ireo karazan'olona hita eto

61. cutie ( 17/08/2006 14:12)
soanja
fanahy iny fa tsy Fanahy :wink:
62. soanja ( 17/08/2006 14:48)
cutie:

soanja
fanahy iny fa tsy Fanahy :wink:


Ny big F sy f kely ve izany?
Ilay fanahy resahiko dia ny nefesh. Salotra fotsiny ity vatana entintsika ity (zany hoe ny vatana dia vata-ko fa ny fanahy kosa dia tena IZAHO) ,fa ny tena indry dia ilay fanahy ao anatin-dry e. :wink::-*:-*:-*


63. cutie ( 17/08/2006 14:57)
haiko ka :wink::*
fa le big F tsy ahy fa an'Atra, sa tsy zany :wink:
64. soanja ( 17/08/2006 15:05)
CORRECT!:-*:-*:-*
65. cutie ( 17/08/2006 15:08)
:-*:-*:-*:-*
66. Achia ( 17/08/2006 22:11)
fa ahoana tokoa moa zany le hoe olon'ny fanahy sy nofo e ? za manko venjambenjana ihany :°)
67. Solitikabe ( 18/08/2006 01:58)
Ka aleo aloha haverina kely, fa ny tsy fahafantaran'ny olona ny niavian'ny fahafatesana no nahatonga azy nanao angano hoe ny fahadisoana tamin'ny fihinana paoma no nahafaty ny olom-belona. Sa dia tena marina ve ny baiboly mikasina an'io? Eto mantsy dia misy mpandika foana hoe inona ary ny paoma sy ny sisa. Raha toa mantsy ka io no alaina am-bakiteny dia ny bibilava izany dia avy amin'ny devoly avokoa, satria io dia endriky ny faharatsiana na tamin'ny andron'ny testamenta taloha na tao amin'ny Apokalipsy. Sarotra rey olona ny mandinika ny fihavian'ny fahafatesana an. Nefa izany tsy milaza fa tokony ho karakaraina ny vatana satria mety maty.
Ho ahy dia vatana foana aloha ny olona vao fenoina fanahy tsy kelikely. Fa misy mantsy milaza ohatra fa ny zaza vao teraka ka maty dia tokony atao an'itsy na zaroa fa mbola misy ny fahotana tamin'ny fototra, ka tsy tonga any andanitra. Dia hoy aho hoe dia aiza ilay famelan'Atra raha izany.
68. LazaDaddy ( 18/08/2006 02:08)
Solitikabe:
Sarotra rey olona ny mandinika ny fihavian'ny fahafatesana an.
TSy ilaiko dinihina izany fa ampy ho ahy ny fahafantarana ilay fihavian'ny Aina :wink:


69. cutie ( 18/08/2006 02:10)
:roll::roll::roll::roll:
70. diamondra27 ( 18/08/2006 08:28)
LD: mba valio kosa i solitikabe e!
@ le resaka paoma sy bibilava sy vatana sns
71. bmw307 ( 19/08/2006 00:13)
aza mitady ny tsifahita fa ny efa ita aza tsihita izay hanaovana aza koh. sa mbola misy karazana olona vao niforona indray itanareo any ary inona ilay izy ary?
72. soanja ( 19/08/2006 01:20)
Solitika be a, Tsy poma hono io namitahana an'i Eva io fa sao diso fandray isika fa na voaloboka na date na voankazo hafa mihitsy hono.
73. diamondra27 ( 19/08/2006 09:25)
toa misy miteny oe: poara
74. soanja ( 19/08/2006 09:46)
Tena sakafo hafa mihitsy hono satria misy dikany ambadika ilay izy raha io sakafo hafa io. Asa na wheat izy iny sa inona?
75. Achia ( 19/08/2006 16:34)
sao de goavy e ? :°)
76. pissoa ( 19/08/2006 16:59)
Solitikabe:

Ka aleo aloha haverina kely, fa ny tsy fahafantaran'ny olona ny niavian'ny fahafatesana no nahatonga azy nanao angano hoe ny fahadisoana tamin'ny fihinana paoma no nahafaty ny olom-belona. Sa dia tena marina ve ny baiboly mikasina an'io? Eto mantsy dia misy mpandika foana hoe inona ary ny paoma sy ny sisa. Raha toa mantsy ka io no alaina am-bakiteny dia ny bibilava izany dia avy amin'ny devoly avokoa, satria io dia endriky ny faharatsiana na tamin'ny andron'ny testamenta taloha na tao amin'ny Apokalipsy. Sarotra rey olona ny mandinika ny fihavian'ny fahafatesana an. Nefa izany tsy milaza fa tokony ho karakaraina ny vatana satria mety maty.
Ho ahy dia vatana foana aloha ny olona vao fenoina fanahy tsy kelikely. Fa misy mantsy milaza ohatra fa ny zaza vao teraka ka maty dia tokony atao an'itsy na zaroa fa mbola misy ny fahotana tamin'ny fototra, ka tsy tonga any andanitra. Dia hoy aho hoe dia aiza ilay famelan'Atra raha izany.
Tsy azoko tsara ny nitsambikinan'io hevitra io teto :roll:
77. prime ( 21/08/2006 12:15)
pissoa sy diams> rehefa mitovy ho'aho ny hevitrareo 2 dia mba asivo bises kely...(eto koa moa ilay emôtikôna tsy misy bises @ takolaka fa tonga dia be molotra foana...azfd fa tsetsatsetsa tsy aritra)
solitikabe> tsy angano ny voankazo voarara... mikasika ny fahafatesana, dia efa resy izany, sao tokony ny fandresena ny fahafatesana no resahina misy2 kokoa?:lol:
Efa voavaly ve izany ny fanontanian'i LD, mikasika ny karazan'olona hita eto???:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0646