Loza tena loza

21. Fiffi ( 24/08/2006 15:38)
22. diamondra27 ( 24/08/2006 16:04)
fiffi:
wééééééééééé




=))=))=))=))=))=)):*

:P:P

de bizoroka kely koa ka!ho an'ny ze te-hahazo sy tsy mbola nahazo:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*

surtout bobone:*:*:*:*:*:*:*:*
23. diamondra27 ( 24/08/2006 16:06)
loza tena loza 'ty re olona a!

24. Fiffi ( 25/08/2006 05:41)
zany ve ? hoe loza loza fa naninona moa ny foza ? :-D:-D:-D:-D tsy misy loza fa fiainana daholo zany eh!
25. diamondra27 ( 25/08/2006 05:57)
fiffi: le foza nidirandoza=))=))=))

ary loza ny fifamoivoizana:-P:-P,attention ta conduite:°)
26. diamondra27 ( 25/08/2006 08:24)
Mpandefa : bobone [ Valio ] 24-08-2006 10:27:38
Lohateny : Re : Loza tena loza
ô ry Diamondra an! fa taiza ary in-dry t@ orana nidona no tsy nahalala ny 5 ariary 4


bobone: adinoko fa hay mbola nisy ihany koa ny hoe:

3 ariary 2 ny paoma :oops::oops::oops:;-)=))=)):-$:-@


sans rancune an!
27. kelly13 ( 25/08/2006 09:33)
diamondra27>zany 3 ariary 2 ny paoma izany v ankia tsy efa t@ andron'i galliéni? hihihihi
zao angamba ny paoma any 1000 fmg ny 1, hihihi
ca me fait penser t@ zay nianatra tao @ maria manjaka fa mpihinana paoma sy sira sy sakay, mioum mioum b! hihihihi
28. mandrindra ( 25/08/2006 10:49)
loza tena loza fa misy mitsikera ny safidin'ny hafa.

loza tena loza famisy mametra ny fahalalahan'ny hafa noho ny heviny

loza tena loza fa taiza zany andriamanitra izany no niteny hoe tsy maintsy lahy sy vavy no miaraka?
29. bobone ( 25/08/2006 12:29)
:-D:-D:-D:D:D
tsara be ilay resaka!an :-D:-D
tsy tezitra aho akory fa tsy maintsy asiana blague ny fiainana ary malalaka ny resaka samy milaza ny heviny io !! Mahafinaritra e!
sa ahona Diamondra an! omeko tsiky fona in-dry e!
30. diamondra27 ( 25/08/2006 13:02)

kelly13::lol:

bobone::P de 8)8)
tapitra eto ny ahy ny fandraisana anjara @ity.

Mazotoa daholo.
:-*:-*:-*

de 'ty (l):*:*:*:*(l) ho an'ilay olona iray izay fa tsy vehivavy akory izy fa lehilahy
31. soanja ( 26/08/2006 00:04)
bobone:

ô ry reto an! ahoana ny hevitrareo @ ireo vehivavy manambady vehivavy na lehilahy manambady lehilahy!
loza be tokoa fa matoa Andriamanitra nanao hoe :lehilahy manambady vehivavy iray de izay fa tena fanarahana ny toetr'andro ve !sa fitiavana te hanandrakandrana na sa efa adalana be izao!


Io indray fa niverina o. Aiza ary I Prime fa mahita ho resahina be momban'io izahay sy izy.
Afaka mivady hoa izay te hivady e. Any an-danitra mifanazava.


32. pissoa ( 26/08/2006 12:27)
mandrindra:
loza tena loza fa misy mitsikera ny safidin'ny hafa.

loza tena loza famisy mametra ny fahalalahan'ny hafa noho ny heviny

loza tena loza fa taiza zany andriamanitra izany no niteny hoe tsy maintsy lahy sy vavy no miaraka?

Inona no tianao akondro sa voasary :roll: ... Tsy ho tsikeraiko kely ve rehefa mahagaga ahy ny safidinao? (Inona no mba hitiavanao voasary e --- ohatra) :-D:-D:-D

Fa iza no mametra an'iza? Rehefa heverinao hoe tsy mety - dia teneno hoe tsy mety, tsy mametra an'iza n'iza io fa miteny fotsiny. Raha tsy teneninao izay heverinao fa tsy mety izay - dia izay ianao vao mametra ny olona tsy hanao ny mety :-D:-D:-D

Ny resaka Andriamanitra tsy asiako comment fa efa niadintsika hevitra tany amin'ny Finoana sy Fivavahana :-D:-D:-D
33. mandrindra ( 26/08/2006 20:28)
rehefa tsy ekena ny safidin'ny olona iray dia manome sosokevitra na mitondra fanazavana fa tsy mitsikera :-D:-D:-D

ny lohatenin'ny lohahevitra dia hoe :"loza tena loza". na iza na iza mahita loza dia avy hatrany dia mametra hoe aza atao, na aza andehanana satria loza. noho izany misy famerana ao.:-*
34. pissoa ( 27/08/2006 16:00)
Ahoana no hanomezana sosokevitra amin'izany tsy mitsikera izany? Dokafana ve aloha hoe mety be mihitsy ny ataonao ... Dia eeeuuu - ahoana ny sosokevitra omena rehefa mety be ny ataon'ny olona iray? :-D:-D:-D

Mahatsiaro voafetra ho azy ny iray - fa tsy misy mametra azy. Fampitandremana no nataon'ny olona niteny hoe "loza tena loza" :-D:-D:-D
35. bobone ( 28/08/2006 05:07)
:D:D
Merci an'i Diamondra nandray anjara tsy izy irery fa ny namana rehetra!tsy ankanavaka!:D:D
Mirary soa ho anareo!
Mahafinaritra ny manosaka hevitra satria ao anatin'ny hevitra alefanareo na tsikera de misy lesona tsoahina avokoa! mahafinaritra.
Tanjona de fifankatiavan'ny mpinamana! ary fenointsika tsiky de tena ampy!
Mankasitra indrindra
(l):)(l)
36. xxx ( 28/08/2006 05:19)
kii ity vao loza ary tena loza fa sady ipod no string
37. bobone ( 28/08/2006 05:24)
:roll::roll::lol::-D:-D:-D
mahita raha enao an!:-D:-D
hafa koa ity zalahy :-D:-D:roll:
mampitokiky olo-jiaby
karakôry tsara !!!:-/:-/
38. diamondra27 ( 28/08/2006 18:16)
bobone: io akia ilai archive nasaiko nanontaniandry a!

mazotoa manaraka :-*:-*


http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4498f79c098da
39. bobone ( 29/08/2006 05:58)
:D:D
Merci akia Diamondra mazava tsara kan!
de hazoto tokoa moa! Mankasitraka ary e!
:-*:-*
40. diamondra27 ( 29/08/2006 08:31)
bobone: voaray 5/5

:wink::-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091