Izany ve no atao hoe foto-pisainana Malagasy @ fitiavana?

1. rakikih ( 25/08/2006 22:16)
Hono wa ry reto fa maninona kay no tsy manana foto-pisainana madio @ fitiavana intsony ny vehivavy malagasy ankehitriny fa raha mba mitory fitia aminy ianao dia izay intéré-ny mety ho azony aminao aloa no anontaniany voalohany vao miarak'izy.
novalian'i fiderana ny 14/09/2006 08:10
2. cutie ( 25/08/2006 22:39)
ny vhv malagasy rehetra ve :roll::roll::roll:
3. cathy ( 25/08/2006 22:59)
tsy ny vehivavy gasy ihnay fa na ny vahiny kou
ary tsy ny vehivavy retra io kou:-D
4. soanja ( 25/08/2006 23:45)
Azavao tsara alo ilay interet satria isan-karazany manko io. Raha toa tokoa alo lehilahy tsy hanao inona afa tsy ny hamely anao no teny ao an-tsainy dia miala, aleo hadihadiana ny interet sao mba misy iombonana ihany ankoatranio.
Ny interet-ko izao raha hiaraka amin'olona aho ka tiako azo any aminy dia ny harena betsaka any an-dohany any. Raha tsy misy alo io dia mazava fa mody maina izy.
Ny vehivavy gasy alo toa tsy azo ambakaina intsony izao fa toa izy no hanambaka koa tandremo.
5. jentilisa ( 26/08/2006 05:58)
Tena misy kosa aloha ny sipa tonga dia mangataka saosy mihitsy aloha! ahoana ary izany? tsy aleo tonga dia miala!
6. soanja ( 26/08/2006 06:02)
jentilisa:

Tena misy kosa aloha ny sipa tonga dia mangataka saosy mihitsy aloha! ahoana ary izany? tsy aleo tonga dia miala!



Raha vao saosy no angatahany dia fantatrao manomboka iny androtr'iny fa mivarotena izany izy. Tsara ny miala raha izany.


7. boubounezy ( 26/08/2006 09:30)
za alou tsy mba mila sôsy zany fa mba afaka mifanampy kosa ngamba e! ary sô dé mba tena nisy nanahirana be azy ary dé efa tsy fidiny dé nagatabola lé vhv? l'habille ne fait pas le moïne tsy ay zé tena any antsainy.:lol:
8. kally ( 26/08/2006 10:00)
Fa iza avy ny vehivavy malagasy taloha moa iza no ankehitriny ry reto?
9. rakikih ( 26/08/2006 10:33)
Raha mandinika an'izany resaka rehetra izany aho dia miankina @ fomba nitaizan'ny ray aman-dreninao anao no fotom-pisainao sa ahoana ry reto?
10. rakikih ( 26/08/2006 10:51)
Izany fomba fisainanao izany mihintsy ry soanja ilay vehivavy intéréssée tsy maintsy resaka harena foana izany vao afaka mifankatia @ lehilahy enao?
Fa inona no hidiran'ny resaka fanambakana @ fitiavana ry soanja?
rehefa tsy misy harena izany le bandy dia tsy afaka ny hotiavinareo vehivavy mihintsy?
11. vale ( 26/08/2006 10:51)
marina be zany rakikih ah:wink:
fa tsy ny vhv rehetra kosa io e:wink:, za manokana alou de tena tia manana ny indépendance ko eh, za aza manampy (saika zay fona) rehefa sahirana lay ol miaraka amiko, na tsy manana koa aza ilay lhl tsy izany no hitiavako olona fa ny toetrany ! fa mahereza fa aza kivy e, mivavaha ho azy:wink::-*
12. HESHA ( 26/08/2006 10:55)
ka misi kou ange ni lehilahi interesse e ! anga ni vehivavi ihany ? ni lehilahi aza zao no tena betsaka ra ni fahitako azi, mitadi hovelomina fa tsi hamelona.
13. vale ( 26/08/2006 10:58)
Soanja, tsy voatery hoe mangataka saosy:lol:koa, fa misy mijery situation:wink:, ny tsara dia miara-mampidibola ny lahy sy ny vavy efa sarotra ny fiainana izao,hafa ny taloha, jereo ange, in no mapandroso ny firenena aty ivelany aty? saika miasa doly ny vhv fa tsy hoe an,an, andeha hanambady lhl manana @zay za miadana!vhv zà miteny anareo fa tena misy io:);-)
14. vale ( 26/08/2006 10:59)
Hesha, hafa ndray ny fipetrany raha izay, hihihihi
15. booboo ( 26/08/2006 11:23)
kay ve resaka harena lay intérêt resahina eto ? hihihihihihihi, ka sao voa tahaka ilay hiran'i Solo " hoy ialahy " iny izy kouh hihihihihihi
16. kally ( 26/08/2006 11:28)
rakikih:

Izany fomba fisainanao izany mihintsy ry soanja ilay vehivavy intéréssée tsy maintsy resaka harena foana izany vao afaka mifankatia @ lehilahy enao?
Fa inona no hidiran'ny resaka fanambakana @ fitiavana ry soanja?
rehefa tsy misy harena izany le bandy dia tsy afaka ny hotiavinareo vehivavy mihintsy?


Inona ary ity Rakikih? Mba namaky tsara hatramin'ny farany izay nolazain'i Soanja ve ianao sa dia mitatatata fotsiny?
Hoy izy hoe "ny harena any an-dohany".


17. rakikih ( 26/08/2006 11:42)
Marina izany ry kally fa izao no tsy namaky tsara
18. vale ( 26/08/2006 12:02)
tena marina io voalazan,i Soanja io, miombokevitra @ kally sy rakikih koa za:wink:
19. pissoa ( 26/08/2006 12:18)
Na ny fitiavana omenao aza no tadiaviny dia efa interet izay. Ka io samy manana ny intere-ny olona - ary na mitovy aza ny intere-ny tsy mitovy ny habetsaky ny tadiavainy. Ka rehefa tsy tiana fotsiny ny mpitady vola sy ny mate dia mandeha any amin'ny mpitady fitiavana e :}:-D:-D:-D
20. booboo ( 26/08/2006 12:34)
eka ouz !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4892