groupe sanguin
21. papounette
(
02/09/2006 09:40)
xxx:
ry dokotera isany a! ity misy fanontaniana: za:O+, ny vadiko AB+, niteraka vavy sy lahy zahay: vavy:A+, ny lahy AB+, very ve zany ny ahy universel io?
Zany hoe
Enao gpe O: zany hoe 02 gènes 0/0
Vadinao AB:zany hoe gène A/gène B
de manome Zaza
Gpe A: zany hoe gène A/gène O na gène A/gène O de sexe féminin
Gpe B: zany hoe gène B /gène 0 ne gène 0 /gène B de sexe masculin
Gpe AB: 02 gènes A /B de sexe masculin
Gpe 0: 02 gènes O/O de sexe féminin
Rhésus positifa daholo....
Asa akia raha mety mahavaly ny fanontanianao...:oops:
22. Tanora
(
02/09/2006 10:08)
tena mazava akia fa misaotra betsaka a! papa sy mama moa samy O +! fa raha hanome rà zany dia ny O+ afaka fona e??? bien sur raha tsy voan'ny hepatite ???
24. cathy
(
04/09/2006 23:15)
manao ahona doly
misaotra namaly fa na izany aza de jereo ange ity eh de omeo ahy ny hevitrareo
Un homme de groupe sanguin AB peut-il être le père d'un enfant de groupe O si la mère est également de groupe O?
valiny
http://www.google.fr/search?hl=fr&q=hematologie+abo&btnG=Rechercher&meta=

25. cathy
(
05/09/2006 14:54)
non pour etre de groupe o l enfant doit recevoir un O de son pere et un O de sa mere
un pere AB ne peut pas transmettre le gene O puisqu il ne possede pas
un pere AB ne peut pas transmettre le gene O puisqu il ne possede pas
28. watafon
(
06/09/2006 18:36)
cathy: marina ny voalazanao ny momba ny gropage , fa zany oe afaka miteraka tsara ry zareok ! manome zaza A na B
http://perso.orange.fr/msvs/anabiosite/esp_r/gpe_sg.htm
http://perso.orange.fr/msvs/anabiosite/esp_r/gpe_sg.htm
33. fijo
(
08/09/2006 20:48)
tena hoatry ny hanahirana be mantsy raha toa ka olona efa nanalehibe zaza no maheno vaovao tampoka toa izany.
34. cathy
(
08/09/2006 21:41)
misaotra nanome ilay tablao fa sarotra vakina
marina fa zao
lehilahy O ny vadiny AB
ny zanany zany mety ho A na B
tsy mitovy na aminy mamany na ny dadany
mampiasa saina be zany an
marina fa zao
lehilahy O ny vadiny AB
ny zanany zany mety ho A na B
tsy mitovy na aminy mamany na ny dadany
mampiasa saina be zany an
35. watafon
(
09/09/2006 13:33)
cathy : sarotra vakiana ahoana kosa akia an ! inona no tena mampiasa saina ary ?
36. madagasikara
(
10/09/2006 12:46)
Ohatra ny cas-ko, O+ za dia midika fa ny dadako AB ary ny mamako O. Satria tsy fantatro izany hatram izay fa dia inoako hoe izany tokoa ary dia hoporofoiko rehefa mankany dago.
Fa inona no mampiasa saina an'i cathy am izany e, hoe tsy mitovy am n'ny 1 am RAD ve ny groupe sanguin ny zaza. Mety mitovy am dadabe-ny kosa angamba kou?
Fa inona no mampiasa saina an'i cathy am izany e, hoe tsy mitovy am n'ny 1 am RAD ve ny groupe sanguin ny zaza. Mety mitovy am dadabe-ny kosa angamba kou?
37. cathy
(
10/09/2006 20:06)
watafon an araka ilay tablao de miteraka doly ny olona rehetra fa tsy misy incompatibilite kou
misy boky novakina sy nianarako fa ny ab tsy afaka manome o ary ny o tsy afaka manome ab
raha marina izany de tsy haiko ny rar kou
misy boky novakina sy nianarako fa ny ab tsy afaka manome o ary ny o tsy afaka manome ab
raha marina izany de tsy haiko ny rar kou
38. Tanora
(
11/09/2006 12:46)
sahirana mafy cathy reto fa mba valio mazava izy a!cathy:dada:AB; mama:O; rh + daolo reo, ny zaza tokony A na B, manaraka an'i dada io, fa raha misy zaza hafa noho reo dia tsy zanak'i dada zany, sa diso aho ry doc isany?
39. cathy
(
12/09/2006 23:56)
tena sahirana za
ny inona sy inona miaraka ary no tsy mety miteraka araka ny fahalalanareo azy eh
ny inona sy inona miaraka ary no tsy mety miteraka araka ny fahalalanareo azy eh
40. madagasikara
(
13/09/2006 17:13)
Ny henoko taloha dia hoe misy groupe sanguin tsy tokony hiaraka fa mahatonga zaza sampona, ka izay hono no tokony anaovana visite alohan'ny mariazy.
Za aloha tsy mbola naheno hoe misy tsy manome taranaka e, fa inoako fa possible izany matoa misy ireny olona tsy mety mahazo zaza ireny satria ny ankamaroan'ny olona dia tsy momba akory fa mety hoe io no antony.
Fa ny olona moa tsy te-hahalala izany fa rehefa mifankatia dia lasa 'zao.
Ka ny AB+ ( ray) sy ny O+ ( reny) ve zany no tena mahatonga ny hoe tsy hisy zaza mihitsy sa na ny reny no AB+ ary O+ ny ray dia tsy manome zaza foana?
Zao za vao manomboka mahazo ny adintsainan'i cutie.