haisoratra malagasy

41. Vaika ( 26/08/2006 12:07)
pissoa : hum...

booboo : hum ! hum !
42. lapino ( 26/08/2006 13:03)
Pissoa, ary za nitady an'io fa kay ndry manana de tsy nampidirin-dry tao @ tononkalo! :twisted:
43. pissoa ( 26/08/2006 15:18)
Lapino koa mila vaniny fotsiny! Tononkalo tsy efa hain'lah tsianjery io? :twisted:

Hihihi, miala tsiny fa efa antitra dia hadinoko e :oops::oops::oops: ( Noheveriko fa efa nataoko tao io :-D:-D:-D )
44. pissoa ( 26/08/2006 15:19)
Oops

pissoa:
Hihihi, miala tsiny fa efa antitra dia hadinoko e
Zah no lazaiko hoe antitra eo fa tsy le tononkalo milay be an :@:-D:-D:-D
45. mandrindra ( 26/08/2006 19:35)
pissoa:

mandrindra an - mba ataovy any amin'ny tononkalo ireo e :roll:

dia hoe i pissoa :
( Noheveriko fa efa nataoko tao io )


ampianro mampiditra ary aho e :°):°)
46. pissoa ( 26/08/2006 20:19)
http://serasera.org/vetso/?rub=vetso/vetso&asa=add dia ataotaovy ao e :-D:-D:-D
47. mandrindra ( 26/08/2006 20:23)
koklou izaho hisotro dite handinihako azy tsara
48. soanja ( 26/08/2006 22:15)
Ny PAISO

Ity ny tsianjerinay tany amin'ny T3

Tafatsiry indray ny maintso
Eto an-tokotaninay
Rakopelana ny paiso
Mavo kely ranoray

Tafafoha maraina aho
Nifoka izato rivo-manitra
Eny an'elanelan-taho
Manga ery ny volon-danitra

Eny ambony rantsan-kazo
Indreny vorona mivazo
Ampanaovana ny ankaniny

Mbola hisy azy fatratra
Ny lohataona vao misantatra
Any ambanivohitra any.

DOX
49. lapino ( 27/08/2006 09:52)
pissoa, misaotra e :-*
Fa tsy haiko tsenjery zany io ka!
50. pissoa ( 27/08/2006 15:46)
Tsisy fisaorana e :-*
51. kelly13 ( 27/08/2006 18:44)
misaotra ankia seri a! :* :* :*
52. Vaika ( 27/08/2006 22:56)
kelly13 : :-w
maika loatra ho'a !
53. booboo ( 28/08/2006 05:42)
tratran'ny tsinam-bolana kounkou angaha Vaika zany ? hihihihihihi
54. kelly13 ( 28/08/2006 09:22)
vaika>ka za tsinn emue d tsy mahita tenenina kou! io ndray enao an!!!! :* je t'aime
55. Vaika ( 28/08/2006 14:42)
kelly13 : Moi oci ankia a !:*
56. Vaika ( 28/08/2006 14:44)
booboo : tsinam-bolana marina angamba dia mihetsika ny kankana:oops: fa tsy tonga ny haingam-panahiko:?
57. mamzelkely ( 28/08/2006 15:14)
misy tononkalon Rado iny ko le "aza avela" iny fa ts haiko le izy :oops:
58. Bakobako2 ( 28/08/2006 17:02)
Soanja zany mahay an le misy an le hoe:
"sady zay njay , nasina bigôdy . . .
=D=D=D
59. Fiffi ( 28/08/2006 17:36)
mandrindra:
koklou izaho hisotro dite handinihako azy tsara
de mahazo inspiration ve ry mandrindra avy eo ? :-D


60. booboo ( 28/08/2006 18:05)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3513