faty hoentina any am-piangonana

41. Achia ( 18/10/2006 19:56)
tempoly inona ty tianao resahana ry jemy a !?
42. prime ( 19/10/2006 09:42)
:lol::wink:
43. Achia ( 21/10/2006 07:14)
ilay tempoly raha ny baiboly no jerena dia ny tenantsika ihany fa raha ny trano fivavahana dia natokana mba hitambaran'ny ol hiaraka hanome voninahitra an'ATRA , izany hoe azo atao ho masina ihany koa zany satria toerana efa nantokantsika mba hanomezantsika voninahitra azy , koa ioi toerana io na io trano io de tokony tsy hitondrana faty aloha ary ny maty de tsy misy inona fantany tsony na entina aiza na aiza , raha misy mihevitra hoe mba entina any ampiangonana farany izy de zava-poana fa ny ol refa tsy nahavita ny fifonany t@ fahavelony de zay no vita satria ATRA dia an'ny velona fa tsy an'ny maty
44. prime ( 23/10/2006 11:00)
:wink:
hummmm... manomboka misy ventiny izy izany...
45. Achia ( 23/10/2006 15:57)
zay ndray plime a ! :-D
46. prime ( 24/10/2006 13:30)
:-P:-D:-D
Ka rehefa miditra amin'ny ventin-kanina enao d vao maika ilay izy mahaliana fa saingy ho be mpitsikera fotsiny fa miomàna...
47. Achia ( 28/10/2006 07:19)
lea izy tsy hisy hitikera fa tapaka eo ko :-D:-D:-D fa refa ataoko ny fandinihana ry prime a ! de tsy zakan'ny ol ilay baiboly tena marina e ! asa tsy ampy vavaka ve ny ol sa efa diso mafy fo loatra
48. prime ( 30/10/2006 07:11)
Tsy hoe tsy ampy vavaka na mafy fo no fahitàko azy fa voafetran'ny fampianarana noratovina dia tsy nanitatra intsony ka raha vao misy zavabaovao dia izay nianarana ihany no atao références...
Dia mijanona eo @ ilay ronono...:wink:
49. Achia ( 30/10/2006 08:06)
Tena marina mitsy zany lazainao zany Prime fa ny hoe zava-baovao anie tsy misy e ! fa ny taloha ihany io miverina io e ! izay rehetra efa voalaza taloha ihany , fa efa voalaza ihany koa anie ao @ soratra masina ao @ Timoty 2 : 4/3,5 manao hoe : fa ho avy ny andro izay hahazakan'ny ol ny fampianarana tsy misy kilema , fa hangidihidy sofina izy dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany , ary hampiala ny sofiny @ teny marina tokoa izy ka hivily @ anganongano . Fa ho antsika kosa ry Prime de ty ny tohiny , faianao kosa mahonona tena @ zavatra rehetra , miareta fahoriana , ataovy ny asan'ny evanjelista , tanterao ny fanompoanao :lol:
50. prime ( 30/10/2006 08:31)
Marina tokoa ny voalazanao fa fanitàrana izay efa voalaza no misy... fa na izany aza zà mianatra isanandro ny tenin'Andriamanitra mahita fa misy foana ny vaovao... eny fa na dia ny andro atolony isanandro aza, tsy mitovy no sady na tenin'Andriamanitra (texte biblique) iray izao aza no raisinao androany sy omaly dia samihafa ny fanehoan'Andriamanitra ny asany... ara-tsaina izy heverina efa hita fa ny fandrindràny ny fahatanterahan'ny teniny tena vaovao isanandro isanandro...
51. Achia ( 30/10/2006 21:11)
Misy hanampiako azy kely fa ny fananana tombon'andro iainana koa anie ka vaovao isan'anndro e !. Ary hono hoa aza valiana raha tsy sitrakao a ! fa tsy maninona i Prime ve pasitera e ! azafady a aza atao mahatezitra ny fanontaniako , asio tsiky de ampy :°)
52. prime ( 31/10/2006 09:13)
53. prime ( 31/10/2006 09:15)
tsy pasitera zà ry se a... sady tsy mahatezitra izany kah...
54. Achia ( 31/10/2006 10:47)
:-D:-D:-*:-*
55. prime ( 31/10/2006 11:02)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1077