mitady sa manary"zavamisy mitranga ireo"

21. pissoa ( 18/08/2006 19:44)
Fa angaha koa misy olona hoe mifoha maraina dia tonga dia hidaroka ny vadiny fotsiny tsisy antony eo e! Samy anton'ny fidarohana ny olona roa - donc sao lany andro hanova eo - raha hahita hanovana koa - nefa ny tena ihany no mahatonga ny iray midaroka :-D:-D:-D
22. soanja ( 18/08/2006 20:28)
bmw307:

marobe ireo efamanambady dia misaraka, ary marobe koa ireo tsimanana mitsakaraka,aiza no sarotra tanterahina amin'ireo o2ireo?:?::?:


Iza aminireo no tian'i bmw? Izay tian'i bmw no sarotra tanterahina.

23. bmw307 ( 18/08/2006 23:41)
soanja a! ny mitady aloha no tena sarotra satria , tsiafaka manary ianao ra tsimanana! sa ahoana hoy ianao ka?:lol::}
24. fameusecousine ( 19/08/2006 01:48)
bmw307:

marobe ireo efamanambady dia misaraka, ary marobe koa ireo tsimanana mitsakaraka,aiza no sarotra tanterahina amin'ireo o2ireo?:?::?:



tsy misy sarotra ireo rehefa vonona hijery ny tena mety aminao ianoa fat sy hoe mijanona noho ny antony hafa(zaza,famille).aza matahotra solitude satria mieux vaut etre seule qu'en mauvaise compagnie=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
25. soanja ( 19/08/2006 02:01)
bmw307:

soanja a! ny mitady aloha no tena sarotra satria , tsiafaka manary ianao ra tsimanana! sa ahoana hoy ianao ka?:lol::}


Izay ve ny fara-teninao? :-*:-*:-*
Misy koa ny hoe mbola tsy eny ampelatananao dia efa arianao. Be ny tahak'izay an!
Mora ny mitady ry bmw a! sokafy tsara fotsiny ny maso eo amin'ny manodidina dia aza adino ilay hiran'ny Jaojoby hoe "Haiko ny mason'ny tia zaho, mibelaka indraiky tsy mani-droe" fa ity kosa dia marina hoe "Tano ny azo fa SAROTRA ny mila"


26. diamondra27 ( 19/08/2006 07:24)
soanja:=D=D=D=D^:^^:^

majesty:m'si:-*:-*

pissoa: mety misy mihintsy io an!
vao mifoha izy de oe:aiza ny café-ko? de raha tsy vita de voalako na nitady zavatra hafa hiadiana @ vadiny. Mampalahelo mitsy nge reny vady voavono ireny e!
27. Fiffi ( 19/08/2006 07:42)
pissoa:
Fa angaha koa misy olona hoe mifoha maraina dia tonga dia hidaroka ny vadiny fotsiny tsisy antony eo e!
=))=))=))


28. bmw307 ( 19/08/2006 17:06)
mampihomehy ahy koa io ry fiffi a!:{:{
29. pissoa ( 19/08/2006 17:10)
diamondra27:
pissoa: mety misy mihintsy io an!
vao mifoha izy de oe:aiza ny café-ko? de raha tsy vita de voalako na nitady zavatra hafa hiadiana @ vadiny. Mampalahelo mitsy nge reny vady voavono ireny e!

Vakio tsara aloha ny notenenin'i Pissoa
zah teo hoe:
Fa angaha koa misy olona hoe mifoha maraina dia tonga dia hidaroka ny vadiny fotsiny tsisy antony eo e!


Raha mahita zavatra hiadivana amin'ny vadiny izy dia nisy tsy nety nataon'ilay vadiny izany tao.

Izaho tsy miteny hoe tsy mampalahelo ireny vonoin'ny vadiny ireny, na hoe mety ny midaro-bady ... fa hoy aho hoe mandiniha tena koa ilay voadaroka fa sao izy ihany no tena fototry ny olana ka lany andro hiova vady eo nefa voalako ihany :roll::-D:-D:-D

Fiffi - ka hita fa marina izany koa. Raha tsy hoe olona adala no vadiny angaha =))=))=))
30. soanja ( 20/08/2006 13:53)
Ny mamono vady amin'ny endriny samihafa dia ratsy daholo. Na misy ny antony nahatonga ny ny fanafitohinana na tsia.
31. bmw307 ( 20/08/2006 18:01)
ka aiza ary no tena marina @ ireo e! tena tsy hitako intsony izay horaisiko
32. pissoa ( 20/08/2006 18:27)
soanja:
Ny mamono vady amin'ny endriny samihafa dia ratsy daholo. Na misy ny antony nahatonga ny ny fanafitohinana na tsia.

Ny mamporisika ny vady na ankolaka na mivantana hamono ny tena dia ratsy foana ... na be fo ny vady na tsia :lol:


33. bmw307 ( 20/08/2006 18:30)
tsihaiko aloa fa ra izaho mihintsy mba manambady izany de tsimba hampijaliko izany ka!
34. booboo ( 20/08/2006 18:35)
ahan !
35. soanja ( 20/08/2006 22:10)
pissoa:

soanja:
Ny mamono vady amin'ny endriny samihafa dia ratsy daholo. Na misy ny antony nahatonga ny ny fanafitohinana na tsia.

Ny mamporisika ny vady na ankolaka na mivantana hamono ny tena dia ratsy foana ... na be fo ny vady na tsia :lol:





Izay tokoa aloha dia ratsy saingy raha lehilahy tsara izy dia izao no tokony mibahana ao an-tsainy" Somary mitady probl ilay ramatoa ity, aleo aloha hiala teto kely haka saina ery amoron-drano."
Mandrangitra olona ratsy fa ny mamono olona na mikasi-tanana olona kosa mbola ratsy lavitra noho izany. efa voadiniky ny lalana io mantsy.


36. pissoa ( 21/08/2006 09:05)
Soanja:
Izay tokoa aloha dia ratsy saingy raha lehilahy tsara izy dia izao no tokony mibahana ao an-tsainy" Somary mitady probl ilay ramatoa ity, aleo aloha hiala teto kely haka saina ery amoron-drano."
Mandrangitra olona ratsy fa ny mamono olona na mikasi-tanana olona kosa mbola ratsy lavitra noho izany. efa voadiniky ny lalana io mantsy.

Rehefa misy mandrangitra ianao - ny reaction normale indrindra dia rangitra. :-D:-D:-D

Dia maninona no mivadika ratsy kokoa ny nataon'ilay nidaroka - kanefa vokatry ny asan'ilay nandrangitra fotsiny anie iny e? Tsy ilay nidaroka akory no diabolika - fa le nandrangitra fotsiny no nitaty ny vokatry ny nataony ./.

:-D:-D:-D
37. Fiffi ( 21/08/2006 10:44)
bmw307:
tsihaiko aloa fa ra izaho mihintsy mba manambady izany de tsimba hampijaliko izany ka!
de tena ho sambatra ny vadinao .:)


38. ikalakintina ( 21/08/2006 16:25)
ita oa ry fiffi!, toky beu tsisy oatr'izany!
39. Fiffi ( 21/08/2006 20:56)
:):-*:-*
40. bmw307 ( 22/08/2006 12:56)
misaotre!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.211