ireo karazan'olona hita eto
21. LazaDaddy
(
16/08/2006 09:06)
Fiffi:Izaho koa mba liana matoa manontany hoe fitsarana ve ny nametrahany an'ireo sokajy ireo?
Paoly zany fa tena mahaliana ahy mihintsy an!
Fa izao Fiffi an! Araka ny nambarany aloha dia "hitsara anjely aza isika" hoy izy ao @ 1Kor6:3. Mila fahamendrehana tokoa izany :-w
22. pissoa
(
16/08/2006 09:20)
LazaDaddy:
Azo sokajiana ho 2 (roa) ny olona hita amin'ny adihevitra ara-pinoana:
- Ireo mandeha araka ny fitarihin'ny fanahy.
- Ireo fatra-pitady fanazavana na porofo araka ny lojikan'ny fiainana ara-nofo.
Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. I Korintianina 2:14
:-D:-D:-D
Fa iza moa ianareo no afaka mitsara ny olona miady hevitra eto amin'ny amin'ny finoana sy fivavahana?
Fanontaniana manitikitika, tsy maninona raha tsy valiana. I LazaDaddy kay ao isan'ireo mandeha araka ny fitarihin'ny fanahy sa isan'ireo fatra-pitady fanazavana na porofo araka ny lojikan'ny fiainana ara-nofo. Ary izaho? :-D
23. LazaDaddy
(
16/08/2006 09:23)
pissoa:ny momba anao aloha dia tsy mahaliana ahy satria ny momba ahy aza tsy fantatro. Mila fandinihin-tena lalina.
Fanontaniana manitikitika, tsy maninona raha tsy valiana. I LazaDaddy kay ao isan'ireo mandeha araka ny fitarihin'ny fanahy sa isan'ireo fatra-pitady fanazavana na porofo araka ny lojikan'ny fiainana ara-nofo. Ary izaho?
24. diamondra27
(
16/08/2006 09:26)
mila fandinihina le bible fa tsy tonga oe: io no voasoratra de samy hitsara daholo isika
et izany de resaka momba ny ady no fiandohan'ny resaka (tsy adin'i hery sy lazadaddy an!) , fa ady voasoratra ao @ IKORT6:1-11
De araho tsara le tantara
et izany de resaka momba ny ady no fiandohan'ny resaka (tsy adin'i hery sy lazadaddy an!) , fa ady voasoratra ao @ IKORT6:1-11
De araho tsara le tantara
25. pissoa
(
16/08/2006 09:26)
LazaDaddy:
ny momba anao aloha dia tsy mahaliana ahy satria ny momba ahy aza tsy fantatro. Mila fandinihin-tena lalina.
Ka ahoana moa no ahafahanao milaza fa
Azo sokajiana ho 2 (roa) ny olona hita amin'ny adihevitra ara-pinoana:
raha ny momba anao aza tsy fantatrao akory? :-D
Sao tsy ao anatin'ilay sokajy roa akory ianao? ... Sao dia lasa sokajy telo izany farafahakeliny :-D:-D:-D
26. LazaDaddy
(
16/08/2006 09:30)
Tsikaritro fa mahatsiaro tena ho voatsara avy hatrany foana isika eto. Mahagaga!!!
Sao dia isika no mitsara tena sy mametraka ny tenantsika @ iray amin'ireo sokajy ireo? Sokajy izay tsy noforoniko sanatria fa ao @ Tenin'Andriamanitra.
Raha miteny aho ohatra hoe "ny olona dia misy manompo sampy sy misy manompo an'Andriamanitra", dia azoko antoka fa tsimaintsy hisy ho tohina. Asa anefa aiza ho aiza ny fitsarana amin'io?
Mitohy ny adihevitra :)

27. LazaDaddy
(
16/08/2006 09:32)
Diamondra> resaka an-jorony hafa anay sy Fiffi iny fa 1 Kor 2:14 ny resaka eto
28. LazaDaddy
(
16/08/2006 09:44)
Tena zava-dalina ny voasoratra ao @ io toko faharoa io. Toy izao ny ao @ andininy manaraka (15-16):
Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin'olona. Fa "iza no nahafantatra ny sain'ny Tompo mba hampianatra Azy?". Fa izahay manana ny sain'i Kristy.
Fa ny olona araka ny Fanahy kosa dia mahafantatra ny zavatra rehetra, kanefa izy tsy fantarin'olona. Fa "iza no nahafantatra ny sain'ny Tompo mba hampianatra Azy?". Fa izahay manana ny sain'i Kristy.
29. diamondra27
(
16/08/2006 09:44)
lzddy: saika lasa nivaona le izy izany
@ maha kristian ny tena vrai kristina aloha de tokony handeha araka ny fanahy izy e! raha tsy zany de Xna anarana fotsiny; ary lasa mandeha araka ny nofo
raha vao tsy tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra ny olona de mande araka ny nofo fa tsy hoe akory:le fatrapitady porofo ihany

30. HESHA
(
16/08/2006 09:53)
Mampifanolana foana ra vao resaka finoana sy fivavahana satria samy manana ny mampiavaka azy foana ny oul e.
Na izany aza matoa natao hoe namana serasera ny eto de mpinamana daholo ihany zany fa mba mampiady karajia.
Ny tiako mba ho fantatra zao ohatra de hoe olona toa inona no lazaina fa "araka ny nofo" dia ny toa inona no "araka ny Fanahy" de ahoana no ahafahana mampiaraka ireo

31. pissoa
(
16/08/2006 10:03)
Tsy aleontsika/nareo ve 1 Kor 2 (iray manontolo) no resahina sy hazavaina fa tsy 1 Kor 14 fotsiny? Mora kokoa ny mahazo an'io, dia hita raha midika io andalana tokana nofidiana io hoe misy sokajy 2 (exactement) ny olona rehefa miady hevitra ara-pinoana.
32. LazaDaddy
(
16/08/2006 10:14)
Pissoa> manomboka eo @ andininy faha 6 io resaka io. Resaka mikasika ny fihevitry ny ara-nofo sy ny fahendrena ao @ tsiambaratelon'ny ara-panahy (izay hevitra tsy takatr'ireo mihevitra ara-nofo).
Dia voaresaka ao fa manana ny ilay fanahin'izao tontolo izao ilay "ara-nofo" noresahinay sy Soanja etsy ambony io.
Mazotoa mamaky sy mandalina ary miaina sy mizara :)
Dia voaresaka ao fa manana ny ilay fanahin'izao tontolo izao ilay "ara-nofo" noresahinay sy Soanja etsy ambony io.
Mazotoa mamaky sy mandalina ary miaina sy mizara :)
33. LazaDaddy
(
16/08/2006 10:18)
mialoha izany, ao @ andininy fahefatra sy fahadimy koa mikasika ny fomba fiady hevitr'i Paoly ny fitorian-teniny angaha ny marina, izay ambarany fa tsy araka ny fandresen-dahatra na fahendren'ny olona :)
34. pissoa
(
16/08/2006 10:34)
Dia aiza ho aiza eo ilay miteny hoe eto?
Sa aiza io eto resahintsika eto io? :-D:-D:-D
Fehiny:Hafa ny tokony hitondrana ny dinika na ny lohateny tokony nofidiana raha dinika natao handalinana ny 1 Kor 2 no nokendrena atao. Ny fahitana azy eto mantsy, dia resaka toetra - na izay mitarika ny olona miady hevitra "eto". Dia misy mahagaga ve raha maneho hevitra ny olona hoe fa iza no afaka mitsy ny olona eto.
Asa raha azonao ny hevitra ... ianao indray ve moa no atoroko :-D:-D:-D
ireo karazan'olona hita eto
Azo sokajiana ho 2 (roa) ny olona hita amin'ny adihevitra ara-pinoana
Sa aiza io eto resahintsika eto io? :-D:-D:-D
Fehiny:Hafa ny tokony hitondrana ny dinika na ny lohateny tokony nofidiana raha dinika natao handalinana ny 1 Kor 2 no nokendrena atao. Ny fahitana azy eto mantsy, dia resaka toetra - na izay mitarika ny olona miady hevitra "eto". Dia misy mahagaga ve raha maneho hevitra ny olona hoe fa iza no afaka mitsy ny olona eto.
Tsikaritro fa mahatsiaro tena ho voatsara avy hatrany foana isika eto. Mahagaga!!!:-D:-D:-D
Asa raha azonao ny hevitra ... ianao indray ve moa no atoroko :-D:-D:-D
35. pissoa
(
16/08/2006 10:37)
Oops - nisy diso kely ny soratro ...
Dia misy mahagaga ve raha maneho hevitra ny olona hoe fa iza no afaka mitsara ny olona eto.
zah teo hoe:
Dia misy mahagaga ve raha maneho hevitra ny olona hoe fa iza no afaka mitsy ny olona eto.
Dia misy mahagaga ve raha maneho hevitra ny olona hoe fa iza no afaka mitsara ny olona eto.
36. LazaDaddy
(
16/08/2006 10:40)
Tsy fantatro raha voavakinao fa io ilay efa nahitsiko t@ i Diamondra hoe:
karazan'olona mety ho hita eto
karazan'olona mety ho hita eto
37. pissoa
(
16/08/2006 11:19)
Miala tsiny fa tsy hitako io teo :-D Mitovy zany fa tsy sahala ny nahitsy sy ny fanitsiana. :-D:-D:-D
Raha ny karazan'olona mety handalo sy miady hevitra eto dia heveriko fa maro tokoa.
Raha tsy maintsy sokajiana miankina amin'ny hoe asan'ny Fanahy - dia na asan'ny Fanahy na tsy asan'ny Fanahy. (Ireo ihany no mety mitranga na resaka inona na resaka inona - rehefa oharina amin'ny Fanahy).
Inona avy no tsy asan'ny Fanahy? Fa ny diso fotsiny (araka ny hevitro) dia ny mihevitra fa
Tsy asan'ny Fanahy ---> Mitady porofo araka ny lojika ara-nofo
na hoe
Mitady porofo araka ny lojika ara-nofo ---> Tsy asan'ny Fanahy.

38. jentilisa
(
16/08/2006 13:58)
Aza avela hisy hitsara anao na amin'ny fihinana na ny andro...oadray! diso adiresy be mihitsy aho izany! Fa iza moa no mpitsaratsara sy mpanameloka olona amin'ny baiboly?
39. hery
(
16/08/2006 14:08)
Raha ilay lohahevitra hoe "ireo karazan'olona hita eto" dia misy tsirony :-) (satria tonga dia tratran'ny tsy ankihetsika i LazaDaddy)
Raha vao miova ilay lohahevitra araka ny fanitsiana hoe "ireo karazan'olona mety ho hita eto" dia manjary niala ny tsirony :-) Satria tonga dia azo tsorina hoe
Ireo karazan'olona mety ho hita n'aiza n'aiza:
1. Ny tsara
2. Ny ratsy
sa tsy izany?