habibiana tsy roa aman tany ny toy itony !
41. prime
(
15/09/2006 14:29)
Efa nijoro vavolombelona t@ radio le vhv fa leon'ny famonoana azy ao an-trano dia mitsoaka matetika any @ RAD'ny. Fa rehefa tsy zakany intsony d nilaza ny hisitaka izy... nanomboka teo no noendrikendrehin'i leiry fa mampirafy angamba matoa nanapa-kevitra... nefa tolon-tsain'ny RAD'ny no narahiny...
D rehefa nifanazava izy roa, na somary gidraka ndray aza talohan'io fotoana io d nanaiky tsy sazoka leiry hoe alain-dramatoa tsindray2 izy dahy zanany... tsy hay izay tao an-tsain'i leiry @ izay fa io nivadika horera io... (satria ny ampitson'io no prévu alain-dramatoa ho any aminy aloha indray ny zaza...)
Na inona antony na inona antony, ny famonoan'olona d tsy hahazo rariny eto ka hatrany an-danitra, maika moa fa ny famonoan-tena?
42. Fiffi
(
17/09/2006 07:13)
43. prime
(
18/09/2006 14:41)
44. rivodoza
(
25/09/2006 12:22)
tena mahalasa saina mihitsy izany! Naninona no novonoina ny zazakely? Tena marary saina mihitsy io rangahy io. Diso tafahoatra ny hatezerana dia manaonao foana.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.0922