10 aogostra, .... 15 taona lasa izay an'iza ny tsiny?
41. prime
(
31/08/2006 12:30)
Tsy lazaina intsony, ankoatran'i zafy sy ndrema ny rôles lehibe nataon-dry voaibe sy ry daniel ramaromisa, ry alain ramaroson sy ny forongony rehetra... Fa nila rà latsaka aby ireo...
42. fijo
(
01/09/2006 22:42)
ireo mpitarika rehetra tamin'iny aloha amiko dia meloka daholo e.ary izay no hilazan'ny mpanohatra sasany izao hoe :"aoka izay ity fanaovana sorona ny vahoaka ity"jereo io zavatra ao brikaville io.misy mpanohitra tsy momba an'io koa anie e
44. fijo
(
06/09/2006 21:13)
soa letsy fa rava iny an.le izy koa anie letsy ka izao ny fahitako azy e.misy mpanohitra efa tonga saina fa tsy ny korontana no hanovana zavatra.misy nefa ireo voalazan'ialahy atsy ambadika hoe ,le fomba efa tsy nahomby taloha ihany no averina:"G17 lasa G5"tetezamita foana,grenady kely esty,tifitra kely ary.sns.ny olona efa leon'ireo.
46. fijo
(
15/09/2006 22:38)
ny mampalahelo ,dia mody tsy mahalala ry zalahy fa efa lean'izay ny olona.
