habibiana tsy roa aman tany ny toy itony !

21. sasa ( 31/08/2006 08:18)
Mazava ho azy aloha izao fa le bandy tonga d any am afo-be.
o razoky an! tena grave le izy an! tena nampalahelo be satria hitako tam télé io tantara io maly :roll::roll:
22. Fiffi ( 31/08/2006 09:57)
nikopol:
fa le bandy ve mihevitena ho Andriamanitra no izy no sahy hanala ny ain'ny zanany roa,
tsy hoe mihevitra hoe Andriamanitra kosa angamba izy an! fa habibiana ny zavatra nataony .


23. ravatorano ( 31/08/2006 11:38)
sasa
24. Fiffi ( 31/08/2006 14:41)
25. papounette ( 31/08/2006 15:10)
Mahatsiravina ahy mitsy le bandy.Marina!Azoazoko antsaina zany ny toetranle bandy t@mbola velona.Ary mitady hanome rariny an'le vhv aho matoa izy nisintaka(zà alo tsy miandany @fampirafesana an!).
Ary zaho mino fa efa nisy disadisa koa teo @ fianakaviana 02 tonta matoa le lhl nanao an'iny ttsy iny @zay mirehitra tsara ny disadisa.
Tena...c'est une personne mauvaise ,très mauvaise.Tena vô calculény tsara ny zavatra nataony sy ny vokany ary mbola manao ratsy fôna izy na dia efa maty aza.
Mahatsiravina!
26. tywa68 ( 31/08/2006 15:20)
izy mivady no marary saina koa ny ankizy no vonoina ! tena mampalahelo ny ankizy ê.
27. nikopol ( 31/08/2006 15:21)
ie, ny objectifany dia ny hijalianle sipa eto antany !
28. booboo ( 31/08/2006 16:18)
29. vale ( 31/08/2006 16:25)
valifaty!!hummmm
efa lasa obsession t@ ilay fitiavana, ka nahatonga azy ho mipitsoka, zanakao izao ve dia vonoina? amzay @ fomba mampihorin-koditra ohatran,zany? hummmmmmmm
30. Fiffi ( 31/08/2006 17:48)
31. rurik ( 03/09/2006 06:53)
tywa68:

izy mivady no marary saina koa ny ankizy no vonoina ! tena mampalahelo ny ankizy ê.


Mino ve ianao fa izy mivady no marary saina?
mety efa maro no nozakain'io vhv io izany no nahatonga azy niala.
jereo ty zavabitany dia dinio amizay ny nataony ambadiny.
32. tywa68 ( 03/09/2006 10:38)
koa le vhv anie zany nanao ny nataony, dia namela ny zanany tany sns...dia avy eo ve enao gaga ? samy adala izy 2, ary tsy nahay nanampy azy ny fianakams, fa maika aza pire ! fa tsy tonga ho azy izao habibiana izao.
33. Fiffi ( 05/09/2006 05:17)
na de hoe tsy nahay nanampy azy ve aza ny fianakaviany ka nahavita an'zao habibiana zao izy de hisy fahadisoan'ny fianakaviana indray ve ?
34. papala ( 06/09/2006 13:08)
Za vao nahita an'io article io dia hoy aho hoe : sao dia domelin'ny rongony aza le lhlhy ? Fa raha ohatra ka tsy izany indray dia marary saina ? Fa raha olona normal izao ataoko fa tsy ahavitan'iren acte ireny mihintsy ?
-Amin'izay ko ny fianakms le lhlhy d mbola ohatry ny mirehareha foana hoe marina?
35. chipie1 ( 07/09/2006 07:15)
mirehereha ve fa oe namono ny zanany ilay bandy ? tena n'importe koi !
36. Fiffi ( 07/09/2006 18:02)
37. ravatorano ( 08/09/2006 07:03)
chipie1< tonga soa njy
chipie1
38. Fiffi ( 08/09/2006 12:13)
izy ve tsy ho any kosa ny hafarany ?
39. HESHA ( 13/09/2006 14:43)
za hoatrany naheno siosio fa asa ra marina zani fa hoe toa le renini njai hono no namono azi ?????????????????
Jereo tsara le artikla fa misi hoe "tsi nomen i lala ni zaza de novonoin i tahiana i lala" ka teo no nahavariana ahy hoe mety hisi fahamarinany zany raha le vhv no namono azi teo

giravy kou ty, disadisan ny mpivadi ve de hamonoana tena na de tahaka ny inn aza ???????????????

tena adala alou le RAD tahaka an zao e, misy devoly mihitsy angamba no azo ilazana azi satria mahavita mamono menaky ny ainy
40. Fiffi ( 13/09/2006 18:05)
asa re na ahoana ny tohin'io tantara mampalahelo be io hoe ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3497