dia le toetsaina malagasy mihintsy no mbola azo atao we.......
izany mahita gasy miaraka amin'ny vazah izany dia misy mihintsy ny mahasahy miantsoantso anao eny andalana.
nefa moa na resaka entere no iarahany fa fitiavana fihainany zany .
ny zavatrany no ampiasainy fa tsy ny zavatrolona, na ny zavatrao.
40. boubounezy ( 05/09/2006 08:46)
tsisy maratsy anizany marina dôly ny teninareo fa ny itako dé 70% ny vhv gasy tsy dé miadana fa miafy eo fotsiny fa ny vzah ony ambony dé ny sady ra tsikaritrareo fa ny fianakavina gasy refa manambinato vazah dé iny no vôtena vôaja2 ery no ny vinanto gasy. aza toanana ny zavamisy fa na tina aza refa mampijaly dé inn fotsiny ra za alou tsy hanambady ijaliné tsy voninahitra ny mijaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0455