nahoana kay?

21. belahasa ( 19/08/2006 10:16)
:-D:-D:-D:-D Masina maria ren'Andriamanitra mivava oa anay panoto.

:-D
22. pissoa ( 19/08/2006 11:21)
Diams - tsy ndry no fantatro fa ny conclusion-dry no hitako hoe :-w:-D:-D:-D
diamondra27:
jereo fotsiny ireny t@ 15 août ireny fa be de be ny tany Lourdes , donc tebna zava debe aminy ny mino an'i Marie noho Andriamanitra
:-D:-D:-D Dia raha mandeha miasa any Frantsa dia zany dia midika hoe tena zava debe aminy ny mino ny vola noho Andriamanitra ;-):-D:-D:-D
23. Achia ( 19/08/2006 16:20)
:-D :-D ary belahasa nga misy tangotra e :-D ?
24. miangalyandria ( 19/08/2006 22:31)
ny ahy aloha dia ilay Rainy no resahiko dia rehefa miresaka aminy aho ary matetika mihitsy amin'ny teny frantsay dia "tu" no ampiasaiko satria amiko dia efa fantatro ela be izy, sarotra be amiko ny hanao "vous" zany koa ! "steup" aza ataoko aminy ve koa hihihi :-D:-D:-D raha hanao aho hoe "s'il vous plaît" tena ohatran'ny misy elanelany be aminay mianaka fa tsy olona mifanakaiky fo sa ahoana ny hevitrareo :roll::?:
25. Herimiafina ( 20/08/2006 03:46)
Ny ahy io na mi-vouvoyer na mi-tutoyer, rehefa miresaka amin'Andriamanitra fotsiny dia izay, tsy asiako olana be! :wink:
26. Achia ( 20/08/2006 08:35)
Na atao ohatranzao ary ve ny firesaka @ tsy maninona : k'aiza izy zany jajoky Jesosy e , mba tsofy rano zany kalinay zany mbo havoky e :-D:-D
27. prime ( 21/08/2006 13:11)
:-w:-w lasa vazy2 izy izany an...:?
28. Achia ( 21/08/2006 17:49)
eo ary fa hatao serie @ zay e ! aza tezitsa prime a !kony a !:lol:
29. Zina ( 21/08/2006 22:32)
izay itanao fa mahavantana anao atao e, sy ahitanao an;'ilay izy tena akaikin'ny fonao
30. majesty ( 22/08/2006 09:34)
tsy d any amin'ny fiantsoana azy na tu na vous loatra angamba no olana e:D,fa ze metimety aminao no atao satria ao anaty baiboly tsy misy miresaka hoe zao iantsoana azy :D:wink:
31. prime ( 22/08/2006 10:47)
:roll:
32. majesty ( 23/08/2006 07:31)
Prime::?::?::?:
33. prime ( 23/08/2006 08:21)
diso ny nataoko fa ity :lol: no saika ataoko...
hoe marina mihitsy fa tsy misy an'izany ao anaty baiboly, dia tsy misy koa ao hoe virijiny mandrapahafatiny i Maria, dia tsy misy koa ao hoe, niakatra velona any an-danitra izy, dia tsy misy koa ao hoe zazakely mandrak'ankehitriny Jesosy ("cas de la Sainte Thérèse de l'enfant Jésus")... mahagaga e, Maria sy ry Terezy (sy ry Marta) indray no lehibe fa ilay Andriamanitra, na nohakelezina, na atao toy ny zaza... vraiment bizarre non????:?
34. majesty ( 23/08/2006 09:11)
prime:humm masika filaza an:D
35. prime ( 24/08/2006 08:56)
:°):D
36. Achia ( 26/08/2006 06:52)
aprimndry zala eo nge enao ry prime e ! :-D
37. pissoa ( 26/08/2006 12:01)
Prime -

Ny resaka Masina Maria dia izao: Tsy dia mila hoe Katolika angamba vao mieritreritra fa madio mandrakizay ny Renin'Andriamanitra.

Ny momba an'i Jesoa Zazakely dia izao:
Nihetry ve ny maha-Andriamanitra an'Jesoa tamin'Izy tonga zaza tao an-tranon'omby? Ny hoe Enfant dia tsy fanambaniana na fanakelezana an'i Jesoa velively. Diniho ny toetry ny zaza dia ho azonao mora ny nifidianany an'io. Inona avy no hita ao amin'ny "zazakely": fahatsorana, fahatsarana, fahatokisana, sns. Inona avy kosa no hita ao amin'ny "olon-dehibe": ny sasany mpangalatra, ny sasany mivaro-b..., ny sasany mamono olona, mpandainga iray tanana, sns.
38. pissoa ( 26/08/2006 12:05)
Oops, mivaro-body no tiako nambara tamin'ilay nivaro-b... fa sao tsy mazava. Hay moa io tsy voafafa fa hadinoko indray :oops::-D:-D:-D
39. lapino ( 26/08/2006 13:05)
pissoa:
Oops, mivaro-body no tiako nambara tamin'ilay nivaro-b... fa sao tsy mazava. Hay moa io tsy voafafa fa hadinoko indray :oops::-D:-D:-D
Tsy naleo natao hoe "nivaro-b¤£%#~ " ? :-D:-D:-D


40. pissoa ( 26/08/2006 15:07)
K'efa oe inn hoa zany b¤£%#~ koa? ;):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1132