mitady sa manary"zavamisy mitranga ireo"

1. bmw307 ( 17/08/2006 22:53)
marobe ireo efamanambady dia misaraka, ary marobe koa ireo tsimanana mitsakaraka,aiza no sarotra tanterahina amin'ireo o2ireo?:?::?:
novalian'i bmw307 ny 29/08/2006 11:32
2. cutie ( 18/08/2006 01:23)
tsy mazava:roll::roll::roll:
3. Fanja1 ( 18/08/2006 05:48)
:roll::roll::roll:
4. bellla ( 18/08/2006 06:25)
Tsisy mora toy ny msaraka ky a! fa mananosarotra iany le mitsakarak, noho izany: tano ny azo fa sarotra ny mila :wink:
5. arson ( 18/08/2006 07:27)
bella< mora hoy ianao le misaraka fa ny fanadinona aniny mandritra ny andro firy koa mbola goavana be.indrindra ny fahatsiarovana izay niarahana natao rehetra.tena tsy ho vitako aloha ra izaho e! fa izaho ihany e!tano ny azo fa sarotra ny mila.
Le mitsikaraka koa enjakenjana ihany satria ela vo mety ho tojo ilay tinao indray enao!
TENA SAMY GRAVY IREO E!
6. namanao ( 18/08/2006 08:35)
bmw307:

marobe ireo efamanambady dia misaraka, ary marobe koa ireo tsimanana mitsakaraka,aiza no sarotra tanterahina amin'ireo o2ireo?:?::?:



Raha mitoetra ao @nao ny dogme kristianina de sarotra le misara-bady noho ny mitsaraka ho an'izay mbola tsy manana.
Na de zan az sarotr ihan ko le mitsakaraka raha ao @nao ihany ny dogme kristianina satria raha diso fiantefa zany de ho tsy afa-miala.
7. papounette ( 18/08/2006 08:46)
Vie ta vie comme elle vient!
Qui vivra verra!
et Vive le Célibat!!!!
8. Fiffi ( 18/08/2006 09:00)
9. diamondra27 ( 18/08/2006 09:05)
:-D:-D:-D

tano ny azo fa sarotra ny mila marina ngamba no tokony izy ka

bella: sali sali , elabe njy zany tsy hita an!


le celibat indray de reraka ny hivezivezy etsy sy eroa @ farany de manambady ze hita
10. Fiffi ( 18/08/2006 09:06)
manambady zay hita ! zany ve ?
11. majesty ( 18/08/2006 09:31)
Ny mandrava ange mora e,fa le manangana hummm henjana be io :D
12. diamondra27 ( 18/08/2006 10:23)
majesty: ié tena mora io , azo aripaka daholo ze tsy mahay miorina @ bonne base

le manangana akia ry fiffi: refa celibat le olona de ny fiafarany voafitaky ny sipa oe: za bevokanao de lasa manambady tsy fidiny a!
io ny tiko lazaina

tandremo
13. majesty ( 18/08/2006 10:44)
miombon-kevitra tanteraka amin'i diamondra27:D
14. arson ( 18/08/2006 11:55)
zara aza manatandrify reto ko atao ahona a!refa mahita vady ve tsy ho vadina satria sarotra ny mitady izany!
15. diamondra27 ( 18/08/2006 11:58)
arson : raha mahita tsy olana fa le voafitaka no mampalahelo , manjary mijaly ampanambadiana

deb refa aveo refa mampirafy le kof vao oe: fa ahaona nefa le olona tsy tia anao akory fa nofandrihanao t@ zaza:-w:-w
16. arson ( 18/08/2006 12:29)
diamondra< matoa ny olona mamitaka misy zavatra kandraniny aminao ao zay oh matetika pitranga ny resaka harena.na eo @ lhl zany na eo @ vhv,mody idirany aloha fa refa me tsy misy le harena de ipitsihany @ zay na de efa zaza firy aza no nikamabanana.
17. Zina ( 18/08/2006 13:40)
Tano ny azo fa sarotra ny mila...

hummm mbola mila eritreritina io rehefa sendra an'ilay vady mamono...
18. booboo ( 18/08/2006 13:52)
eka ouz !

refa manaiki-nono, hono, ahifika ouz ny Ntaolo zay na mamy aza ny zanaka
19. pissoa ( 18/08/2006 14:06)
Ngah kisendra ny fangalana vady no hoe sendra ny vady mamono :-D
20. diamondra27 ( 18/08/2006 17:59)
an an an le vady tsara kosa no hoe: tano ny azo ka!

efa mamono zany kosa ve de tsy mba ho darohiko koa!
na de mamono vorona fotsiny aza!:-D:-D
refa nekena teo anatrehan'Atra hono iny de tokony ekena foana, faty no hisarahana.
Asa anefa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2845