fety du 19 aout hoe Carrieres sur seine
63. mandrindra
(
12/09/2006 11:11)
dite dietetika io, mampikaly fa tsy mampitavy. izany azo daholo ny fahafinaretana rehetra
67. mbaliana
(
15/09/2006 09:27)
iza no mahita zay any anaty fa dia hita fotsiny hoe mivembena refa avy eoo.. tsy mahazo equilibre...
69. fijo
(
15/09/2006 20:58)
izay letsy le tsy mbola fantany an.io ekilibra io tadiavina foana ,na hoan'ny saina,na ara politika na aratsosialy.
ary ny dite manampy be hitady azy.
ary ny dite manampy be hitady azy.
70. mbaliana
(
16/09/2006 07:38)
ountssss za equilibrée tsara kou... na saina na fo na sosialy .. hatramin'zao..:-D:-D
mandrindra dac hoe tediaviana fa arakaraky ny zavatra iainana sy ny ampidirina eo amn'ny fiainanao manokana ka...:lol::lol:
dite zany toa tsy miasa amiko loatra...:):)
mandrindra dac hoe tediaviana fa arakaraky ny zavatra iainana sy ny ampidirina eo amn'ny fiainanao manokana ka...:lol::lol:
dite zany toa tsy miasa amiko loatra...:):)
71. mandrindra
(
18/09/2006 09:19)
sao dia mba tsy mety izany équilibrée tanteraka izany ry mbaliana. lasa monotonie anie raha vao tsy misy sikany kely e. izay no mahamilay an'ilay mitady ekilibra. dia na ny zavatra ampidirina na ny zavatra miditra ao amin'ny fianana dia mampitady ekilibra foana. :lol:
mbola tsy nanaldrana an'ilay tena dite ianao mato milaza hoe tsy miasa aminao io, tongava hoa dia ho hitanao ny asany fa tena milay be :lol::lol:
mbola tsy nanaldrana an'ilay tena dite ianao mato milaza hoe tsy miasa aminao io, tongava hoa dia ho hitanao ny asany fa tena milay be :lol::lol:
72. mbaliana
(
18/09/2006 18:27)
0 ry mandrindra efa nitenyksa za hoe htramin'izao aloha... refa avy eo no tsy fantatra ...
gaga ihany za e... ho aiza marina moa izy ty fa ze miteny dia hoe tongava... misy fihaonana ve any ho any sa ahona e...=))=))
gaga ihany za e... ho aiza marina moa izy ty fa ze miteny dia hoe tongava... misy fihaonana ve any ho any sa ahona e...=))=))
73. mandrindra
(
19/09/2006 12:56)
ka tsy tsara ary ve ny be mpanasa :lol::lol:
rehefa tonaga anie ianao dia efa fihaonana izay e :D
rehefa tonaga anie ianao dia efa fihaonana izay e :D
76. mbaliana
(
21/09/2006 08:49)
hiihihi tsy zany ve no tsara.. saingy indrisy ry Fijo efa tapitra ny vakansy...:cry::cry:
refa avy mankany amin'i mandrindra zany dia any amin'i Fijo daholo eeee... miaraka mirona any daholo zany ny avant retra ... weeeee :-D:-D:-D
refa avy mankany amin'i mandrindra zany dia any amin'i Fijo daholo eeee... miaraka mirona any daholo zany ny avant retra ... weeeee :-D:-D:-D
78. mbaliana
(
21/09/2006 22:33)
fa ahona ary ity miova hevitra ity... efa hoe za tsy mande raha tsy miaraka amin'ny ekipa complet koa...8O8O
80. mbaliana
(
23/09/2006 10:02)
tsy ampy amiko mandrindra ka...mbola mila fanampiny di ny avant -ko rehetra...ary za ihany no mahalala azy ireo ...:lol::lol: