groupe sanguin

1. cathy ( 29/08/2006 22:18)
manao ahona doly
hony wa ry zareo
raha groupe AB ny ray aminy mpivady tsy afaka miteraka zaza O
raha groupe O ny ray aminy mpivady tsy afaka miteraka zaza AB
izany hoe raha iray zany AB ny iray O de tsy miteraka zany ireo
raha ireo ve no miteraka de mety nagalampihinana ve ny reniny

novalian'i cathy ny 10/10/2006 23:50
2. boubounezy ( 30/08/2006 00:37)
dé tsy aiko alou kia fa za 0+ a! zay iany ny mba haiko:-D:-D:-D fa za refa maratra kou dé mandé ra bé na vôdidy kely fotsiny aza.:o ndray ariva za niantso pompier fa nanety zavatra za dé ny akikeliko nisy voety kély fa nataotra be za sô maty fa tô misy ra bé mou za kou za rery ny tao antrano t@ io. @zay mbola any @ 5ème étage tsisy ascensseur kory fa tô lé pompier ndray no saika novonjena fa sempotra bé niazakazaka =))=))=))=))
3. lapino ( 30/08/2006 00:40)
cathy:
raha groupe AB ny ray aminy mpivady ...
raha groupe O ny ray aminy mpivady ...
Izany hoe ilay lehilahy ve? :wink:
4. Zina ( 30/08/2006 02:06)
Cathy a mbola ho avy ny dokotera, fa misy groupe zay asa na iza amin'ireo tena ratsy mihitsy, ny 0 asa na + na - miaraka malemy ny ankizy ...
5. fijo ( 30/08/2006 20:45)
cathy an,tena te hamaly aho,fa virja ka tsy mahalala groupe mihintsy e
6. papounette ( 31/08/2006 05:56)
fijo:

cathy an,tena te hamaly aho,fa virja ka tsy mahalala groupe mihintsy e

8OFijo virja?=))=))=))=))

7. watafon ( 31/08/2006 06:37)
papounette: d ilaozanao mihomehy ftsn anie izy zany dr e! :-D:-D
8. tywa68 ( 31/08/2006 14:21)
na diso h@voalohany ny testfa tsy vaotery i neny no nangalampihinana ê ! :-D
9. Zina ( 31/08/2006 18:04)
nandalo ny dokotera iray tsy namaly ny fanontaniana????
10. cathy ( 31/08/2006 21:23)
mba omeo valiteny reto za an ten marina
tsy possible mihitsy amiko
tsy mety ny lahy aloha nagalampihinana fa ny vavy no niaccouche zany hoe raha ireo no mpivady de tsy mety hiteraka mihitsy zany raha tsy managalampihinana ny vavy
ilay lehilahy O+ ilay vehivavy AB+
manantena valiny aminareo za an:-*
11. boubounezy ( 01/09/2006 00:52)
marina ny any lé fijo fa tena tsy nianatra mintsy i ra virja dé tsy ita zé lazaina ka na goupe sanguin avy aza tsy hay é!=D=D=D=D=D=D=D li fijo mou ka nanao droit e! tsara manao livraison zany an!
12. tywa68 ( 01/09/2006 09:51)
miandry valiny koa fa tsy mahay ê :wink:
13. xxx ( 01/09/2006 12:03)
ry dokotera isany a! ity misy fanontaniana: za:O+, ny vadiko AB+, niteraka vavy sy lahy zahay: vavy:A+, ny lahy AB+, very ve zany ny ahy universel io?
14. tywa68 ( 01/09/2006 13:19)
:?:
15. papounette ( 01/09/2006 14:53)
tena miala tsiny rizareo a!tsy hoe tsy te hamaly anareo akory an,fa raha vao resaka fitsaboana na hanazava fotsn aza de tsy maintsy tandremana tsara ny zavatra tenenina,eritreretina tsara ny fomba hanazavana @ fomba tsotra ahazahoan'rehetra azy.
Zay an!Sa aôna Wata?
16. cathy ( 01/09/2006 19:36)
xxxxx
tsy zanakao zany ireo ireo injinja ilay lahy
efa hoe raha ny iray O na + na - tsy faaka hiteraka AB mihitsy
raha ny iray AB na + na - tsy afaka hiteraka O mihitsy

raha ny O sy ny AB zany miaraka tsy miteraka raha tsy managalampihinana marina ary ve ny eritreritro


17. xxx ( 01/09/2006 20:07)
diso zany anao zany ry cathy a! vadiko:AB +; zà: O +;zanakay lahy: AB +; ny zanakay vavy: A +, zahay zany + daholo, fa tsy nisy O + toy ahy, ary ny vavy nateliny ny B;donc miteraka bonn be ny A sy ny AB, za koa aza mba te ahalala ny - io koa, mba azavao oe ry doc ?
18. fijo ( 01/09/2006 20:41)
an an,aleo ihany virja wa fa manahirana be izy izany.
19. boubounezy ( 01/09/2006 21:21)
:roll::roll::roll::roll:=))=))=))
20. papounette ( 02/09/2006 09:17)
:DEzahako hazavaina tsotsotra le izy an de anjaranareo manao déduction.D'efa mialatsiny mialoha @teny variamnanana :lol:
Rehefa manao groupege tsika de misy système 2 no ampiasaina hidetérminéna azy:de ny système ABO sy ny système rhésus de ny Globule rougentsika zany no tena ampiasaina.
Ny système ABO zany de misy karazana gène 3 no jerena de ny gène A,gène B,ary ny gène O zay antsoinay hoe gène inactif.
De @ alalan'io no ahafantarana na gpe A na B na AB na O le ol.
Génétiquement,ny tsirairay de manana 2 gènes ny iray avy @ Papa de ny iray avy @ Mama.
Zany hoe raha Gpe
.AB le ol de manana gène A sy B
.B de manana gène B et 0 na samy B ny gène roa
.A de manana gène A et 0 na samy A ny gène roa
.O de gène 0 daholo izy roa
Zà rey ol tsy mahay mampianatra an!tsy haiko raha mazava ny tiko lazaina:oops::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5421