Tokony ho efa 2009 ntsika izao!

41. ravatorano ( 29/08/2006 07:10)
majesty
42. prime ( 29/08/2006 14:20)
:roll::-D:-D
43. Achia ( 30/08/2006 20:15)
inn zany gold zany ravato :?:
44. prime ( 31/08/2006 09:55)
:°)
45. Fiffi ( 31/08/2006 10:22)
Oh ! my God !
46. prime ( 31/08/2006 11:09)
beksa izany ry achia a... (soavaly telo)
47. majesty ( 31/08/2006 12:05)
ravatorano: tsy aleo zu:P
48. Achia ( 01/09/2006 19:08)
prime:

beksa izany ry achia a... (soavaly telo)


hay ve P M U e , sao de lasa rano daholo de tsisy vato tsony avy eo ry Ranombato a ! :-D:-D
49. majesty ( 05/09/2006 04:36)
:?::roll:
50. Achia ( 05/09/2006 20:07)
inona no mahagaga an'i maji anzany le pmu ve , soavaly telo nge zany e :°)
51. prime ( 07/09/2006 11:08)
manomboka mivilana ny resaka ato e... sa efa voavaly ny fanontaniana?
Mba omeo hoe ry majesty ny tok. sy and. ao @ faminanian'i Daniela izany?:lol:
52. Achia ( 07/09/2006 19:47)
:°)
53. majesty ( 08/09/2006 08:38)
prime:ouway,cour lava-b zany fa zany hoe raha haka avant gout d ao amin'ny Dan 8 sy Dan 9 ao aloha vakivakiana an,fa misy ifandraisany tsinn reo :D
54. Fiffi ( 09/09/2006 09:38)
Achia:
inona no mahagaga an'i maji anzany le pmu ve , soavaly telo nge zany e :°)
zao ve tsy hahagaga ? lasa resaka PMU sy ny soavaly le izy koh!


55. Achia ( 09/09/2006 18:52)
ny fandraisanao azy no soavaly fa efa nivadika resaka bexa aza izy tao ambony tao ra nanontany aho hoe inona zany gold zany de nisy no nilaza hoe soavaly telo zany e bexa io a nefa ny soavaly mpanao inona tsy pmu :°)
56. prime ( 11/09/2006 14:40)
:°):-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427