Omeo sopapa indray sao de mba mety.
41. Herimiafina
(
23/08/2006 16:34)
Io approche participative io retsy ry soanja efa fanaotsika andavan'andro ihany amin'ny olontintsika fa saingy isika fotsiny no tsy tonga saina hoe manao approche participative an!
ohatra hoe:
-Inona no laoka tinao hohanina androany ry cherie malala?
Io izao dai efa izy, na koa:
-manaova akanjoba ianao ry mon amouro fa mangatsiaka ny andro androany.
-an3, handeha fiara izaho dai any ampiasana mafana be, dia aleoko tsy mivesatra akanjoba retsy ry mon amouro keliko an!

42. soanja
(
23/08/2006 23:41)
Marina izany ry HM ny basen'ny Communication dia telo ihany: Passive style, ny aggressive style ary ny assertive style.
Dia ny mahazatra ahy dia ilay faharoa saingy tsy dia tsara io fa miafara amin'ny ady raha tsy mahay mandray resaka ilay olona. Soa fa efa kopy an'io tsara ny vadiko de efa arany ny famindra rehetra.
Ny an'i Gasy anefa matetika dia ilay voalohany, izay tsy tsara koa.
Fa ilay fahateolo no tena mety saingy fianarana hoa ny fiainana. Raha tonga amin'io aho dia mety efa fanahy aho amin'izay.
HM ^:^^:^^:^^:^

43. Fiffi
(
24/08/2006 08:33)
ountsss ! ka misy ny sasany aza hatao hoe chéri na malala ntsss ! tsy mba mamaly an'io akory !
45. dadin
(
25/08/2006 06:09)
Rehefa miantso izy zany ry Soanja dia ilazao fa tsy afaka ny miresaka aminy ianareo fa misy zavatra maharaikitra na koa maika lava, mety ho kopy izy rehefa ela, ka tsy hintso matetika intsony.
46. soanja
(
25/08/2006 14:29)
Dadin > Io tokoa no fampiasanay tato ho ato. Ary tena izay tokoa moa no mahazo anay fa tsy hoe mandainga aminy akory.:-*:-*
48. soanja
(
26/08/2006 04:17)
fijo:
tsy efa mba nilamina kosa ve izay le olona e?
Efa tena manomboka miha milamina izy ka. Roa andro alo izay mba tsy niantso intsony.
50. Fiffi
(
28/08/2006 14:20)
soanja: hummmm hitandry zany ? ny ahy koa akia de tena milamina zao an! :):-*:-*
51. soanja
(
28/08/2006 14:40)
Fiffi:
soanja: hummmm hitandry zany ? ny ahy koa akia de tena milamina zao an! :):-*:-*
Niteny aloha loatra aho fa omaly alina tamin'ny minuit niantso dia ranomaso be. Tsy afaka nanda intson aho fa dia nohainoina izay olany. Afaka nanome torohevitra azy ihany dia afaka natory tsara aho rehefa avy eo. Tsy hita e. Mafy tokoa ity culture shock ity ka.
52. Fiffi
(
28/08/2006 18:58)
soanja: tena mafy marina fa ny fo nanampy kosa de Andriamanitra hamaly azy andry .
53. miantra
(
31/08/2006 13:24)
Midera andry akia aho ry Soanja , tsy arako loatra ity dinika ity fa izao aho vao nanampotoana hamakiana azy.
Tena mahafinaritra ahy ilay torohevitry ny namana , misy soa fianatra.
Mahereza akia ry Soanja, tsara ny manampy ny hafa fa aza adino ny fiainandry na izany aza e!
Tena mahafinaritra ahy ilay torohevitry ny namana , misy soa fianatra.
Mahereza akia ry Soanja, tsara ny manampy ny hafa fa aza adino ny fiainandry na izany aza e!
54. soanja
(
01/09/2006 04:43)
miantra:
Midera andry akia aho ry Soanja , tsy arako loatra ity dinika ity fa izao aho vao nanampotoana hamakiana azy.
Tena mahafinaritra ahy ilay torohevitry ny namana , misy soa fianatra.
Mahereza akia ry Soanja, tsara ny manampy ny hafa fa aza adino ny fiainandry na izany aza e!
:-*:-*:-*:-*:-*:-*
55. Ralay
(
01/09/2006 09:41)
Soanja: toa izany foana ny gasy vao tonga @ toerana iray aty ivelany ary tsy tsapany raha tsy tenenina aminy direct ka aza misalasala ny miteny azy midinika aminy izay tinao hotsapany na dia mety handratra fo aza satria ianao indray no haratra fo raha hitohy eo foana izany.
Zah anefa saika mba hangataka service @ soanja koa nefa tsy sahy injay aloha :-w :-*
Zah anefa saika mba hangataka service @ soanja koa nefa tsy sahy injay aloha :-w :-*
56. tywa68
(
01/09/2006 09:46)
enao anie manampy foana raha efa mpanao an'izany ê courage fa efa tsara aloha ataonao tsapany hoe misy limites ihany koa (fa tsy atao hanakorontana ny tokantranonao) fa ny adidy tsy an'olondratsy :wink:!
57. fijo
(
01/09/2006 20:31)
marina mihintsy io lazain'i virja2 io.aleo avy dia tsorina fa enao no hijaly eo
58. soanja
(
02/09/2006 05:55)
Ralay:
Soanja: toa izany foana ny gasy vao tonga @ toerana iray aty ivelany ary tsy tsapany raha tsy tenenina aminy direct ka aza misalasala ny miteny azy midinika aminy izay tinao hotsapany na dia mety handratra fo aza satria ianao indray no haratra fo raha hitohy eo foana izany.
Zah anefa saika mba hangataka service @ soanja koa nefa tsy sahy injay aloha :-w :-*
Service inona no tian-dRalay angatahina amiko? andramo foana fa tsy misy mangidy tsy andramana tompoko. Zah dia mpanompovavin'ny Madagasikara. Aoka ho tanteraka araka izany.
59. Herimiafina
(
03/09/2006 05:35)
Fiainana daholo retsy io ry soanja an! Tsy manaraka ny heritreritri-njy fotsiny dia somary mahasosotra fa na dia izany aza fiainana daholo ihany!!!!:wink::oops::-w
60. Ralay
(
03/09/2006 17:19)
Soanja: Aoka mihintsy aloha fa horesahako miadana aminjy eo ihany rehefa tena mila ilay service aho fa dia misaotra mialoha anjy tsy nandà. :-*