haisoratra malagasy

61. Fiffi ( 28/08/2006 18:40)
:-D
62. bobone ( 29/08/2006 07:20)
:D:D:D
ato @ sera koa misy !fa tsy maintsy mikaroka kely aloha an!
:D:D
63. mandrindra ( 29/08/2006 08:06)
fiffi, manenjika an'ilay inspiraka aho fa mbola tsy azoko ilay izy :wink::-D
64. Fiffi ( 29/08/2006 08:32)
mandrindra: fa henjehana aiza aloha izy io ? :-D
65. mandrindra ( 29/08/2006 09:21)
any amin'izay misy azy:°)
66. Fiffi ( 29/08/2006 10:15)
marina aloha zany an!
67. prime ( 29/08/2006 12:02)
Sao d tsy ilay inspiraka no enjehina fa zavatra hafa...:°):-D:-D
68. mandrindra ( 29/08/2006 13:43)
inn ilay zavatra hafa?:wink::-D:-D
69. prime ( 29/08/2006 14:21)
Ilay fanenjik'i mandrindra ka in indray ary...:wink::-D:-D
70. cutie ( 29/08/2006 15:44)
:-D:-D:-D:-D
71. Fiffi ( 29/08/2006 17:06)
http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=123
72. helitiana ( 17/09/2006 15:24)
jvais:

Miarahaba antsika rehetra !
Raha mba azo atao de mba maniry ny hamaky ny tononkalon'ireo kalazalahy amin'ny haisoratra malagasy aho raha mba misy manana.
ireto avy ireo tadiaviko :
- Rado (Georges ANDRIAMANANTENA
- DOX
- Om Guy (RABESAIKY Marie Guillaume)
- SOLOFO José
Misaotra antsika mialoha e,
Asandrato ny hai-teny, hai-soratra malagasy fa sady feno anatra, torohevitra, ary ko fahafinaretana, sady gasy antsika rahateo e !
Anja


Efa ela moa ianao no nanoratra fa izaho no vao vaovao be,vao vahiny tsy ela kamboko e,ka ity misy tononkalon' i Solofa José ,asa raha ho tianao:

VINANIO KELY !

Ny fotoana itsoriahan'ny rano amin'ny tananao
Ny fotoana lanin'ny ankoholahy iantsoana ny masoandro
Ny fotoana ihinanan'ny hala ny lalitra
Ny fotoana anongotan'ny rivo-mahery ny tafo tanimanga vitsivitsy
Ny fotoana isintonako ny ranjonao ho eo anilako
Ny fotoan ifamborahan'ny fijerintsika fitiavana
Vinaniontsika
Izay hanaovana izany fotoana rehetra izany

SOLOFO José 1983
Tadidiko tsara io tononkalo io satria efa tratran'io aho t@ hadihadio sy fakafakao tany antsekoly
73. chuboit ( 06/10/2006 19:31)
mafinaritrabé
74. kalaketaka ( 12/03/2013 21:03)
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny serasera.org.
Misaotra ireo rehetra nanome tononkalo nangatahiko, tamin'ny taona 2006 aho no nangataka tononkalon'ny mpanoratra vitsivitsy teto Jvais no solon'anarako tamn'izay fotoana izay.
Mankasitraka indrindra e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2934