groupe sanguin
41. adidy
(
13/09/2006 19:40)
Tsy ilay groupe ABO ihany akory no miteraka incompatibilité fa ilay rehefa rhésus + ny iray ka - ny iray, dia raha misy formation ny atao hoe agglutinine irrégulière, dia iny no ratsy satria raha rhésus opposé @ ilay reniny ilay zaza dia attaquénn'y anticorps n'ilay reniny , ilay izy koa nefa misy degré-ny misy kelikely fotsiny ilay hémolyse dia lasa misy ictère ilay zaza! Misy be dia be dia lasa dieny voalohany dia fausse couche! Izany akory tsy midika hoe ny zaza voan'ny ictère rehetra vao teraka dia izay no antony fa mety misy antony hafa koa'ohatra infection...)
42. fijo
(
13/09/2006 21:39)
inona le "ictère"????ary io ve ry adidy tsy misy fanafany io fanafian'ny anticoros io?
43. adidy
(
14/09/2006 14:25)
ictère ilay mavomavo be ireny, .
Ny ttt dia arakaraka ny cause n'ilay izy, satria ny ictère mety ho betsaka ny antony(symptome) fa tsy maladie.
Raha ilay par incompatibilité io izao dia atao an'ilay photosynthèse ilay atao anaty lampe ilay zaza, raha grave be moa dia transfusion.
Misy koa ictère rehefa tratran'ny pathologie biliaire ohatra dia mety hoe opération , misy ictère dans les cancers du pancréas, dia na dia efa asorina aza ohatra ny pancréas dia tsy manakana ny évolution n'ilay aretina.
D'une façon générale ilain'ny vatana ilay anticorps fa rehefa mamafika ny tena izy na produit de façon éxagéré dia misy ny antsoina hoe immunosuppresseurs na immunomodulateurs(ampiasaina ohatra rehefa manao grefy) mba tsy hanafika ilay greffon ny anticorps ataon'ny olona. Misy fanafody sasany toa ny corticoide ireny izao na ny anti-cancéreux manana effet @ immunité.
Efa nivoak an'ilay sujet groupe sanguin isika an! Sao vao maika lasa mivorovoro saina eo ny sasany!!

46. cathy
(
15/09/2006 00:06)
misaotra anareo namaly
raha mbola misy mahalala ny incompatibilite hoe inona sy inona no tsy mety miaraka de raisiko antanadroa
na mahita site azo vakina momba ny AB+ sy O+ hoe tsy afaka miteraka
mila porofo mantsy za eh

48. adidy
(
15/09/2006 07:59)
:oops:
Cathy: afaka miteraka re nareo raha resaka hoe AB/O an! Ny antony hafa no tsy hay! Raha tsy diso aho ny vadiko toa AB, izaho O, 2 ny papouzy fa nanao ictère be kosa daholo aloha e!

49. xxx
(
15/09/2006 14:16)
Mazava be ilay nolazain'i Papounette : AB sy O miteraka A na B fa tsy miteraka O mihintsy na oviana na oviana, ary tsy miteraka AB koa angamba izany raha azoko tsara
Ny facteur rhésus no mety mampisy incompatibilité

51. cathy
(
10/10/2006 23:50)
adidy:
:oops:
Cathy: afaka miteraka re nareo raha resaka hoe AB/O an! Ny antony hafa no tsy hay! Raha tsy diso aho ny vadiko toa AB, izaho O, 2 ny papouzy fa nanao ictère be kosa daholo aloha e!
izay no antony tsy iarahany AB sy ny O
siora ve nareo hoe AB et O kaloa
mba ataovy hoe test de paternite