Akoho rapida

1. simplex ( 20/08/2006 20:28)
Asa ianareo na efa nanandrana fa nisy namana nanao akoho sy olatra. Toy izao ny nanaovany azy:

* tetehina ho somary kelikely ilay akoho
* sauter-na, de atao somary miha-volamena
* arotsahy ao doly izay "epices" tianareo, tandremo sao lasa masiaka be toy ny indian an
* sira aza adino
* somary tetehina ho kelikely ny holatra ra ngozangoza,
* arotsaka ao @ lay akoho ilay olatra, de asiana rano eo @ antsasatsany
* endrasana ho ritra

Tena milay be le izy ary tena tsotra, mety mintsy hoan'ny kofa tsisy mpahandro. Aza adino ny mahandro vary ;-):°):°)

:-*:-*
novalian'i vale ny 23/08/2006 12:28
2. vale ( 20/08/2006 20:58)
:-*:-*:-* na ho any sipa ko aza koh!hihi:oops:
ty koa version hafa:wink:
rehefa voatetika ny akoho sy voadio, sauter-na, asina épice kou, rehefa faramparany de arotsahy ny holatra, 10à15mn @ farany asio crème liquide,tsy adino ny sira, sy ny vary, MIAM:miam::miam::-D, tsy olana ho an,zay tsy tia matavy:P fa manao rezima njay avy eo,hhihihi:wink:
3. Herimiafina ( 20/08/2006 21:09)
Sao dai misy mahita akoho velona ianareo atao akama fa ny aty aminay efa dangy daholo ny akoho dai tsy mba misy maneno refa maraina klé. :-D
4. vale ( 20/08/2006 21:34)
:lol::-D:-D:-D:°)
5. boubounezy ( 20/08/2006 21:57)
:miam:poulet au champignon ve?? champignon noir ny tena fanaoko miaraka @ poivre vert kely ary gingembra. na asina sauce matevina fécule na farine izy fa ny anah lé tsisy no tena tiko azo atao kou nefa ny champignon parfumé miaraka @ lé poulet fa escalope no tena tsara anaovana azy:miam::miam::-P
6. vale ( 20/08/2006 22:59)
:wink::wink:miam be kou io, ny ahy alou vidiko any @ resto rapide (chinois) reny , fa tena miam be io an, indray2 ataony canard ny hena à la plasy de poulet, waow!!!!:miam::^)
7. miangalyandria ( 21/08/2006 09:25)
ganagana sy holatra koa ryzalahy efa nataon'ny tato an-trano fa tsara a
8. simplex ( 21/08/2006 09:34)

miangaly: ahoana ny fanaovana azy ? :D

:-*:-*
9. diamondra27 ( 21/08/2006 09:47)
humm matsiro be izy zany


simplex: ary enao kay mana-talenta de manafina an!

HM: tsy mila akoho velona fa enao ihany no akohombohitra ao e!:wink: tanjemo sao tezitra eo an!


poulets aux champignons kay izy ity

ny ahy asiako carry sy poivre & sel de persil sy tongolo ravina kely



10. kelly13 ( 21/08/2006 10:33)
fa ny akoho au coco aza mba atao fa tena gras b mihintsiny malgré hoe esorina ny tavy @ akoho! sinon bon app dol e

11. Vaika ( 21/08/2006 10:34)
diams : raha mba fantatrao mantsy fa tena manan-talenta tokoa i nedala io fa aoka fotsiny:°)

simp a ! raha somary ampiana akondro iray leitsy, dia tetehina atao rondelles dia amin'izay ilay sauce marihitra tsara, miam miam !
12. kelly13 ( 21/08/2006 10:35)
hein??? akondro???
13. Vaika ( 21/08/2006 10:40)
kelly13 : oui ankia a ! rehefa masaka ilay akondro dia tsy re ilay tsirony mamy fa milay be, misy aza coco koa no atao dia milay be koa.
14. diamondra27 ( 21/08/2006 11:06)
vaika: oadrayyyyyyyyy , aoka fotsiny enao ranadahy fa tssss tain e! mandeha miadana ra-simplex fa tsy misy maha maika azy


poème, hira,nahandro sakafo, eseky, etc.... aoka re e!

simplex: sa tsy azo lazaina eto moa izany?
15. booboo ( 21/08/2006 11:17)
Tetehina tsy atao madinika loatra ny nofon'akoho, na tondé ilay feny na haut de cuisses ireny. Endasina atao mendy tsara dia arotsaka tao ny voasary makirana voadidy anaky 4. Rehefa elaela kely dia arotsaka koa ny tongolo gasy miaraka @ tantely ( 6 sotro raha 4 pers. ). Afangaro tsara dia atao malefaka beeeeee ny afo. Andrahoina teo mandritra ny 35 min dia arohirohina matetika fa mora miraikitra beeeeeeeeee ilay tantely.
16. simplex ( 21/08/2006 11:24)

vaika, booboo: akoho misy siramamy ve zany? zany ve dia mety :?::?:

vaika: :oops::oops: tssssssssssssssss. Tsy lany eo ampandrahoana ve lesy le akondro :°):-D:-D

diams: :-$
17. kelly13 ( 21/08/2006 11:54)
vaika>za hoa efa nanao akoho au coco fa tena tsy nisy nanao combien pcq matavy b lôtra, mais akoho sy akondro(?) zany indray no tsy haiko fa tsisy mangidy tsy andramana ankia seri a :*
18. Vaika ( 21/08/2006 12:25)
simp : serie e ! ohatran'ny akoho ataon'ialahy io fotsiny fa ampiana akondro 1 na 2 dia ampiana tongolo maintso ohatran'ny ny an'i diams de curry koa.
Ilay akondro mantsy tonga de lasa liquide rehefa handrahoana. Dia misy léger goût sucré kely plutôt acidulé de milay be. C'est un mets Tandoori leitsy a !;-);-);-)

booboo : adinon-njy le henan-kisoa Miam !

diams : ;-):-*

kelly13 : tu vas aimer ankia ry malala a !:*:*:*

19. pissoa ( 21/08/2006 12:33)
Vile le pole au champignion :miam::miam::miam:

Herimiafina:

Sao dai misy mahita akoho velona ianareo atao akama fa ny aty aminay efa dangy daholo ny akoho dai tsy mba misy maneno refa maraina klé. :-D
Kou maninn raha njy ndray no maneno :-D


20. pissoa ( 21/08/2006 12:35)
Oops - vive fa tsy vile :oops::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2169