fety du 19 aout hoe Carrieres sur seine

1. ferrari ( 24/08/2006 10:12)
Mpandefa : ranga [ Valio ] 22-08-2006 22:33:30
Lohateny : Re : fisahorana
kelikely tsaratsara ,sur maina a,reveko ny revin'ise,hoavy doly ny ekipa @ manaraka fa tokony homanina any @ terrain malalaka @ izay tsy misy intsony ny hoe tsy ampidirina,okay ( Foza ihany e )

Aminy manaraka tongava aminy ora misoratra dia nahazo niditra et non alina be.

Dia ny fety hoe ohany olona hoe serasera et non ohany olona mitondra namana (nisy nitondra namana dia tsy mieritreratra fa aty antrano olona): soiree privee et non publique

Tsara no micritique fa tsy fantanao io terrain io tokontany misy trano (particulier) donc rehefa mavita manao rencontre otraminy io ianao dia tsara.

Dia ny participation boissons fotsiny ;
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:20
2. hery ( 24/08/2006 10:40)
Raha soirée ho an'ny namana serasera ilay izy dia tokony mbola rigide kokoa noho ireny aza no natao.

Sosokevitro:

Mila ferana ny isan'ny namana ho tonga arakaraky ny habe-n'ny toerana. Rehefa hoe 50 dia namana 50 ihany no raisina. (Mety tsy ho tafiditra tao zah fa tsy quoi) Ka raisina lisitra mihitsy izay nanao inscription dia hamarinina eny am-bavahady. Dia mila mafimafy loha koa ny mpikarakara :-) (tolérant be loatra nareo)

Sarotra ny mi-organiser sy mi-gerer ary ny mamahana olona maro be ohatra an'ireny. Izay mahavita koa mba manaova :-)
3. ferrari ( 24/08/2006 10:50)
hery:

Raha soirée ho an'ny namana serasera ilay izy dia tokony mbola rigide kokoa noho ireny aza no natao.

Sosokevitro:

Mila ferana ny isan'ny namana ho tonga arakaraky ny habe-n'ny toerana. Rehefa hoe 50 dia namana 50 ihany no raisina. (Mety tsy ho tafiditra tao zah fa tsy quoi) Ka raisina lisitra mihitsy izay nanao inscription dia hamarinina eny am-bavahady. Dia mila mafimafy loha koa ny mpikarakara :-) (tolérant be loatra nareo)

Sarotra ny mi-organiser sy mi-gerer ary ny mamahana olona maro be ohatra an'ireny. Izay mahavita koa mba manaova :-)


Merci ho ny critiques nataonao fa nisy ny zavatra tsy nety surtout ny controle hoe portail (natoko farany fa misy ko ny olona tsy malala fomba rehefa misy fety ho ani serasera dia anazy no mieritreratra ) et limitation du nombre de personnes.

Nisy ko niantso aloha dia niteny misy ny epoux ou mari (olona 1+)cen est pas un probleme, je le comprends parfaitement.


4. Fiffi ( 24/08/2006 12:43)
ka nisy koh nilaza hoe tena milay be le fihaonan'ny namana sera2 ka de hisoratra anarana koh zany ! heu..ohatran'ny hoe hitombo bdb indray zany ny isan'ny mpikambana.?
Raha tsy misy an'ireny fihaonana ireny kosa aloha mba nisian'ny pub sa tena tsy nety mihintsy zany ny fandehany fa tsy maintsy nisoratra anarana ?
5. diamondra27 ( 24/08/2006 13:45)
:-D:-D:-D

Hay ve nisy ny tsy afa-po e!
Tsy aleo nanao revanche alahady maraina :P,:wink:

tena taraiky za fa raha tsy zany de tonga ihany ny sabotsy nanao agent de securité teo ambavahady.


de refa za no teo @ vavahady de nanao anareo oe: iza ny ps-nao?mandrindra=tafiditra satria mety handrindra le fety izy, mCfy =tafiditra satria haka fy le fety izy,ragaigy= tafiditra fa afaka migaigy ao izy ETC... Bon iza no manaraka? Anao 'zao Mlle a!tsy mety miteny, tsy tafiditra 'zany=))=))=))=))=))

Avy eo injayd e mbola miteny za oe: aiza ny boisoon : tsy nitondra boissons, tsy tafiditra 'zany:-D:-D


Ary farany: aiza ny pour boire ;-);-);-), tena tsy nisy , mbola tsy mahazo miditra hono ianao aloha hono fa ao @ liste d'attente=))=))=))
Fa raha manana diamondra de tafiditra na de tara aza =))=))=))=))

allez cool de essaie de comprendre la situation e!
:-*:-*:-*
6. Fiffi ( 24/08/2006 13:59)
ay! ay! ay! mazana be zany mpiandry vavahady zany an! :-D:-D:-D
hummmm ! heu...de raha diamondra zany no hohentina de tsy blèm mihintsy fa la voie est libre :-D:-D:-D
7. kally ( 24/08/2006 14:03)
Izaho aloha dia midera ny herimponareo nikarakara ny fety fa tsy mora ireny.
Ary mitovy hevitra amin'i Hery aho hoe ferana ny olona mankao ary rehefa hoe serasera dia serasera. Raha izaho aza angamba no manao (hisy ho tezitra fa izay ny ahy) dia ianareo namana fahitako eto @ forum ihany ny ahy no hasaiko, handefasako hafatra mangina!:lol: saingy indrisy aloha mbola tsy manam-potoana hanaovana an'izany aho kah!
Laingalainga fa sarotra amiko ny hampiditra olona amin'izao fotsiny aty an-trano.:wink:
8. diamondra27 ( 24/08/2006 14:40)
kally: de ahoana no afantara -njy hoe ty marina ve le ianona? satria tsy nametraka sary tao @ sary rehetra izy?
De raha mifosika ps de aona ohatran'ny any @ karajia?

Fa aleo angamba

9. booboo ( 24/08/2006 14:48)
kally > mahatoky aby moa ny namana ato @ forum ô ? hihihihihihihihihi
10. diamondra27 ( 24/08/2006 15:35)
fiffi: ié =))=)) tena diamondra vato an!
sao de diamondra virtuel no entinjy fa tsy tafiditra eo njy=))=))
11. kally ( 24/08/2006 15:47)
diamondra27:

kally: de ahoana no afantara -njy hoe ty marina ve le ianona? satria tsy nametraka sary tao @ sary rehetra izy?
De raha mifosika ps de aona ohatran'ny any @ karajia?

Fa aleo angamba




Hifôsika ps ahoana ry Diamondra. Indry izany izao raha atokisako ka andefasako hafatra manokana hasaiko dia omen-dry olon-kafa ve izany ilay fanasana?:lol: Izaho aloha tsy mpiditra karajia,ka izay no nahatonga ahy hoe ny eto @ forum satria na tsy mifankahalala aza voataratra eny @ fomba fiady hevitra eny ihany ilay olona koh!sady mbola tsy hansa koa ange aho ho'a ee!:oops:

12. diamondra27 ( 24/08/2006 16:41)
kally: hummmmmm

virtuel nge akia ty e! tanjemo sao de voafitaka
mahalala zavatra aho matoa miteny


Fa bon! ze ataonjy ihany

hay refa manana invitation ihany zany vao tafiditra any ambavahady?
Heveriko hoe: ze mananA mot de passe :-D:-D na code d'accès ao @ le appart


azafady akia fa lasa mihanihany be za fa tena mbola miakatra le feeling-ko ary @ dinika hafa mihanihany de na de eto koa aza de lasa tsy serieuse za a!

kally: raha @ anarako le invitation , de anah zany iny ka!


Kally: aza avakavahina zany ny namana fa mpikarajia daholo ny ankamaroan' ny akama tonga tao fa tsy mpi-forum an!
Misy firy zao ny forumiste ato? omeo valiny
Letia e! lasa resaka isa njay le izy nefa tena kozy vré le resako.


fa za d'accord hoe: tsy mampiditra olona tsy fantatra
13. fijo ( 24/08/2006 17:05)
ferrari an,
izao fotsiny ataovy an tsaina,rehefa manao zavatra dia tsimaintsy mikritika ny tsy nanao ninoninona.
gaga be aho tonga tany,fa nisy tara hoatra ahy koa tao,ary nony nanontaniako ry zareo dia iray ihany no namana serasera,fa ny dimy (5)dia olona nentiny avokoa,ary dia tsy nisy na iray tamin'ireo aza nitondra le fandraisana anjara akory.mody nanaovako vazivazy ratsy moa io namana io hoe :"na dia dovay aza ve dia lafo be aty paris";mino aho fa tsapany izay.
fa misaotra betsaka anareo nikarakara an'iny,fa avelao hanefa izay lazainy ny mahita lazaina.

ary hoan'ny namana rehetra,mety mihintsy io nolazain'i hery io hoe "asiana fepetra le izy,fa misy ny manararaotra ka manahirana"
14. kally ( 24/08/2006 17:08)
Diamondra kooh! izaho ho'a efa hoe mbola tsy hanasa aloha izao fa mba resaka iny!
Sady izaho ho'a tsy miditra karajia izany.Ka izay namana hitako fa mahafinaritra ahy eto ihany no tiako hihaonana, hihaona ihany ve dia olona mahasosotra? Iza avy ary izany?:roll::?: Izaho aloha tsy laitra raha hanavakavaka e! sady ny ahy angaha moa afeniko izany? Fa ny fomba anavahako azy kosa...izaho ihany no mahalala:lol:
15. mbaliana ( 24/08/2006 17:27)
za zany tsy tafiditsa rah avaoi kally no mi.organiser... dia mionona eee za mantsy karajia fa tsy dia forum...:cry::cry:.. sa mba tafiditsa fa efa nanoratsa kely? :roll::roll:
16. andry08 ( 24/08/2006 17:36)
Amiko ny tafiditra dia izay niantso t@ nandefasana invitation, ka raha niantso dia efa fantarin'ny olona hoe ao anaty liste, ary izany no tsy nahatao ahy satria tany paris aho ny maraina nanao course nefa dia tsy sahy niantso satria efa t@ volana juillet le 31 ny farany. :):)
17. fijo ( 24/08/2006 20:01)
mbaliana ,ao fa asaiko ndry e;
18. diamondra27 ( 25/08/2006 05:51)
ferrari: fijo a raison, t'en fé pas. Tu as fé avec ton (l)c'est tout ce ki konte,

Bravo à vous=D=D=D=D j'étais pas là mais j'ai pu imaginer et j'ai vu le vidéo & photos
tout le monde s'amuse

encore m'si:-*:-*
19. fasaly ( 25/08/2006 06:20)
hummmmm!:°)tsy mora ny manao zvtr e! sadymbola mahazo kritik kou ve avy eo:roll::roll::roll::roll:
20. lanto ( 25/08/2006 06:28)
fasaly> ny manao ihany no voakritik fa ngah ny tsy manao :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2762