Omeo sopapa indray sao de mba mety.

21. Herimiafina ( 21/08/2006 01:58)
hehehehe:-D
andramo marina aloha dia hitantsika eo ny tohiny! :-*
22. Fiffi ( 21/08/2006 19:21)
soanja: de nanao ahoana akia izy tao zao ?
23. soanja ( 21/08/2006 20:26)
Fiffi:

soanja: de nanao ahoana akia izy tao zao ?


Niantso indray androany maraina dia sambany mba nahatratra ahy tao. Tsy sahy niteny hafahafa aloha aho fa mitady hitomany izany rehefa miresaka izy sady mampalahelo be mihitsy.
Dia hoy aho moramora hoe "satriko foana aky ny hanampy andry saingy zah koa aky manana zavatra be dia be mila vitaina. Zah zao vao tonga dia mila manasa lamba, miantsena sady handio dosy ka aleo aky rehefa malalaka iny zah miantso andry dia miresaka isika." Dia nomeko azy ilay Student International Center info efa nomaniko, ilay hevitr'i Cutie.
"Aza dia miantsoantso loatra aky fa manjary tezitra amindry eo ilay tompon'ny telephone fa lafo be anie ny vola aloa amin'io rehefa miantso out of state, sa ve indry no handoa azy?, farany dia hoe I ... aky aza dia antsoina matetika loatra fa izy foana mantsy no ato fa zah lava tongotra , ka manjary manahirana aky fa izy anie tsy mba manampotoana firy dia lasa manjary leo izy rehefa mankaty manao vacances indry amin'ny hivers. Izay aky fa maika ny handeha aho a. Mazotoa mianatra. "
Dia vetivety teo hoe hoy izy hoe" Ao ary aky fa tsy hiantso matetika aho fa handefasako email indry rehefa misy tiako hanontaniana." Izay aky a. Nifarana teo ny resaka ka asa na mba smart ihany izy mahatakatra izay noresahiko.



24. Fiffi ( 21/08/2006 20:42)
soanja: hummmm ! tsara akia zany an! fa tandremo fotsiny io hoe mitady hitomany sy mampalahelo zany fa io hiany no hakana ny fon'ny olona nefa hitandry zao fa afaka tsara mandefa e.mail izy hanontany andry raha misy zavatra tiany hanontaniana ?
Zah akia de efa nahazo hevitra t@ nareo rehetra ka na de sarotra aza ny manantanteraka an'le izy , hitako fa indraindray akia tena ilaina io an! :):-*:-*
25. soanja ( 21/08/2006 23:11)
Fiffi>:-*:-*:-* hatrany.
26. LazaDaddy ( 22/08/2006 03:02)
Soanja> aza mba "manampy miferin'aina" izany fa sady tsy mahasoa anao no tsy mahasoa azy.
27. soanja ( 22/08/2006 04:39)
LazaDaddy:

Soanja> aza mba "manampy miferin'aina" izany fa sady tsy mahasoa anao no tsy mahasoa azy.


Mbola tsy nanampy n'iza n'iza niferinaina aho ka. Fa rehefa nampiana kosa ilay olona dia nisy ny fanafitohinana. Dia eo vao miforona ny fiferevan'aina. It's just after the fact, ry Daddy a! Dia io hitanao io fa miala amin'ny fanampiana amin'izay aho izao. Ka inona no hevitrao?

28. LazaDaddy ( 22/08/2006 05:55)
soanja:
Ka inona no hevitrao?
Ny hevitro? Tsy ny "ratsy" no ahasakana ahy tsy hanampy olona raha mbola afaka manampy aho :)
29. soanja ( 22/08/2006 06:33)
LazaDaddy:

soanja:
Ka inona no hevitrao?
Ny hevitro? Tsy ny "ratsy" no ahasakana ahy tsy hanampy olona raha mbola afaka manampy aho :)


Ny olona nampiako aloha hatramin'zay dia ny 65%n'ireo no hitako tsy mbola namadika mihitsy ny fieritretretako. Fa ny ambiny kosa dia tena nampihaiky ahy ny zavabitany.
Nefa tsy mbola nisy na indray mandeha ny tenako kivy manampy olon-kafa vaovao.
Fa ny olona efa nampiana kosa raha hivadika na nivadika amin'ny teny nomena na hoe hanararaotra dia mifarana hatreo ny fazahoany izany tombotsoa izany amiko. Mivavaka aho azy no hany azoko hanampiana azy.



30. malalatinasoa ( 22/08/2006 08:02)
Sao dia nampanantena be loatra t@ voalohany?
31. kally ( 22/08/2006 08:17)
Ka tsy ny fanampiana ara-pitaovana ihany anie no fanampiana e! raha ampianareo foana izy tsy hahaleo tena mihitsy fa ampio koa izy hahaleo tena : izany hoe mba avelao izy hiasa saina sy handeha irery fa tsy mahasoa azy koa ny tantanana lava satria raha vao tsy eo ianareo dia hijaly izy. Ho sambatra kokoa izy rehefa afaka handeha irery.Mahaiza manavaka ny olona mila tantanana sy ny olona mila halefa fa ianao koa no ho sahirana raha tsy mahay an'ireo.
32. papounette ( 22/08/2006 11:07)
:lol:
malalatinasoa:

papounette:

:oops:Fa inn alo zany cultural shock zany?Manao ahoana ny fisehony?Tsy maintsy manao an\'zany daholo ve ny olona mandeha andafy rehetra reny?
MIsy ve ny cultural schok raha ohatra olona avy any Diego mandeha any Tuléar na vice versa?





Rehefa samihafa tanteraka na niova ny tontolo manodidina sy ny fomba fiainana dia matetika mitranga io choc culturel (indrindra indrindra rehefa miova firenena). Mandra-ampi-s\'adapter anao @ ilay environnement vaovao. Ny fitrangany arakaraky ilay olona ihany. Ny ahy izao tsy hita teny ivelany mihintsy satria tonga dia nahafinaritra ilay toerana nisy ahy.Fa ny signe nahitany hoe nisy \"choc\" psychologique fahiny dia t@ volo nihintsana.


Soanja > Misy ny olona no rehefa zatra tolorana sakafo eo ambony latabatra, no lasa mitady fahanana @ sotrokely rehefa avy eo.
Raha te-handa nefa tsy te iteny TSIA mivantana isan\'andro, dia azo atao tsara ny miteny hoe:
- tsy tadidiko tsara ilay izy ka sao manoro vohana aho (tsy maintsy mandeha ikaroka izy @ izay).
- tadiavo sy hamarino @ moteur de recherche fa io no tena mine d\'information,
- somary sahirana izahay ato ho ato,
- na tsy mandray ny phone avy aminy indray na indroa(@ izay izy tsy miantso matetika intsony)

Ataovy tsapany fa mila mikarokaroka etsy sy eroa izy, raha tsy te ho very, fa tsy io miandry tolorana eo fotsiny. Na somary masiaka aza ny fomba anantanterahana izany, soa ho azy ihany izany = mariky ny fitiavana ny namana.
Izay aloha ny hevitro, tsy haiko na mety ahomby na tsia,mahereza e . Aza kivy @ fanaovan-tsoa :wink:.




:lol:Merci malalatinasoa

33. papounette ( 22/08/2006 11:27)
Mericiii Soanja tamin'ny fanazavana.

34. fijo ( 22/08/2006 21:05)
soanja an,raha hiditra amin'ilay patalohandry klo,de vonona aho e,fa raha ity phone lava ity kosa ,an an,aleo hilamina fa hanahirana be
35. Zina ( 22/08/2006 21:21)
asa raha efa nolazainareo eto ko ny:
Home sick (nostalgie du pays)- teny mahatsapa irery lery ka tsy maintsy mitady olona hiresahina....
Tandremo fa lasa la colle be io raha toa ka misy foana ny communication-nareo...
36. soanja ( 22/08/2006 23:55)
Io tokoa ry Zina dia isan'ny culture shock. Ary raha tsy miady irery miezaka mitady hevitra fa tsy miandry fanampiana amin'io dia sarotra be ny manafaka azy.
37. soanja ( 23/08/2006 00:08)
malalatinasoa:

Sao dia nampanantena be loatra t@ voalohany?


Hatramin'izay dia matetika ilay antsoina hoe :"random act of kindness" no ataonay.
Olona tsy fantatray, olona tsy anananay interet ary matetika dia olona eriteretinay fa tsy afa manoatra vao maka io fanapahan-kevitra io izahay. Izany hoe ilay olona tsy hahalala mihitsy hoe izy ilay ho hampiana raha tsy efa hitany eo izahay sy ny fanampiana vao gaga izy. Izy anefa amin'io efa nitady fanampiana hatramin'izay fa tsy mi-react mihitsy izahay. Noho izany matetika dia tampoka sy tsy ampoizina ilay fanampiana noho izany tsy misy ny fampanantenana na ny kely aza.



38. Herimiafina ( 22/08/2006 23:37)
Andramo indray hoe ny approche participative retsy! Tonga dia dialogue be, miaraka manamboatra na manao kisarisary ilay olana mitranga miaraka izany ianareo telo ao, raisina antsoratra ary fantarina ny olana mahazo ny tsirairay avy.
"arbre à probleme" no fiantsoan-dry zalahy manampahaizana azy io.

Ny tanjona dia manampy ilay olona manana olana arakaraka ny perception-ny ilay olana. Tsy mety mantsy ny manampy fotsiny amin'izao fa ny tokony hatao dia izay maha-poritra an'ilay olona mihintsy no hanampiana azy. izay no maha-participative ilay approche.

Responsable kokoa ilay olona amin'iny satria lasa mametrampanontaniana amin'ny tenany ihany hoe inona marina moa no olako dia ahoana no fomba tsara hamahako azy.:roll:
39. soanja ( 23/08/2006 03:18)
ka ny naha-poritra azy dia ny hoe hahatongavany aty Amerika. Tonga soamatsara izy, dia ino koa zalahy problemen'azy! Fa ny olom-belona hoa be siasia.
HM> Misaotra amin'ny torohevitra fa mety tokoa io raha zavatra tena ilako solution goavana fa ity alo somary minor ihany amiko saingy mba nozaraiko aminareo fotsiny amin'ny isika samy gasy. Mino aho fa hilamina izy rehefa afaka 3 volana.
40. malalatinasoa ( 23/08/2006 10:32)
Soanja> Marina izany, ary tena mety tokoa ilay hoe mail sisa no ifandraisana ato ho ato. Aza kivy @ fanaovan-tsoa sy ny fanampiana ho an'izay "tena" mila azy sy ny olona sincere.
Ny mitady ho fetsifetsy anararaotra indray dia apetraka tsimoramora eny @ toerany.

Ty za de manome torohevitra, nefa domabe voararaotra foana :-D.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6726