Ny sambatra ao amin'Andriamanitra

21. Fiffi ( 24/08/2006 06:26)
prime:
Fiffi> Ka ny olona anie toa tsy miraharaha izay finoana e, izaho efa nahita olona niteny mihitsy aza hoe ny tena fahasambarana aza hono dia rehefa vita ny sitrapo rehetra dia maty @ izay fa tsy mila tratra antitra izany...
zay indrindra le zavatra tena tsy azoko an! satria ohatra zao hoe ny tanjona iray de vita soamantsara satria io no sitrapo de ampy ve zay ? zayno hatao hoe fahasambarana ka ny ambiny tsy misy antony raha continuéna fa aleo aza maty zany ?


22. prime ( 24/08/2006 08:08)
Fiffi> Tahotra ny hidina @ toerana nisy azy taloha no sady tahotra fahanterana koa satria fijaliana no fandraisana ny fahanterana ho an'ny eoropeana ohatra... Izay aza no mahatonga (ankoatra ny "déception") ny olona hamono tena (ireny superstars ireny, ary nisy fotoana tena lamaody mihitsy ilay hoe rehefa tonga @ ilay phase ultime ny harena, laza, voninahitra dia go @ izay...)
rakaroka> Misaotra anao nitondra fanazavàna... raha azoko ny tianao lazaina dia ilaina ny manan-karena, fa ny harena nefa misy karazany maro, ary koa tokony ho tsara fitondran-tena ny olona satria rehefa mi-réincarner izy dia hanan-karena mihitsy aza... ahitsio raha diso...
diamondra27> raha ohatranao daholo ny olona dia hiadana ny tany satria samy mahay mihonona amin'ny zava-misy sy ny anjara tandrify...
23. prime ( 24/08/2006 09:08)
Tohizako lalindalina kokoa ary e,
"Sambatra ny malahelo am-panahy;...", hoy Jesosy, malahelo am-panahy nefa sambatra, ahoana ny fahitanareo an'izany?
dia mitohy "Sambatra ny ory;...":wink:
24. diamondra27 ( 24/08/2006 15:46)
Mpandefa : prime [ Valio ] 24-08-2006 10:08:06
Lohateny : Re : Ny sambatra ao amin'Andriamanitra

diamondra27> raha ohatranao daholo ny olona dia hiadana ny tany satria samy mahay mihonona amin'ny zava-misy sy ny anjara tandrify...


Ié, enga anie!
nena refa tsy à la rue, sy misy rindrina 4 ialofako, sakafo kely, jiro sy rano de 'zay , mionona be fa tsy mitady ny tsy misy hampaory tena.

Mafy ange izany à la rue izany ry 'reto e! Kanefa refa matoky ianao fa Atra tsy mamela anao sy miahy anao, de ho hitanao fa hahazo fiadanana ny fonao.
Miraisa Aminy foana , de mivavaha na @ sarotra na mora fa tsy ho ory ianao. Aza arahina ara-bakiteny ny Baiboly fa vie la parole de Dieu

Fa izany tsy midika akory hoe: raha omena trano luxe aho : de handà a!
haiko ny miaritra @ fahantrana ary haiko ihany koa ny miaina @ fiainan'ny mpanambola, efa nolalovana daholo izany.Tsy araka ny heriko ihany fa noho ny fanakinako ny fiainako @ Jesosy no maha -hananako le force

Aza mihary harena aty ambonin'ny tany ianareo, izay mety ho lo..... hoy ny SM
25. Achia ( 24/08/2006 20:59)
mbola ho avy fa tena tsy manampotoana e !
26. cutie ( 25/08/2006 00:49)
Mpandefa : prime [ Valio ] 24-08-2006 11:08:51
Lohateny : Re : Ny sambatra ao amin'Andriamanitra
Tohizako lalindalina kokoa ary e,
"Sambatra ny malahelo am-panahy;...", hoy Jesosy, malahelo am-panahy nefa sambatra, ahoana ny fahitanareo an'izany?
dia mitohy "Sambatra ny ory;..."

nga tsy nangataka ny herin'ny FM vo namaky an'io :lol::lol::lol:
27. prime ( 25/08/2006 09:03)
diams:
Aza arahina ara-bakiteny ny Baiboly fa vie la parole de Dieu
diams> tsy mazava... vivre la parole de Dieu ve izany midika ho tsy manaraka ara-bakiteny izay lazainy?...
Achia> mandalo fotsiny an...:wink:
cutie> nangataka fa mbate hanontany hevitra... ny anao izao ahoana ohatra?:lol:
28. prime ( 25/08/2006 09:24)
"Sambatra ny malahelo am-panahy;...", "sambatra ny ory;..."...
majesty:
tsy sambatra ntsika satria tsy manana finoana (sambatra ny madio am-po fa izy no ahita an'Atra sns),tsy sambatra ntsika satria mbola miaina eto @ty tany feno ota ity,tsy sambatra ntsika izay tin-tsika atao ihany no ataon-tsika kanefa reny dia zava-poana avokoa,
Dia inona ary no tokony ho fiady @ izany izay tiantsika atao izany satria raha ny lazainao izany dia io no fosotra, ilay "izaho"...
29. cutie ( 25/08/2006 20:13)
cutie> nangataka fa mbate hanontany hevitra... ny anao izao ahoana ohatra?

ka raha nangataka de asehoy le FM azo e, valio le fanontaninao :-D:-D:-D
30. Achia ( 26/08/2006 06:49)
ny sambatra ve ? dia izay maty ao @ tompo izany hoe ireo ol nahafeno sy nanaiky ny fepetra voalazan'ny baiboly na ny sitrapon'ATRA ka maty dia izay no sambatra . Fa le ol manankarembe reny hanontanio nge reny ra milaza hoe sambatra e
31. rakaroka ( 26/08/2006 18:10)
Izay indray aho vao tafaresaka fa variana niatrika ny fiainana e: ny mahavariana ahy dé ohatran'ny misy coincidence @ sujet resahintsika foana mielina eo anatrehako (sérieux a) dia miatrika 'le izy am-pahasambarana mihitsy aho, tsy nieritreritra ny tamby sns araka ny analyse-nareo fa tamim-po tsotra sy madio: misy "situation" iainana tsy mamela ahy ho
spectateur fa ho "actrice plutot".
Tsapako eto fa ny sujet no-évoquén'i Prime ity dia ny fo sy ny fanahy angamba no afaka ahatsapa ny heviny kokoa fa tsy ny saina loatra.
Ny fanazavako mikasika an'i Dalai ery ambony, tsy natao hisainana tamby ka, satria azo tambezina daholo
na fahaverezana na afobe,sns...Fa une chose sur inoako kosa aloha dia hoe miantoka ny rahampitso sy ny mandrakizay foana ny natao sy ny tsy natao anefa tokony ho natao. On peut pas être partout fa fantaro izay raison d'être-nao dia abordé-o tsara sy am-pitiavana, Dia hajaina ny Univers miantomboka @ Atra
ilay namorona h@ madinika indrindra.
32. diamondra27 ( 26/08/2006 19:08)
pandefa : prime [ Valio ] 25-08-2006 11:03:14
Lohateny : Re : Ny sambatra ao amin'Andriamanitra

Hoy i diams:
Aza arahina ara-bakiteny ny Baiboly fa vie la parole de Dieu

diams> tsy mazava... vivre la parole de Dieu ve izany midika ho tsy manaraka ara-bakiteny izay lazainy?...


prime: azafady fa diso frappe ilay izy
tsy arahina ara-bakiteny ilay izy fa tokony hiainana(araka izay azonao atao)
33. rakaroka ( 27/08/2006 03:35)
Izay mihitsy ny izy hoe "IAINANA" , ka izay no nahatonga nasiaka firesaka foana.Toa misy 'contraste' be izany ny voasoratra sy ny fiainana atrehina: Ny soratra izao manao hoe:"Ry oulbelona efa naseho anao izay tsara sy izay ila








34. rakaroka ( 27/08/2006 03:50)
Ilain'i Jehovah aminao dia ny ho tia famindra-po, fahamarinana sy hanaraka Azy @ andro iainana.
Jerena anefa ny fiainana toa manalavitra izany andro aman'alina:taloha tsy nisy risoriso ohatra, ankehitriny toa tsy afaka hivelona ny maro fa toa voatery aza...
Ka izay no mahatonga ahy milaza fa misy toetra ara-panahy: miantra, tia fahamarinana ,sns 'zay mitaky
ny "consciencen"'ny tsi-1/1.
Fiheverako raha nahary antsika Atra, efa nohariany daholo h@ "moyen" rehetra ahasambatra antsika , ny
bâton magique @ izany angamba dé ny "consciencen'ny oul!
35. majesty ( 28/08/2006 05:30)
Diamondra27:raha azoko tsara izany le fahasambaranao miankina amin'ny zavatra izay eo ampelantananao,dia raha avy ny andro tsy hananao an'ireo ohatra d ahoana?
Prime:mbola eto an-tany fiadiana ntsika zao,mbola tsy misy milaza fa hoe mpandresy fa ny milaza efa resy no bdb,noho izany dia tano mafy ny finoana fa rehefa any an-danitra ntsika vao azo lazaina fa tena sambatra:-*
36. diamondra27 ( 28/08/2006 08:03)
majesty: tsy azonao ilay izy ka! tsy miankina @izay hananana no mahasambatra , fa ny fahaizana mankasitraka izay eo anoloanao.

Ka raha tonga ny tsy fisiana, izay efa niseho t@ fiainako, de tsy kivy fa misaotra ary mino sy manaNtena fa ao Atra mitsinjo ny zanany. Dia lazaiko anao fa tanterahiny tokoa izany.

Omeko ohatra iray ianao: nisy olana teo @ fiainako, tena latsaka tao anatin'ny lalina aho, tsisy issue intsony, ny havana tsy misy manampy fa samy miala pas, ny namana ihany koa, tsy misy olona intsony manampy anao nefa ianao tena mila fanampiana. Ny nataoko dia nivavaka fa nisy moment aloha dia tena nanontany tena aho hoe:aiza ihany ary ilay valimbavaka, mila ilay valiny eo no eo aho kanefa tsy izay ny eritrertr'Atra. Ny valiny anefa dia lazaiko anao fa tena nomen'i Tompo ahy daholo ny zavatra rehetra nagatahiko(trano akaikin'ny fiangonana,toerampiasana, école, tsena sns...)
dia mahatsiaro sambatra aho @izany

conclusion:nisy andro tsy manana na inona na inona aho, fa afaka mionona @izany, mifaly @izany
ary misy fotoana rehefa nahazo ilay valimbavaka dia sambatra.

asa na azon'i rakaroka ilay fipetrany na tsia?

======>ny bonheur amiko refa manakina @Atra ianao ka mahay mionona @ izay hananana na koa oe: izay misy sy miseho, mahay mi-apprécier na dia zavatra kely aza fa tsy himenomenondava foana, tsy mahay mankasitraka
37. prime ( 28/08/2006 09:26)
Tsy mitsahatra aho mamerina ilay tenin'Andriamanitra ery ambony
aho:
Matio 5:3-12[/b]"[b]3 Sambatra ny malahelo am-panahy;... 4 Sambatra ny ory;... 5 Sambatra ny malemy fanahy;... 6 Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana;... 7 Sambatra ny miantra;... 8 Sambatra ny madio am-po;... 9 Sambatra ny mpampihavana;... 10 Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana;... 11 Sambatra hianareo, raha haratsin'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko. 12 Mifalia sy miravoravoa hianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa toy izany ihany no nanenjehany ny mpaminany izay talohanareo."

Ampidiriko ny hevitro, ny sambatra ka eken'Andriamanitra ho tena sambatra dia ireo mpino Azy ka miharitra @ fijaliana noho ny anarany... Misy koa teny manamafy io hoe raha tsy milanja ny hazo fijaliany ny mpino tsy azo atao hoe mpianany...
Izany hoe, ny fanontaniako dia hoe, firy amintsika milaza ho mpianany na mpino no manaiky hiaritra izany ary hilanja ny hazo fijalian'i Kristy?
38. rakaroka ( 28/08/2006 13:39)
Izay no mahatonga ny oul maro hihainohaino, ny maha mpianatra apetraka @ hoe fitondrana hazo fijaliana:
Symbole ihany angamba ny hazofijaliana fa tsy zavatra natao hofikirina sanatria toa ivavahana mihitsy!Symbole midika ny fifandraisan'ny olona samy oul sy Atra sy ny oul.
Ka lé fifandraisana io dé heverin'ny sasany fa Jesoa no manatanteraka azy anefa tompon'andraikitra décisif @ izany indrindra koa ny oul,hevero ny hoe
"Atao ahoana moa ny fitia an'Atra izay tsy hita raha
ny oul aza tsy mifankatia,"
"Mpianatro ianareo raha mifankatia" cf Jaona
La réalité @ chrétien sasany toa ahiany ho satana daholo ny ao ambadik'izay tsy misaina ny hazofijaliana. Toa ny hazofijaloana ihany angamba no mba fihevitra sy tokony eritreretina sous reserve hoe
'ndrao tsy vonjen'i Jesoa.
Jesoa niandrandra zavatra maro fa ny mpianatra nampianatra izany no tsy nahazo resaka, d'ailleurs
betsaka t@ nolazain'i Jesoa no tsy azon'ny mpianany akory aza.


39. diamondra27 ( 28/08/2006 17:46)
prime:ié izany tokoa ny fahasambarana e!saingy vitsy dia vitsy aloha ny mahatanty miaritra e! tsy mety hizakailay hazo fijaliana, kanefa ao ambadik'io hazao fijaliana io de hasambarambe( abondance )
Tahaka ilay nahazo an'i petera sy ny namany nanjono tontolo alina nefa mpanjono no anton'asany; rehafa nahita an'i Jesosy anefa izy ireo dia nahazo jono hazadrano tsy araka ny nampoizany fa mihoatra lavitra noho ny espérence-ny.
Koa ho anareo izay mbola tsy nahatontosa izany expérience izany dia manome courage anareo aho, aza kivy fa manantenà hatrany, fa mampandroso izany fitsapàna lalovanao izany
Amin'izay fotoana izay dia ho hitanao rehefa afaka ilay hazo fijalianao ianao dia hahatsiaro fahasambarana.

Aza adino koa anefa fa hoy Jesosy: apetraho amiko ny enta-mavesatrareo...
40. rakaroka ( 29/08/2006 10:47)
Mampihomehy ny fiheveran'ny kristiana sasany fa rizareo ihany angamba no mizaka fahoriana eto amin'izao tontolo izao.
Ataoko partout "La vie est un combat tsy omena fotsiny tahaka ny famonjen!i Jesoa izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104