Akoho rapida
21. booboo
(
21/08/2006 13:58)
simplex > ié. mbola tsy nihinana raha chinois chinois sucré salé angaha ianao ?
vaika > porc au caramel :miam::miam:
vaika > porc au caramel :miam::miam:
22. kelly13
(
21/08/2006 14:34)
nareo kou mahanoana ka :cry:
za zany t hinana sakafo eny @ vary mitsangana, le, hitanareo le atao manify kely (sady haindry zareo ery ny manapaka azy) le lok's, mmhhhh matriso beeee
za zany t hinana sakafo eny @ vary mitsangana, le, hitanareo le atao manify kely (sady haindry zareo ery ny manapaka azy) le lok's, mmhhhh matriso beeee
23. vale
(
21/08/2006 23:52)
miangalyandria::miam::miam::wink:
ganagana sy holatra koa ryzalahy efa nataon'ny tato an-trano fa tsara a
24. vale
(
21/08/2006 23:57)
kelly13:kelly> manao dieta aky njy avy eo annn!:wink:ooops, rézima fa sao dia malaza hoe miteny @ teny tsy fantatra eto koa ny hiafaràny:wink:kôpy njy e :?:wink::-*
fa ny akoho au coco aza mba atao fa tena gras b mihintsiny malgré hoe esorina ny tavy @ akoho! sinon bon app dol e
25. vale
(
22/08/2006 00:04)
booboo:booboo:wink:melsi aky @re7 a, nahazo 1 njay,,fa zany hoe le voasary makirana zany ve tsy potserina an, fa avela en quartier iny:wink:, dia ny tong gasy aky atao ahoana, totoina koa sa atao ahoana:wink:, melsi!:D:-*:-*
Tetehina tsy atao madinika loatra ny nofon'akoho, na tondé ilay feny na haut de cuisses ireny. Endasina atao mendy tsara dia arotsaka tao ny voasary makirana voadidy anaky 4. Rehefa elaela kely dia arotsaka koa ny tongolo gasy miaraka @ tantely ( 6 sotro raha 4 pers. ). Afangaro tsara dia atao malefaka beeeeee ny afo. Andrahoina teo mandritra ny 35 min dia arohirohina matetika fa mora miraikitra beeeeeeeeee ilay tantely.
26. booboo
(
22/08/2006 07:06)
vale > tsy potserina fa avela en quartier. Lasa confits zareo avy teo dia matsiro kounkou. nt tongolo gasy koa tahaka izay koa fanaovana azy. Tandremo tsara fotsiny ho faran'izay malefaka foana ny afo. bôna bôna e :-*