Loza tena loza
41. mandrindra
(
29/08/2006 09:37)
pissoa, ny tsikera dia izay zavatra ratsy sy tsy mety ihany no lazaina. tsy mba mitondra vahaolana na fankaherezana fa fanaratsiana fotsiny.
ka lazainao ho fampitandremana aza ny filazana hoe loza dia avy hatrany dia fanaratsina izany ka tsy mety. ny zavatra manimba na mandratra ihany no ampitandremana.
nefa na izany aza ny filazana hoe loza aloha dia fandrarana fa tsy fampitandremana fotsiny. ohatra ny tranonjiron'ny jirama. dia misy soratra eo hoe loza mihantona, rarana ny miditra ato.

42. anako
(
29/08/2006 17:16)
bobone:
ô ry reto an! ahoana ny hevitrareo @ ireo vehivavy manambady vehivavy na lehilahy manambady lehilahy!
loza be tokoa fa matoa Andriamanitra nanao hoe :lehilahy manambady vehivavy iray de izay fa tena fanarahana ny toetr'andro ve !sa fitiavana te hanandrakandrana na sa efa adalana be izao!
Izany dia samy manana ny fomba ny fitia. Mbola misy tia ny ly na vy. Misy ny andriamanitra fa samy manana ny anjarany. Misy proverbe : l'homme dispose mais Dieu juge.
43. pissoa
(
29/08/2006 18:19)
mandrindra:
pissoa, ny tsikera dia izay zavatra ratsy sy tsy mety ihany no lazaina. tsy mba mitondra vahaolana na fankaherezana fa fanaratsiana fotsiny.
# Angaha ratsy tampoka izany le zavatra "notsikerainy" eo no nolazainao hoe mitsikera izy? :-D:-D:-D
# Ny vahaolana (araka ny miteny hoe loza) dia efa nentin'ny namana maro, nandritra ny taona maro - fa ny tsy te hihaino sy ny tsy hahalana no betsaka :-D:-D:-D
mandrindra:
ka lazainao ho fampitandremana aza ny filazana hoe loza dia avy hatrany dia fanaratsina izany ka tsy mety. ny zavatra manimba na mandratra ihany no ampitandremana.
Sady tsy manimba ve ny loza no tsy mandratra? :roll::-D:-D:-D
mandrindra:
nefa na izany aza ny filazana hoe loza aloha dia fandrarana fa tsy fampitandremana fotsiny. ohatra ny tranonjiron'ny jirama. dia misy soratra eo hoe loza mihantona, rarana ny miditra ato.
Aiza ny amin'ny teny hoe loza kay? :roll::-D:-D:-D Ny "aza" sy ny hoe "rarana ny ..." no mandrara.
Ny loza dia mampahafantatra/mampitandrina anao fa loza io ... Te hitandrina ianao? arahaba soa - arahaba tsara. Te hijabaka ianao? --- ndao fa lalana tompoko :-D:-D:-D
44. bobone
(
30/08/2006 05:01)
:D:!:
tena ekeko ny hevitr'i Pissoa !
fampitandremana io e!
anjaran'ny tsirairay no mandinika!
samy mosafidy izay lalana halehany ny olona
Ahona hoy ny Soratra masina hoe :
"Mandehana ry zatovo dieny mbola tanora ka aoka ny fonao hampifalifaly anao kanefa tadidio fa mbola hoentin'Andriamanitra ho tsaraina ianao".
Izany hoe malalaka @ izay hatao kanefa misy zavatra miandry ao aoriana ao!ary tsy maintsy hiantra @ olona minia mikipy eo manoloana ny Loza
de samy misaina sy mieritreritra lalina!e!

45. booboo
(
30/08/2006 05:56)
ary tsy maintsy hiantra @ olona minia mikipy eo manoloana ny Loza
gné ? iza no hiantra an'iza fa tsy arako sady tsy azoko ny tian'ilay phrase lazaina :°)
46. booboo
(
30/08/2006 06:04)
Ny tena loza amiko, dia ny fanilihana an-dreo. Firifiry kay, ny homos no maty vono, humilier-na imasom-bahoaka et tout et tout satria hoe mitondra loza ho an'ny espèce humaine e, manota anatrehan'A/tra e, sns ? Sa ve tsy loza zany fa normal hoy nareo ? hum...hevitra kely ôtra zany koa no tao an-dohan'i Hitler t@ voalohany fa nony nahazo fahefana @ zay izy dia iny fantatsika aby iny ny raha nataony an-dreo ... loza tena loza !
47. bobone
(
30/08/2006 07:10)
:D raha ohatra indray aloha hoe ! vonoina na hampijaliana ireo hOmo ireo de tsy mety koasa izany e! ary marina ny hevitrao fa heloka eo anatrehan'Andriamanitra ny mamona olona fa aseho azy ny lalana tokony hizaorany, fa tsy ekeko kosa raha arahana vono sy fanenjehana izy ! manana ny hafalemeny ohah ny olona fa anjaranao no mampahafantatra azy ny lafy ratsy na lafy tsarany.
48. booboo
(
30/08/2006 07:17)
hum... na izany aza, booooobaka beeeeeeee mihitsy no rehefa hitany fa tsy manaraka ny raha, tsara (:?:)atoro azy ireo homos, no manilika fôna : mifosa, mihatakataka fa maty hena maso @ fiaraha-monina raha fantatra fa manana havana na namana homos ( maika moa fa hoe mpivady koa reo farany reo )sns. Tsy ny fihetsika mamely @ kibay ihany no mamono na mandratra fa na fijery, fihetsika, fiteny dia izy aby zany amiko.
49. bobone
(
30/08/2006 07:22)
:D:D
tsy arakao ve ilay phrase?! izao ary e!
raha misy zavatra iray hataonao
exp tsy hivôna @ ilay resaka de ny HOmo.
fa sanatria misy haretina ny iray @ ireo , mazava ho azy fa mifindra @ ilay olona iray!
iza no hiarany loza tsy ianao miaraka aminy fôna ve!
-na efa fantatrao fa misy aretina ilay olona de mbola hiarahanao fôna ve!izay ilay miniha mikipy.
efa hita fa misy lavaka eo aloha de mbola mandeha fôna .mazava aminao ve!?? teneno raha tsia

52. diamondra27
(
30/08/2006 09:27)
I KORINTIANA 6:12 ny zavatra rehetra dia azoko atao nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra , ny zavatra rehetra dia azoko atao nefa izaho tsy mety andevozin-javatra na inona na inona
54. bobone
(
30/08/2006 14:20)
:oops:
tena diso frapy zaho e! re ry Booboo !teny diso re !tsy mba kabary! tena marina ny anao!Hi!:D::D:-D:-D
tena diso frapy zaho e! re ry Booboo !teny diso re !tsy mba kabary! tena marina ny anao!Hi!:D::D:-D:-D
57. boygay
(
16/09/2006 08:49)
Loza tena loza?
Ny ahy ny fantatro ry zareo dia izao. Ny fitiavana no lehibe indrindra. Ny couple iray moa, na hétéro ara-baiboly aza izy rehefa tsy mifanaja akory dia ho any an-danitra ve? Tssss.
Lazaina foana fa ny gay no toy izao sy toy izao. Ary ny hétéro? Ny fiainan'ny sasany aza ratsy noho ny couple gay mifanaja.

58. boygay
(
16/09/2006 09:26)
Etre homosexuel ne veut pas dire être travesti, pédophile ou pervers, ni avoir forcément l'allure d'une folle exubérante pour un gay et d'un camionneur pour une lesbienne. Contrairement à ce que certains croient, les homosexuels vivent de grandes et belles histoires d'amour, comme les autres. Les relations homosexuelles se nouent entre adultes consentants, pas forcément dans des lieux de rencontre décadents, comme on a tendance à les présenter en agitant de surcroît l'épouvantail du sida. Les homosexuels ont certes payé un lourd tribut à cette épidémie, mais ils ont été aussi les premiers à se mobiliser. Pour lui, comme pour vos autres enfants, le meilleur discours de prévention que vous pouvez lui tenir doit être fait d'information et de tolérance.
60. lafatra
(
19/09/2006 18:58)
^^^^loza loza loza^^:?:, nangetotra ny foza ha!ha!:-D:-D:-D:-D:-D:-Dha!ha!....