nahoana kay?
42. pissoa
(
27/08/2006 17:36)
http://pages.prodigy.net/leabo/pages/black-cat.jpg ny fanahin'lah :snif::snif::snif::-D
44. majesty
(
28/08/2006 05:34)
pissoa:tsy Maria rery no vehivavy nankasitrahan'Atra ao amin'ny filazantsara fa na d i Rahaba janga kou aza dia neken'i Jesosy ho marina sy madio,ka natao tao anaty soratra masina mihitsy ny tantarany
46. prime
(
28/08/2006 09:09)
Marina ny lazain'i Majesty, tsy i Maria irery akory no vehivavy modely t@ fitiavana sy fankatoavana ary fanarahana an'Andriamanitra...
Tsy misy resaka katolika ilay resaka fa resaka finoana... ny hoe madio mandrakizay ny renin'Andriamanitra, tsy misy an'izany ao @ soratra masina na dia tendron-tsoratra iray aza fa mpanota toy ny olon-drehetra izy, fa ny mampiavaka azy dia ny finoany sy ny fitiavany ary ny nifidianan'Andriamanitra azy manokana, raha izay dia zava-dehibe ny fianarana ny fiainany, fa tsy madio mandrakizay izany izy fa fampianaram-pinoana izany...

47. pissoa
(
28/08/2006 10:40)
Hono hoa prime ... zah hoe mba omeo tendron-tsoratra iray ao amin'ny baiboly milaza fa tokony naka ps hoe prime ianao dia manoratra eto amin'ny serasera :lol: Tsy misy an'io mantsy ao dia marary be ny saiko sy ny foko e :snif:=))=))=))
48. prime
(
28/08/2006 11:13)
Ka raha izaho aloha izay lazainy ihany no mitombina fa ny ankoatr'izay dia azo eritreretina avokoa araka ny sain'ny olona sy ny fahalalàny...:)
49. pissoa
(
28/08/2006 15:48)
Efa hoe marary be hoa ny saiko sy ny foko fa tsy hitako ao anaty baiboly mihitsy io hoe tokony naka ps prime io ianao dia nanoratra teto =((:snif::snif::snif:
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
51. prime
(
29/08/2006 13:59)
Dia miantoraha any @ Andriamanitra dia tsy halahelo intsony ny fonao, fa tendron-tsoratra tao an-tsaiko sy tao am-poko no nahatonga ny prime...:°):-D:-D:-D
52. pissoa
(
29/08/2006 16:04)
Kiiii - iantoraka any amin'Andriamanira ve izaho? Ka ny Renin'Andriamanitra aza lazain'ny olona fa mety vehivavy janga knou (tsisy tendron-tsoratra mantsy ao amin'ny baiboly hoe vehivavy tsy janga izy :cry: ) :roll:
53. prime
(
30/08/2006 10:44)
Izay milaza izany dia mpandainga satria tsy misy izany mihitsy ao @ soratra masina...
54. ravakamalala
(
30/08/2006 19:42)
pissoa > =D=D miaiky an lé fanzavana aho
Ny
majesty > fa i Maria irery no voafidy hitondra sy hiteraka an ilay mpamonjy! :b
Ny
resaka Masina Maria dia izao: Tsy dia mila hoe Katolika angamba vao mieritreritra fa madio mandrakizay ny Renin'Andriamanitra.
Ny momba an'i Jesoa Zazakely dia izao:
Nihetry ve ny maha-Andriamanitra an'Jesoa tamin'Izy tonga zaza tao an-tranon'omby? Ny hoe Enfant dia tsy fanambaniana na fanakelezana an'i Jesoa velively. Diniho ny toetry ny zaza dia ho azonao mora ny nifidianany an'io. Inona avy no hita ao amin'ny "zazakely": fahatsorana, fahatsarana, fahatokisana, sns. Inona avy kosa no hita ao amin'ny "olon-dehibe": ny sasany mpangalatra, ny sasany mivaro-b..., ny sasany mamono olona, mpandainga iray tanana, sns.
majesty > fa i Maria irery no voafidy hitondra sy hiteraka an ilay mpamonjy! :b
55. prime
(
31/08/2006 09:40)
Maria tokoa no voafidy dia zava-dehibe izany, handraisana azy ho fianarana @ finoana an'Andriamanitra (fanetren-tena, finoana, faharetana, fanajàna, fandeferana...) Fa tsy midika izany hoe lehibe noho i Jesosy i Maria... Jesosy dia Andriamanitra, ary anisan'ny namorona an'izao tontolo izao, namorona ny olombelona voalohany, ary Andriamanitr'i Maria koa... Tsy hitovy mihitsy amin'ny olombelona noforoniny Andriamanitra mpamorona... Ary na i Maria aza dia tsy misy fampitahàna azy @ Jesosy ao @ soratra masina... fa raha ny lazain'ny Hebreo tok.1,2,3,4, dia Jesosy sy ny anjely, Jesosy sy Mosesy, Jesosy sy ny Mpaminany, Jesosy sy ny mpisoronabe no ampitahaina... nefa na ireny aza dia mbola madinika kely raha oharina amin'ny maha Andriamanitra an'i Jesosy... Ka i Maria moa inona raha oharina amina anjely , Mosesy, Mpaminany rehetra, Mpisoronabe? mpanompo tsotra...
Maro ny vehivavy ohatra @ finoana fa i Maria no nofidian'andriamanitra dia ampy mahalaza ny fitahiany azy manokana izay, fa ny ankoatr'izay dia fampianarana malalaka, tsy diso tsy akory fa indray2 mitady hanohitra ny tenin'ny soratra masina ka tsara ihany ny iverenana @ fototra...

56. pissoa
(
31/08/2006 10:57)
Hihihi - nanoratra an'io lava be io ve ianao mba hitenenana zavatra tsy notenenin'ny olona akory :roll::-D:-D:-D
Tsy misy mampitovy an'i Maria amin'i Jesoa anie e, tsy misy miteny hoe lehibe noho i Jesoa i Masina Maria :-D:-D:-D
Tsy misy mampitovy an'i Maria amin'i Jesoa anie e, tsy misy miteny hoe lehibe noho i Jesoa i Masina Maria :-D:-D:-D
57. prime
(
31/08/2006 11:06)
Ny hevitra miafina miseho @ fihetsika sy ny fiteny ka na tsy miteny aza "ny olona" ambaranao, dia efa fantatra ny foto-pinoany araka izay fampianarana noraisiny sy fiangonana itoerany...
59. pissoa
(
31/08/2006 13:07)
Tany amin'izany fiangonana izany angaha i Prime taloha dia niala? :-D:-D:-D
Ny Fiangonanay (Katolika i Pissoa) kloo tsy misy an'izany dia lasa tsy mieritreritra zah hoe misy an'izany e ... Zah tsinn tsy mahay tanteraka ny fotom-pinoan'ny fiangonana hafa :oops::-D:-D:-D
Ny Fiangonanay (Katolika i Pissoa) kloo tsy misy an'izany dia lasa tsy mieritreritra zah hoe misy an'izany e ... Zah tsinn tsy mahay tanteraka ny fotom-pinoan'ny fiangonana hafa :oops::-D:-D:-D
60. prime
(
31/08/2006 13:41)
Izaho tsy miala fa manaiky ny fanitsiana sy ny fanavaozana entin'ny Fanahy Masina... ary izany no anekeko fa tsy misy hoe ny finoana iry sy iry no manana ny marina fa samy manana ny mahaizy azy avy ny tsi11...

:wink: