fety du 19 aout hoe Carrieres sur seine

21. kally ( 25/08/2006 06:39)
mbaliana:

za zany tsy tafiditsa rah avaoi kally no mi.organiser... dia mionona eee za mantsy karajia fa tsy dia forum...:cry::cry:.. sa mba tafiditsa fa efa nanoratsa kely? :roll::roll:



Efa reko hoe olona mahafinaritra hono i Mbaliana tany Roma moa sa??:wink:
22. mbaliana ( 25/08/2006 07:28)
dia tafiditsa zany za ry kally? merci eeeee :-*:-*:-*:*
mianjy ny fanasan'i fijo zany ee...:lol::lol:
23. mbaliana ( 25/08/2006 07:29)
kally mahafinaritsa ve za ..? dia inn no valiako eo? aleo ihany ianao no mahita ka.. une raison de + pour m'inviter lol :-D:-D
24. mbaliana ( 25/08/2006 07:46)
raha kritik hanampy amin'ny ho avy dia tonga soa.. ny mpikritik ihany koa anefa no tena tsy mahavita... fa isaorana ho an'izay retra nanomana na nisy ny lesoka na tsy nisy ...dia maromaro ny tahak'ireny eee fa ahazoana namana tokoa...:lol::lol::D
25. Ralay ( 25/08/2006 13:00)
Inona indray ary ity resaka ity? Fa angaha moa misy ankanavaka hoe karajia sa forumistes fa rehefa serasera dia miaraka daholo fa ny fepetra fotsiny no no atao mitombona tsara dia izay ihany.
Ny kritika dia tsy maintsy misy foana ary tsy voatery ho ratsy foana fa mety ho constructive nefa raha kritika be fahatany fotsiny dia aleo izy hanao dia ho hita eo izay vitany.
Tsy misy zavatra tonga lafatra à 100% fa rehefa mahafapo ny be sy ny maro(majorité) dia ekena fa izay no tsara.
Dia mifankatiava daholo fa mpiserasera isika rehetra et plus si affinité.:lol:
26. kally ( 25/08/2006 17:28)
Ka Ralay ve tsy nanaraka resaka tsara fa nilaozana naka sary e?:lol:
27. Ralay ( 25/08/2006 17:53)
:-w tena voa indray elà ry ralay fa varina naka sary dia tsy nahita izay niditra tsy nitondra boisson :lol: Marina zany ry kally famanaiky io teniko io ve njy alohae :-*
28. fijo ( 25/08/2006 22:37)
le izy ralay niaraka tao daholo na ny mpiforum na ny mpikarajia an,ary avydia samy nifankahazo tsara,fa ny olana dia ireo nitondra namana ,nefa tsy mba nivimbina ilay anjara kely akory.izany hoe sady efa mivoaka ny valafamaritana ,no mbola tsy manaja ilay adidy kely,ka izay n o olana kely tao.saingy olana tsy nanimba firaisana aloha ka tsy dia maninona loatra
29. kally ( 26/08/2006 07:15)
Ralay:

:-w tena voa indray elà ry ralay fa varina naka sary dia tsy nahita izay niditra tsy nitondra boisson :lol: Marina zany ry kally famanaiky io teniko io ve njy alohae :-*



Efa io voalazako eo ambony io ny ahy ry Ralay ny hevitro, hevitro manokana io fa tsy soso-kevitra ho anareo akory satria sarotra amiko ny hampiditra olona "tsy fantatro" aty an-trano, raha eny akalamanjàna indray dia hafa!:wink:
30. mbaliana ( 26/08/2006 09:38)
:lol::lol::lol:
31. fasaly ( 26/08/2006 09:41)
kally: ahako ve anisan'ny mahazo miditra ao andranon-droky raha ohatsa ka manao fety fiaonana njoky:wink::^):^):^)

zà ndray klou tam fiaonana italy dia mpikarajia aby no tany , zà mpi forum be, kanefa nifandray mitsy ny onde n'i mpiforum sy mpikarajia hummmm! nahafinaritra ka!:lol::P
32. kally ( 26/08/2006 11:30)
Nahoana androky no tsy hampidirina iiy? Antsika samy antsika avy any an-tanàna indray vy ro tsy hifananona iiy? Sa tsy mifankafantatra isika roa?:-*
33. Ralay ( 26/08/2006 12:49)
Ary zah koa zany ve zany tafiditra ry kally dia afaka mitondra namana mitondra dité viy :lol:
Fijo:Azoko ilay blem ka fa ny valapamaritana io no atao matotra tsara @ sisa izany hoe mila ol atokisana any ambavahady mintsy fa tsy any ambaravarana.:lol: Ny ahy koa aloha dia dité no hoentiko raha asain'i kally zah le fijo asa ny anlà :lol:
34. kally ( 26/08/2006 13:42)
Raha dite no entin-dRalay dia aleo leFijo mba mitondra kafe raha izay kah! ataovy mamy siramamy tsara ny dite an!:-*
35. Ralay ( 26/08/2006 16:40)
Ditémbazaha no entinay sy fijo fa somary mangatsiaka ihany ny alina anie:lol:
36. fasaly ( 26/08/2006 17:28)
hummm! misaotra aky kia kally fa atsika any efa ro mpifankahalala tato am forum iiii!
de zà kou hitondra inona zany????hitondra ramanonaka zany sy mofo gasy mafàna:wink:
37. mbaliana ( 26/08/2006 20:20)
kally oo :cry::cry: mbola tsy nahazo valiny foan za ooo... snif.. snif...
38. fasaly ( 26/08/2006 21:14)
mbaliana: ntsooooooo!:?
39. kally ( 27/08/2006 09:06)
mbaliana:

kally oo :cry::cry: mbola tsy nahazo valiny foan za ooo... snif.. snif...



Efa namaly aho kooh! hoe Mbaliana hono olona mahafinaritra hoy ny tsilian-tsofina reko:lol:, ka rehefa olona mahafinaritra dia afaka miara-mikorana sa ahoana? Dia rehefa vonona aho rankizy dia milaza dia ianareo mivimbina fitiavana sy kalokalo fa izao aloha mbola sahirana manao zavatra hafa aho mbola tsy afaka ny hihaona isika an!:oops:
40. Ralay ( 27/08/2006 12:57)
kally:zah anefa efa vonona fa heveriko fa @ week end manaraka izay ilay izy de gaga aho mbola tsy nahazo ilay karatra fazahoana miditra ihany mba hiomanako :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4937